fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

201. ravatorano ( 23/10/2006 05:16)
VAOVAO FARANY

Omaly tolak 'andro i mcz , glou ary ny tenako dia nandeha nijery ampotony ny toerana sy niresaka mivantana tamin' ny tompon 'andraikitra teny amin ilay toerana hanaovana ny fitsangatsaganana.
Ilay izy moa efa raikitra fa saingy nisy fiovana kely fotsiny teo amin 'ny saram-pidirana noho izany dia lasa 2 000 ariary na dix milles fmg indray izany ny frais izay miantoka ny saran dalana mandroso sy miverina sy ny fidirana ao amin 'ny Sahan-dRamalajaonina.
Rst avy taminay ny fiakaran 'io sarany io satria tamin 'ny nandehananay farany teny dia mbola tsisy fiovana ilay izy , soa aza fa nandeha nijery faraparany teny izahay telo lahy.
Misaotra antsika rehetra ary aza hadino fa amin ny valo ora maraina no fiaingana ary ny fodiana dia amin ny dimy hariva.
Ny hetsika hatao eny tsy misy niova afatsy io saran dalana io ihany e !

Misaotra antsika rehetra ary dia miandrandra ny fahatongavatsika maro !

:wink:
202. watafon ( 23/10/2006 10:26)
ravato: misaotra @ fikarakarana e !
mimich: efa tafakatra aty hatry ny omaly e! :-*:-*
sasa: hummm ! hodinihantsika zay f'aza manahy e!
fijo: io anie no efa nolazaiko anlà oe! voa mafy elà e! :-D:-D:-D
203. sasa ( 24/10/2006 04:56)
wata hi hi hi hi hi hi za matahotra matory any anaty hazo klou fa misy biby be any tsinona koa

Misaotra an'i zoky ravatorano nampita ny hafatra :-*:-*
204. watafon ( 24/10/2006 06:14)
sasa: za kalou mbola tsy nahita biby b manodidina an'i vontovorona e! :-D:-D:-D:-D
205. mimich ( 24/10/2006 06:22)
kely sisa ee!!!! efa isain am ratsan-tanana
misaotra an'i zoukki ravato
sasa , tsisy biby zany any fa njy ty an!!
wata> tonga soa , de aiza ny voan-dalana
aza hadino ny gatô versera le atry ambadika:-D
206. rabaradaka ( 24/10/2006 06:30)
Tsara ilay hevitra ary dia misaotra. manentana ny rehetra ho tonga e
ravatorano:

Faly mihaoana aminareo indray amin ny alalann ity lohahevitra ity :D
Omena anreo eto izany ny fiketrehena ny fety sy fihaonana ary ny asa hatao ho an ny namana serasera Dago , fandaharam-potoana hatramin ny volana Aogositra 2007 izy ity :wink:.

1 - Excusion : Fitsangatsanganana eny Vontovorona ny 28 Octobre 2006
Ny toerana : Vontovorona
Fiaingana : amin ny 08 ora maraina eo ampitan ny colas na eo amin\'ny arrêt SOLIMOTEL eo Anosibe.
Sarandalana : 1 500 ariary na 7 500 fmg mandroso sy miverina
Sakafo : samy mitondra ny sakafony sy ny zava pisotrony araky ny efa mahazatra ihany .
Fandaharam-potoana amin \'io andro io :
Maraina : lalao iombonana : efa misy tompon\'andraikitra mikarakara izany ary irina koa ny handraisantsika namana reetra amin \'izay.
Mitatao vovonana : miara misakafo
Ny tolak\'andro : brochette party
Ora fodiana amin ny 05 ora hariva (17h)

Io zany aloha no hetsika akaiky injinja ry namana isany koa manentana antsika reetra ho vory lanona amin io mba hifankahalalana bebe kokoa ^:^

2 - Fambole-kazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 : ny 03 Febroary 2007
Io zany dia tohin ilay fambolen-kazo natao farany teo ary tsy maiintsy karakaraina moa izany ary amin io no fotoana hanosoana ny maty ary koa hanitarana ihany koa ny ho volena.Aza hadino fa amin io koa izany no hifankahita indray isika mpinamana ato amin ity trano kala ity ka hifampiharahaba tratry ny taona 2007 .


3 - Vacance août 2007 : semaine du 13 au 19 août 2007
Io zany ilay herinandro natao hiharahana any amoron dranomasina ho antsika namana rehetra ary defa nalefa aloha b izy tiy mba hahafahan ny be sy ny bobaka mihomana ary ky ny sosokevitra nalefanareo taty aminay ihany.Ny fandehan izy io dia toy izao :
Toerana : Mahajanga
Fotoana laniana any : herinandro
Ny sarampitanterana + fiantranoana + sakafo
frais de transport + hébergement + sakafo dia eo amin ny 20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers rah tsy misondrotra ny frais.
Efa tomobana ary efa vita omana ny fandraisna any eo amin ny lafiny trano sy ny logistique mikasika ny sakafo;fatoriana sns...
Izay ny amin \'iny :wink:

Eo anelanelan ireo fotoana ireo dia haverina indray ny fihaoanamahazatra fnaao taloha ireny dia ny fiarahana misakafo,mijery film;mijery vazo sy kanto ; ary koa fiarahana mivavaka izay tena ialaina miitsy aryu nangatahin ny be sy ny maro.

