fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
221. ftma
(
28/10/2006 17:33)
watafon: tsy nievonevona ve nareo fa zahay lozanay niresaka anareo foana androany :wink:
miandry ny sary izany sisa ko
miandry ny sary izany sisa ko
223. mimich
(
02/11/2006 09:12)
ftma> ie nievona mihitsy , de nivadika grippe mintsy ndray ilay foevonana avy eo kooo:lol:
227. watafon
(
04/11/2006 16:05)
fiko: mbola tsy tonga aty iny alou h@ zao e! ary irina ny tsy hahatongavany e! :-D
232. watafon
(
08/11/2006 17:26)
fijo : efa nahta jus de grenadelle nahakatry nga elah less ? :-D:-D:-D
mimich, sasa : katry v za tamin'iny kay ? :-D:-D:-D
mimich, sasa : katry v za tamin'iny kay ? :-D:-D:-D
234. mbaliana
(
09/11/2006 03:01)
possible a.. nataon-jareo liqueur angamba le jus .. mora atelina nefa mahamamo....
235. sasa
(
09/11/2006 05:02)
watafon katrin'ny fangalana sary sipa sy ny fijerena sipa elah =))=))=))
fiko ny dokotera tsy mahazo misotro zavatra mitapoka
fiko ny dokotera tsy mahazo misotro zavatra mitapoka
237. mimich
(
09/11/2006 09:05)
sasa> :-D:-D:-D, tsy ratsy indray iny. marina zany ka!!
fa izy alou tsy katrin'ny dité ee!!!
za ary nisotro tam le zi de garana fa sty nitapoka izany ka!!!!
fa izy alou tsy katrin'ny dité ee!!!
za ary nisotro tam le zi de garana fa sty nitapoka izany ka!!!!