fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

81. sasa ( 22/09/2006 10:29)
ari.malala tongava fa tsy halany ny mpitaizan'ny serasera njy, le zaza indray aza no mety ho leo hoe betsaka loatra izany mitaiza an'ahy izany :-D:-D
mimich na ny fiaran'i levirja na izy tenany d ho japianay sy mamz raha vao tonga aty, tsy hamelanay mintsy :-D:-D
fijo :-D:-D
82. watafon ( 22/09/2006 10:37)
fijo: hummm! sambatra elà less ! :-D:-D:-D:-D
83. mimich ( 22/09/2006 11:03)
fijo> :-D:-D:-D, ka hovoajapy ihany zany le "virja" raha izany.

Fa vazivazy iray an-dalana ee. "cube jumbo" mampatsiro ny nahandro ireny fa dia mbola manentana antsika hatrany amin'ireo hetsika maro volaza etsy ambony.:)
84. watafon ( 22/09/2006 15:19)
d mila mitondra kou zany v ? cube jumbo io an ?
mimich: misy fanontaniana io ambony io mba valio e! mila mitondra participation v hono amle brochette sa ?
85. ravatorano ( 22/09/2006 15:20)
fiderana
86. fijo ( 22/09/2006 21:25)
wata sambatra hijaly ihany aho izany kle.soa fa ho eo elahy hanome fanafody fa mety hiasa be raha izany.
87. notron ( 23/09/2006 08:18)
Salama éééééééééé!
Sahiko ny milaza eto fa tsy mbola nisy fihaonana nataon'ny Namanadago ka tsy nipoaka bééé! Ambiansy assuré! Bobaka be ny mandé! Satria izay le adiklé! OK!

Raha 100 no fihaonana hatrizay 6 taona izay dia ny 98 tamin'ireny no tsy nandehanako koa azo antoka fo ho eo ny tenanay amin'io.

Izaho aloha dia hitondra zavatra mahafinaritra izay mety hahaliana antsika rehetra fa aleo aloha tsy lazaiko raha tsy efa tonga any koa manentana antsika ho tonga maro fa izay no antoka voalohan'ny fahafinaretana. :-* => :* =>=D
88. watafon ( 23/09/2006 15:08)
fijo: mahazo matoky elah less an ! :-D
notron: d tsisy sopapa kely v le izy less ?
89. cathy ( 24/09/2006 21:10)
za raha tonga any aminio de tohizana 20 ny fety satria tsingeritaonako an
90. sasa ( 25/09/2006 05:52)
fijo :-D:-D:-D:-D ahoana koa izany sambatra hijaly izany?
91. mimich ( 25/09/2006 06:39)
watafon:

d mila mitondra kou zany v ? cube jumbo io an ?
mimich: misy fanontaniana io ambony io mba valio e! mila mitondra participation v hono amle brochette sa ?



efa novaliako ihany ilay izy fa somary nifangaro vazy2 angamba ny fomba namaliana azy de tsy nazava. an3 tsy misy participation am le brochette ka!!
92. Henipitia ( 25/09/2006 07:26)
De aona zany za aty vontovorona no mipetraka. De tratrako any ve nareo sa tsy maintsy mankeny anosy za?:D:D:D:D
93. ari.malala ( 25/09/2006 08:13)
Eny fa hoavy izahay telo mianaka aza e! fa soa de misy azo ifanarahana amin'ny resaka kaly fa hainareo ihany la misy zazakely, samy omanina izy mirahalahy de sao d tsisy fotoana ikarakarana kaly za?:)
94. mimich ( 25/09/2006 08:13)
henipitia > any ianao mahita anay ka!!! aiza ve de mbola hiverina ndray!!! Fa ny tsara kokoa dia miantso amin'ireo finday nomena eo ambony eo ireo ianao ahafahana mifametraka tsara ny toerana andehanana mba tsy hifanary
95. watafon ( 25/09/2006 10:00)
mimich: misaotra fa mazava e!
ari: wééééé mifanena any doly zany isika e!
96. sasa ( 26/09/2006 05:09)
ari.malala aza miasa saina resaka kaly izany fa voky foana njy rehefa tonga any,in aloha no kaly tianjy ary?:D
mimich ny aza hitako izay misy hitsoaka aloha indray amin'io?:roll::roll::roll:
97. mimich ( 26/09/2006 05:38)
sasa> hummmmmmm, samy mafoaka, tsy misy mitsoaka hihihihi!!
tsy misy mitsoaka aloha zany akyy ahh!!! mbola hanapitra brochette kooo!!!:miam::miam::miam:
98. ari.malala ( 26/09/2006 06:49)
sasa, ze tonga eo aky hanina daolo a, fa ts asina epice sy mavesatra fts fa hanin'ny mpampinono anie e:)
99. Angie ( 26/09/2006 09:45)

Tena milay be lay progs fa dia efa hanomana ny dia zany kou.

Fa lay date ve efa tena tsy efa tapaka? Tena nety kokoa taminay raha mba debut Aout fa na izany aza hiezaka fonafona

tsy anjiko zay hahitana an'ilay zoky be sy hanome daka reel an'ilay olona ray zay lol
100. mamzelkely ( 26/09/2006 14:02)
za ko sasa anaovy sakafo aa :wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6321