fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

121. Angie ( 01/10/2006 09:13)
fijo> ary toi kou mora mahazo lesona an. :-D

za zany mba miandry lay toerana hipetrahana any Mahajanga raha mba misy info e na lay plage mety ho alehantsika?

122. Angie ( 01/10/2006 09:15)
mbaliana> nga njy tsy ho any dago @ 2007 e dieny zao dia efa homany ny dia e, départ 11 Aout à Paris no projet.
123. mbaliana ( 01/10/2006 21:22)
angie mbola tsy mandry tsara ny progr-ko fa aleo aloha refa tena vonona vao hiteny e..
124. sasa ( 02/10/2006 04:59)
fijo:

ndry koa "mba liana "an
sasa sy mimich an,mba arao maso kely anie mamzely io any sao latsaka andrano e.


Ha ha ha ha tsy latsaka izany io raha mbola eto izahay lesy, fa izao koa aloha e! le fanaraha-maso aloha d tena mila karama e

Angie rehefa tonga eo zoky ravatorano d voavaly ny fanontanianjy :-*


125. mamzelkely ( 02/10/2006 06:35)
fijo:

sasa sy mimich an,mba arao maso kely anie mamzely io any sao latsaka andrano e.



:-D:-D:-D sady za ts de mahay milomano zay :-D:-D
126. herix ( 02/10/2006 08:53)
Salut daholo!Milay daholo ilay prog,fa efa masaka tsara ve ny organisation @ io 28/10/06,misy mantôsy ve any ary ilay brochette ve efa misy mitondra izany.Ny tsara alo de mba maro no mandeha de hita eo ny @ 2007?.
127. ravatorano ( 02/10/2006 11:47)
ny fisoratana anarana dia tsy misy fa dia efa eny anosy zany ny fotoana e
J-26 anio an
tongava maro e
128. mbaliana ( 02/10/2006 18:22)
fijo za tsy milatsaka anaty rano zany fa mahay mitsingevana...=))
hanakarama garde-corps ho ahy anga i fijo? dia i sasa ve? sao tsy mety e
mmazelkely mifangaro tokotrany e ho an'iza ary io message-n'i fijo io .. lol
129. mamzelkely ( 03/10/2006 07:55)
mbaliana ho an njy de sasa sy mimich akia aa:-D:-D
130. maithe ( 03/10/2006 11:21)
salama doly nareo,mahafinaritra ny fisian\'ny fety sy fihaonana, fa hatr@ zay namojeko an\'reo de toy ny ola mahazatra iany no hitako,nefa de hita eto foana fa de be no milaza ny ande,bon, io mou samy manana ny \"ANDEHANY\" fa zany we mirary tokoa ra mirary ny TENA andehana\'reo ola milaza ny ande reo.ENGA ANIE
Za alo de ts hafaka intsony fa ny akamanay sarotiny be ka aleo mifanaja mba hisian\'ny faharetana e,mmeric zoky ravato a, milay e

Mora d m\'sourira e
131. maithe ( 03/10/2006 11:23)
Felicitation ho an'i ericgael,d marorotaiza e. Tongasoa ANDY ao anatin'ny namana serasera
132. maithe ( 03/10/2006 11:26)
Adinoko kely fotsiny ho an'reo ze manana ny findaiko de ilazako eto fa tsy mande intsony iny nomerao iny fa ra to ka iantso ahy de aleo miantso ahy aty @ brao, mino aho fa efa samy mahalala ny anarako ireo ola ra hitady ahy,merci d'avance de maztou r'reto a,

PS: lasa niova be mitsy le ao @ chat an,sady be olom-baovao no samy miandry ze ola fantany vo miresaka
Mahakivy ny miditra ao ndraindray ka izany no ts d ahitanareo ahy aho intsony.TAPITRA
133. herix ( 03/10/2006 12:59)
Maninona raha hasiana fisoratana anarana ihany izay andeha,dia hataovy matotra tsara ny organisation sy ny ambiance rehetra any.Mba hatao milay tsara de @ izay mazoto daholo @ événement manaraka.
134. fijo ( 03/10/2006 23:00)
sasa sy mimich an,jerijereo matetika ihany izy fa kely anie izy iny e.
mbaliana,fa ahoana no tsy hoany mahajanga?????any anie milay e.
angie,za mora mandray ka.
efa nanontany ny corsaire aho,fa raha mahatratra 20 isika no miaraka dia mahazo prix de groupy.
135. sasa ( 04/10/2006 05:39)
hertix tsy vao voalohany nokarakarain'ny namana dago io hetsika io , efa nisy maro be tany aloha tany, fa nilay be foana izay natao rehetra, raha tsy tonga ianao tsy hahita hoe manao ahoana izany miaraka aminay, raha nisaiko efa mihoatra 10 izay ny fihaonana nataon'ny namana dago, fa tena nilay daholo, ny fandraisan'anjaran'ny tsirairay sisa no andrasana satria ny organisateur efa miezaka manao izay ho afany foana.
hertix ny antony tsy nanasiana fisoratana anarana d satria betsaka ireo misoratra anarana milaza handé nefa tsy tonga akory, izany hoe tsy matotra, donc izay vonona handé d tongava eny fa rehefa miraka aminay milay foana. Mandiso zavatra mantsy ilay misoratra anarana tsy handé akory nefa tadidio fa vola daholo no miasa amzany.
136. sasa ( 04/10/2006 05:42)
fijo fa kely ahoana koa izy iny? aleo fa ho jerijerenay izany izy ary e! fa tandremo fotsiny fa mola misy 11 mois izany d ny karamanay sy mimich aza adino
137. mamzelkely ( 04/10/2006 06:38)
sasa aza manaiky mits akia fa takio ny karama aaa de zaraitsika fa za ko manko hanao henjy be :-D
138. ANARIM ( 04/10/2006 06:56)
allo maithé lol lol (TSY TAPITRA) ary afaka mitady any @ birao ve raha tsy afaka miantso!!!!!
tsy tia mandé serasera ngah ny akama d @ zay tsy misy mifampisarotiny?
139. mbaliana ( 04/10/2006 10:25)
fijo hihihihihihi nahazo garde de corps tampoka ve nama tsss hisy ho raharaha vanona ... ho hita eo e...
140. maithe ( 04/10/2006 11:21)
wiwiwiw anarim, mahazo mitady ato njiko e, iz ky ts mba ti mande @ reny a,sady manahirana b fa iz ts d be resaka d manjary ts à l'aise iz no zà kou ts à l'aise d ts poins,d aleo ts mande mits,roviana tsika sy njiko no ande hinana gilasy @ zay e, efa mafana ny anjo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3742