Aza hadino koa fa amin ny fahatongavan ny Jeux des Iles eto dia hisy koa ny fiarahan ny namana hijery sy hanatrika izany fety zany.

Ho antsika namana rehetra tsy anakanavaka ity fihaoana ity ary raisina ampanajana ihany koa ireo namana avy any ampitan dranomasina raha mandalo eto ka hiaraka hanao ny hetsika miaraka amitsika eto Dago satria namana serasera iray ihany iska rehetra e

HO an izay mila fanazavana fanampiny na koa hanolotra ny fandraisany anjara amin ireo hetika atao ireny izany hoe hanome ny frais-ny dia tsara raha miantso na mametraka hafatra mivantana amin ireto olona voalaza manaraka ireto :
ravatorano 0320459118
glou 0320416886
mcz
blanche
mimich
voahirana
sasa
raha toa koa misy sosos kevitra dia azo atao tsara ny mametraka izany eto amin ny forum ary tsara lazaina dieny mialoha fa na namana folo aza tonga amin ireo hetsika ireo defa tongotra mby andakana izy ty roso tsa m\'pody kouh ah :-D:-D:-D

Farany manainga antsika namana reetra eto Dago izany handray anjara voalohany indrindra amin ilay fitsangatsantgana amin ny 28-10-2006 ho avy izao atao e,ny Vontovorona e

tsiky dia ampy

ny mpiketrika

namana serasera Dago

^:^^:^^:^^:^^:^









207. watafon ( 24/10/2006 11:14)
mimich: tena tonga soa amantsara k ! :-D kely sisa tokoa fa le andro no mampanahy b ihany kle ! sa ahoana oziz nareo :?::roll:
208. Fiffi ( 24/10/2006 17:15)
ho tsara andro akia @ io wata an ! :) de efa tsy handrinareo ery zao io eh ?
209. sasa ( 25/10/2006 05:38)
watafon k'efa hoe tsara wa io andro io amin'io koa
210. mimich ( 25/10/2006 05:54)
wata> aza matawaotsa fa tsara io am zay . sady na izany aza , hilalao rano aza anie hatao eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D
211. watafon ( 25/10/2006 07:32)
sasa, fiffi, mimich :wééé, nareo anie no mampanahy ahy oe matahotra orana e!:-D sady rehefa isika no miara-mino hoe hotsara ny andro amin'io d tena hotsara tokoa io k ! :-*
212. Fiffi ( 25/10/2006 08:59)
wata aahh ! an3 kah ! zah tsy matahotra orana fa sady tsy hisy orana akia @ io an! hivavaka mafy ho anareo zah @ io !:)
213. fijo ( 25/10/2006 22:44)
any tokoa toa avy be hono ny orana e??????
214. sasa ( 26/10/2006 05:15)
fijo tsy avy indray aloha izy omaly fa naka aina kely d tsy avy io hatram samedi koa hi hihih ih
215. naritsimba ( 26/10/2006 05:45)
Aza matahotra ianareo izay andeha hitsangatsangana any fa ho tsara ny andro, fomban'ny toetr'andro ihany iny orana nilatsaka teo iny, iny no antsoina hoe nanadio masom-bolana hoy ny Ntaolo.

Dia mirary fitsangatsanganana mahafinaritra ho anareo izat ho any Vontovorona fa ny tenanay dia eny Ivato araka ny nolazaina tany am-boalohany eh!

Ho tsara mandroso, tsara miverina daholo e!
216. mimich ( 26/10/2006 06:42)
wata> io fa tsara ny andro fa enga anie ka hitohy eee
217. watafon ( 26/10/2006 07:04)
mmimich, sasa , zay fa lasa le andro ratsy k ! hibaliaka foana mzay ingahibe masoandro h@ alahady !:-D:-D
fiffi: misaotra akia an :-*
218. fijo ( 26/10/2006 22:13)
minonoa ahy fa hotsara io e
219. mimich ( 27/10/2006 07:13)
j-1
ilay fitsangatsanagana any Votovorona io
ary ampahatsiahivina ihany fa toy izao ny fandaharam-potoana:
Daty: asabotsy 28 oktobra 2006

Toerana hitsangatsanganana: Vontovorona
Fiaingana : amin ny 08 ora maraina eo ampitan ny colas na eo amin'ny arrêt SOLIMOTEL eo Anosibe.
Sarandalana : 2 000 ariary na 10 000 fmg mandroso sy miverinaSakafo : samy mitondra ny sakafony sy ny zava pisotrony araky ny efa mahazatra ihany .

Fandaharam-potoana amin 'io andro io :

Maraina : lalao iombonana : efa misy tompon'andraikitra mikarakara izany ary irina koa ny handraisantsika namana reetra amin 'izay.
Mitatao vovonana : miara misakafo
Ny tolak'andro : brochette party
Ora fodiana amin ny 05 ora hariva (17h)

antsoy ny iray amin'ireto finday ireo raha toa ka manana olana ianao indrindra eo amin'ny resaka fotoana:
ravatorano 0320459118
glou 0320416886
220. watafon ( 28/10/2006 17:08)
wééééééé ! vita soa amantsara ny fitsangatsanganana fa mbola hoavy eo ny tompon'andraikitra hanao tatitra e! fa ny azo lazaina d nahafinaritra e! nanenina tokoa izay tsy nande e! :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3409