fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

261. watafon ( 19/11/2006 13:26)
fa tsy atao bobaka loatra fa manjary mivoana ndray ny resaka an ! :-D:-D
262. mbaliana ( 20/11/2006 11:20)
ntss reo ve hahatsiaro bobakaa zany na tsia zany... ny azy miboboka ihany :@:@
263. watafon ( 20/11/2006 19:33)
mbaliana:aiza kosa e! efa nahita nga njy ?:-D:-D:-D
264. mbaliana ( 20/11/2006 20:30)
zany foana no fomban'ny mpisotro dite rehetra koa :^):^)
265. sasa ( 21/11/2006 11:33)
ha ha ha ha tanjemo fa za matahotra an'le olona mamon'ny dité, fijo tonga d tsy mahita an'i orange elah raha misotro dité ha ha ha ha ha
266. mbaliana ( 21/11/2006 21:26)
za koa matahotsa be :°):°)
267. fijo ( 21/11/2006 22:22)
mbaliana an, aiza kosa e,tsilem ihany ka.
sasa an,aoka moa fa tsy hoaniko anie ny hodiny e.
268. mimich ( 22/11/2006 05:40)
fijo>:-D:-D:-D:-D, hoditr'orange ?????? efa we pas touche iny fa tadiavana hafa enao , fa ny condition de aza misotro dité fotsiny wa fa matawatsa ny oll hotadiavina sa aona sasa?????
269. watafon ( 22/11/2006 10:33)
mitohy hatraty le tary kle ! :-D:-D:-D
mbaliana: zay no isotroko eau minérale ange e! :-D:-D:-D
270. sasa ( 22/11/2006 10:34)
mimich marina mintsy akia izany koa, aza misotro dité fa mitsoaka ny olona nefa izahay sy mimich aza efa hisacre hitady ho an'lah!
orange pas touche na d ny hodiny fotsiny aza:-D:-D:-D
271. mbaliana ( 22/11/2006 11:11)
ary lasa mpanera i sasa sy mimich.., mpanera orange hihihihi.. miasa gratis ho an'i fijo nareo roa an... tsy mety kosa zany fa miangatra nareo :-D:-D:-D
272. fijo ( 23/11/2006 22:02)
mbaliana an,avelao moa ny namana hifanampy e,ndry tsy hanala virja ahy ko.
sasa sy mimich an,ny voany fotsiny wa no hoaniko.
273. mimich ( 24/11/2006 05:44)
fijo> hodiny, voniny , farany de lasa ambomgadiny :-D:-D::-D
274. watafon ( 24/11/2006 15:58)
hahaha ! andraso hoe alaiko sary antsaina le tian'ny fijo atao !:-D:-D:-D:-D
275. mbaliana ( 24/11/2006 19:53)
mimich sy sasa> matoky anareo roa za mba tsy hanome na vaoniny na hodiny an'i fijo... :-D:-D:-D
276. fijo ( 24/11/2006 22:22)
wata an,aza maminavina izany elahy ka.
sasa sy mimich an,aza mihaino izay tsy hanome,fa tsara hono ny manolotra noho ny tolorana
277. mbaliana ( 25/11/2006 19:08)
fitiavana te hahazo ny an'i fijo ry sasa sy mimich a... aza omena fa aleo izy aloha mba hanome.. efa taviny sy volony izy dia mbola homena foana ...
278. watafon ( 25/11/2006 20:11)
:-D:-D:-D
279. mbaliana ( 27/11/2006 19:50)
i fijo mahay miteny fa tsy hainy le manantanteraka a...ho tolorana hono izy nefa lazainy fa tsara ny manolotra...:-w:-w:-w=))=))
280. sasa ( 28/11/2006 05:28)
mbaliana ka i oranzy tsy homena an'azy izany kan! marina ny teninjy hoe manjary tsy manana virja tsony isika aleo izay no arahana izay teninjy izay.
Fijo hi hi hihihi sady tsy mahazo voniny no tsy mahazo odiny elah izany koa :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1987