fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

61. mamzelkely ( 20/09/2006 12:31)
watafon fa aza adinona ftsn le zvt nafarako mamemo ny bagage mody azfd aaaaa sinon pas de xurcion :-D:-D:-D

booboo aleo kosa zay mbô samy virja hifampijampy eee:-D:-D sa ts zany ry fijo :-D:-D
62. sasa ( 20/09/2006 14:43)
ary aleo hijapy am'le virja daholo raha izany koa, atovy ngozabe le fiara lesy ry fijo an
zoky ravatorano aiza koa izay resaka mivalana eo na tailana izao.
d manantena an'i sarobidy koa izany izahay amin'io an.
63. watafon ( 20/09/2006 17:29)
mamz : hummm ! hay tokoa moa nisy an'iny !:-D:-D
mimich: efa mahazo réseau zao zay aty fa tara b enao an ! enao v alou teto foana e ? :-D:-D
64. fijo ( 20/09/2006 21:51)
wata,le volana aout ry ise aho no hafaka an;
any mahajanga ahafahana milomano na volana aout aza ka.
manontany aho le fiara,fa raha toa ka dia miaraka daholo ihany ka.
65. sasa ( 21/09/2006 05:12)
fijo mitondrà fiara wa d ataovy ngozabe koa :-D:-D:-D izahay sy mamz mantsy hijapy an'lah koa
66. majinikakely ( 21/09/2006 06:02)
ho avy e
sady tsy ampisalasalana miitsy
zara aza misy an io kouh
tongava daholo ry reto ah
tairo ny namana fantatrao rehetra
taomy zareo mba handeha mba hifankahalalana bebe kokoa e sa aoana hozu nareo ?
Tongava re tongava re tongava hiaraka amin ny namana serasera
tongava fa aza misalasala wa
tongava hahita an i majinikakely
:wink::wink::wink:
67. mamzelkely ( 21/09/2006 07:52)
fijo ataovy ngeza ny fiara marina fa zay hijapy zay ko :-D:-D

watafon :-w zay mitady adino le namana aaa :cry::cry: :-D:-D
68. mimich ( 21/09/2006 08:00)
wata> réseau sera2 ny resaka fa tsy crevette ka!!! hihihi

sasa> fa i fijo no hojapianareo sy mamz sa ny fiarany eee:-D:-D:-D:-D

za moa zany de handeha tokoa moa koo. oh mba nalaladalaka noho ny isan-taona ny fandaharam-ptoanan'ny tenanay any an-kafa
69. fiderana ( 21/09/2006 08:16)
ok ary fa hiezaka ny handeha ny tenanay, fa toa milay izany progany izany, atahorana ho misy herin'aratra ve any @ ilay toerana ravatorano? fa mbola milay raha misy, afaka manao zavatra hafa koa isika raha misy io.
dia @ 28 oct izany ê!
70. watafon ( 21/09/2006 10:06)
mimich: réseau rehetra mihitsy k !
mamz: :-D:-D:-D tena hande tokoa v toi e?
71. mimich ( 21/09/2006 11:14)
fiderana> raisina an-tanandroa ny fahatongavanao ee

wata> hummmmm any am mamz angaha ny lakilen'ny tongotsa ????? :-D:-D:-D
72. mamzelkely ( 21/09/2006 12:11)
wata hande za refa entinao ny 10 taona nafarako :-D:-D

mimich yesssss aty amiko ny lakilé ny tongots'i watafon :wink:
73. ari.malala ( 21/09/2006 12:45)
mety hande raha ohatra ka, saingy mila tanana hitaiza fa mavesatra b le zaza kely hihihi
74. HESHA ( 21/09/2006 15:01)
fanontaniana kely, am le brochette party inn no entina kay ? samy mitondra sa mandoa participation ????
75. watafon ( 21/09/2006 19:46)
mimich: ie ! any aminy any mitsy k ! :-D:-D:-D
mamz : 10 tonnes :roll::?::?::-D:-D:-D na 100 aza zakako k !
76. fijo ( 21/09/2006 21:31)
za tokoa ve no hojapinareo sa ahoana le.sao tsy hozakako mantsy fa aleo tsirairay ihany ka.
77. mimich ( 22/09/2006 06:37)
hesha> vava hihinana sy tanana hanatono ihany no tena tsy maintsy entina ka!!! fa ny raha hohanina efa vonona ka!!!:miam::miam::miam:
raha misy moa ny malala-tanana ka te hanampy ny efa eo dia tsy manahy fa azo raisina an-tanandroa ary isaorana azy mialoha.

wata> za itonjao crevette ataoko laoka amin'io :roll::roll::roll:
78. mimich ( 22/09/2006 06:39)
ari-malala> mamz ho any ka!!! donc misy ny tanana hitaiza fa ataovy tsara fotriny ny contrat , aty amiko maka sopapa amin'ny resaka karama:idea::idea::idea:
79. mamzelkely ( 22/09/2006 06:59)
mimich :-D:-D marina zany za amin'io sahirana fa mbola hikarakara an watafon za amin'io :-P:-D:-D:-D sa mo ts izany izy io ry watafon :°)
80. watafon ( 22/09/2006 10:13)
mimich : eo ampitadiavana mihitsy za io zao ! hihihi
mamz: d efa karakarao marina akia ny kaly amin'io an ! :-D:-D:-D msaotra melou e! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879