fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

161. sasa ( 09/10/2006 05:01)
farahery:

azafady ho an'izay tompon'andraikitra fa mba hanontany. izahay ihatra vao aingana no lasa namana tato dia mahazo mandray anjara @ izay hatao ve?


Dia faly mandray anao namana vaovao aloha, aza misalasala fa tonga d tongava fa miandry anao izahay,afaka mandray anjara daholo izay namana rehetra tonga any, mbola afaka mitondra namana hafa aza ianao raha misy any.
:-*

162. mimich ( 09/10/2006 06:10)
farahery> dia faly mandray anao araky zay faraheriny :lol: ny sera2 :-*
de tongava ehhh!!
163. mimich ( 09/10/2006 06:12)
watafon:

mimich: za ange k allergik kou e! d ahoana zany ?
:roll::roll::roll::-D:-D:-D, de tsy maty tampoka zany fa sao ilay radoko tokony mitsabo no tsaboina e njay hihi



164. Darlin ( 09/10/2006 06:15)
Miarahaba an'i zoky be ravatorano alou dia ny namana rehetra eto @ serasera e!
NY @ le 28 Octobre alou dia efa poins raha tsy misy ny sampona e!
Misaotra @ ity hetsika ity fa dia hiezaka ny ho tonga ny tenanay e! sady izay vao eto an-toerana dia faly ny hifankahita @ namana rehetra eto izany.
Mazotoa daholo
165. fijo ( 10/10/2006 22:38)
darlin,eka aky baby an
mimich sy sasa,de minono anareo aho izany ko
166. mimich ( 11/10/2006 06:54)
fijo> tsy azon'ny mpamaky ny tian'ny mpanoratra holazaina :-D:-D:-D
167. mbaliana ( 11/10/2006 09:57)
lasa zazakely i fijo fa hinono =))=))
168. watafon ( 11/10/2006 15:46)
:-D:-D:-D
169. Fiffi ( 11/10/2006 16:40)
fijo: :-D:-D:-D
170. fijo ( 11/10/2006 20:38)
de anjaran'ny tsirairay no mihezaka mahalala izay voasoratra e
171. Darlin ( 12/10/2006 05:48)
fijo :-D:-D:-D

Ieny ry zareo fa d ny fotoana izany tonga d ery @ solimotel an! dia izy io moa tsy misy hoe inscription sns ve alou ry zoky ravatorano.

Ravatorano o ry zoky a! mila manoratra anarana ve sa ahaoan sa tonga d ery @ solimotel. ok fa d milay io e!

kiss doly
172. mimich ( 12/10/2006 06:37)
darlin> hamaly anao aho na tsy zoky ravatorano aza, tsy misy ny fisoratana anarana , eny am motel anosy ny fotoana , ka ny fomba ahafantaranao ny namana dia misy banderole misy soratra we "namana serasera", manga2 angamba ny lokon'ilay soratra izay raha tsy diso aho.
Samy mitondra ny sakafo ataondro sy izay sakafo ilainy ny tsi-1-1
ny hariva moa dia ilay brochette party. dia manantena nay fahatongavana ee
173. mimich ( 12/10/2006 06:43)
fijo>:-*
174. ANARIM ( 12/10/2006 07:49)
iza no mba hanao mihoatra kely ny kaly entiny amin'io fa zà tena tsy hahavimbina satria avy any @ kilometatra lavitra b avy any avaratra no hihazakazaka hamonjy ny akama any atsimo!!!
175. fijo ( 12/10/2006 20:18)
mimch maninona ary aho le,
176. sasa ( 13/10/2006 05:07)
fijo ha ha ha ha hafa be le fitenenana hoe minono anay sy mimich
:-D:-D:-D
177. mimich ( 13/10/2006 06:08)
fijo> mafinaritsa ka!!!:-*
178. watafon ( 13/10/2006 15:43)
fijo, samy mandika amizay itiavany azy avy zany ? humm , andraso ary aloha akako sary antsaina azy !:-D:-D:-D
179. fijo ( 13/10/2006 20:31)
izay mihintsy ry wata an.
mimich sy sasa,ka saino tsara fotsiny e
180. zoklbfkfk ( 16/10/2006 06:58)
hummmmm! mba hiezaka ny handeha na dia sempotry ny asa aza. Ilay any vontovorona io fa 'lay fambolen-kazo sy ny sisa ho hita eo ihany.
Izahay koa mba zanaky Boina ihany. :wink: mba hihaona amin'ireo namana chorale,maninona moa???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7476