fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

241. watafon ( 11/11/2006 07:18)
nisy dite mihitsy tao fa lanin-dry zalahy doly e! :-D:-D:-D za variana naka sary ftsn !
242. mbaliana ( 11/11/2006 15:44)
bien zany ry wata aza mianatra an'i fijo wa...
243. mimich ( 13/11/2006 05:52)
fijo:

mimich koa de mody manamafy eo ko
ka marina zany kooo , izy ts nisotro dite mintsimintsy tamin'iny an!!! sady naka sary koo ka nitandrina tsara:-D:-D:-D
mety refa tonga aty angamba ianao vao hiara-hisotro dite nareo:-D:-D:-D:-D



244. mbaliana ( 13/11/2006 11:22)
mimich aza amporisihina akia izy a :-*:-*... i fijo ary zao mbola dépuriser-na moa zany ny fiteny azy? :-D:-D:-D
245. watafon ( 13/11/2006 17:55)
mbaliana::-*:-* nenà dite tena dite no sotroiko k ! :-D:-D:-D
mimich: manjary mivilana sy tsy centré tsara v ny sary raha misotro dite ? :-D:-D:-D
246. mbaliana ( 13/11/2006 19:32)
watafon zay mihitsy no tena izy... dite fa tsy sarintsariny e...:-*:-*:-*
247. mimich ( 14/11/2006 09:08)
mbaliana> za tsy mampirisika ka!! za ary mpiteny ny oll we aza misotro dite zany wa , fa io moa samy manan ny tiany ee.
wata> ie
248. mimich ( 14/11/2006 09:08)
mbaliana> za tsy mampirisika ka!! za ary mpiteny ny oll we aza misotro dite zany wa , fa io moa samy manan ny tiany ee.
wata> ie
249. mbaliana ( 14/11/2006 19:42)
mimich niverina injoa ny hafatry njy .. sao tsy hitako ve? :-D:-D:-D
mitovy zany isika 2 tsy mampisotro dite an-dry zalah :-*:-*
250. fijo ( 14/11/2006 23:20)
io mimich fa efa nahazo dite de miverina indroa.
aza rarana wa ny olona hisotro dite fa mangitsy izao ny andro
251. mbaliana ( 15/11/2006 11:39)
fijo misotro ranon'apango mafana e
252. watafon ( 15/11/2006 19:48)
:-D:-D:-D
253. mbaliana ( 15/11/2006 20:31)
enga anie tsy hahazo akam i fijo hisotro ny dite rehefa tonga any ...:-D:-D:-D
254. fijo ( 15/11/2006 22:16)
ka io dite mitampihavanana tsimaintsy misy namana foan aka.
255. mbaliana ( 16/11/2006 11:09)
fijo soloina ranon'apango wa minamana foana ange
256. fijo ( 16/11/2006 21:59)
gay kosa le.
257. sasa ( 17/11/2006 05:33)
mbalina dité Veromanitra ihany no sotroin'i watafon
ny an'i fijo dité roma hi hi hi hi dité avy any roma izany le avy any am mbaliana hi hihihih, indrisy mantsy fa ho betsaka tokoa ny akaman'i fijo hisotro dité izao refa aty koa
258. mbaliana ( 17/11/2006 11:44)
gay? aiza ndray nisy gay teto... sa ianao no homo declaré voalohany eto ? virja hafahafa ...

Wata zay ange le tena itiavako an'i wata e tia dite tena gasy veromanitra :-D:-D

Ny diten'i fijo raha avy aty roma dia tsy mivoaka ny sous-douane ka =))=)) sady hanaovana kidnapping le dite dia .. hihihhi
259. watafon ( 17/11/2006 20:10)
sasa: :miam::miam::miam:sady misy maniry mhitsy eo akain'ny tranoko ange e! :-* :-D
mbaliana: aty kosa bobaka fa tsy tokony hivatsy avy any tsony i fijo k ! :-D:-D:-D
fijo: tena ahazoana relation anie io fisotroana dite io e! :-D:-D:-D
260. fijo ( 17/11/2006 22:11)
ie ,tena ahazoana namana io ka,sady mampahafana resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5026