Liban

81. yonikafopl ( 21/07/2006 05:49)
Tohiny momba ny israely, efa hainjareo fa ny iraniana sy ny syriana no fototry ny ady, de maninn raha syria na Iran no asiana? raha tena ny hanafaka ireo soldats roa no tanjony , raha vao manao pression kely ny syriana , mandefa mbomba na de indray mandeha fotsiny any aza ny israely, tonga de manao izay fomba rehetra handefasana ireo soldats ireo izy miaraka am hezbollah, satria ireto farany manaraka izay baikon'ny syriana fotsiny.Inona no atahoran'ny Israely tsy handefasany bomba any am reo firenena roa ireo????? tsy hay ny valiny....
82. yonikafopl ( 21/07/2006 05:59)
raha ilay 1559 indray no tanjona, dia tsy misy afa tsy ny famelezana an'i syrie sy Iran ihany mba tsy hamatsy fitaovana ny hezbollah tsony eee.

Izany hoe raha ny tena tokony ho izy, ka te hitady vahaolana sy fitsaharana, dia ny famelezana an'i syrie voalohany, tsy hoe hotohizana ady an, fa omena indray mandeha mafimafy izy mba hikoropaka, fa i assaad sarotahotra.
83. ftma ( 21/07/2006 08:36)
miala-tsiny @ nareo manazava momba ny ady aloha ( cutie, lazadaddy, sns) fa tsy araka sady tsy voavaky intsony ny soratanareo e de tsy mamaly za :wink:
Yonika: efa leo gamba le ao @ io numero io fa mamaly boraingina fontsiny, misy firenena hafa koa hono mangataka an'i Frantsa ampody ny olona any ka tsy hitany izay vonjena, raha misy vaovao lazaiko eo ihany.

84. yonikafopl ( 21/07/2006 10:10)
Ftma misaotra aky aaa
ny vaovao farany izao dia ho any am consule izahay amin'ny alatsinainy izao, na dia solontena aza hitondra ny lisitr'ireo ankizy maniry ny hiverina an-tanindrazana ka asa, fa dia miandry izay hataony.
85. cutie ( 21/07/2006 17:16)
tsy hiteny tsony za e :-D
86. ftma ( 21/07/2006 19:03)
cutie: mahazo miteny ka :wink: zoky ihany no tsy maharaka mamaky fa lava loatra :lol:
Yonika miandry vaovao avy any izany @ lundi
87. ikalakintina ( 21/07/2006 19:17)
korazy yonika
88. fijo ( 21/07/2006 19:33)
mahereza e,iza no anaranny consul any ry yonika?
89. yonikafopl ( 22/07/2006 10:28)
Fijo Andre Gemayel no anarany.
ftma ka asa indray na ho lasa am lundi na tsia fa ny vaovao farany zao, vao teo no napoakan'ny israely indray ny antenne tele sy telephone am toerana roa samihafa, tsy misy fomba azo ifandraisana tsony kalou hatramzao, soa fa mbola misy internet. Ka asa izay ho atao, miandry mandra-pahatongan'ny rapitso alina dia ho hita eo ny tohiny.

90. ikalakintina ( 22/07/2006 10:46)
korazy yonika a!
91. yonikafopl ( 22/07/2006 11:25)
merci ikalakintina aaaaa
92. yonikafopl ( 22/07/2006 15:43)
loooooooooooooooooooooooozaaaaaaaaaaa fa zao mijery vaovao izao vao fantatra fa ilay antenne telephone eo ambonin'ny fiasandry zandry sy razoba any am montagne Farayah Mzaar koa nodarofan-dry israelindozzzzza. Ny telephone tsy misy mandeha,asa nanao ahoana zareo zayyyyyyyyyyyyyyyy, fa tsy nisy maty hono tany kalou fa naratra no betsaka:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
93. ftma ( 22/07/2006 17:19)
araka ny vaovao azoko dia efa nalefan'ny consul any Dago ny anaran'ireo gasy misoratra anarana any: 351 no isany, efa voarain'ny ministera io fa ho hita eo izay ataony.
94. tsito ( 25/07/2006 13:34)
dia valalanina aho mamaky re-ol. Za manokana aloha dia tsy dakor @ israeliana mintsy e ! nahoana hoy ianao ? ataovy @ toeranao hoe 70 taona lasa ianao nanome sombitany hanaovana foyer pr colonie, dia avy eo ireo colonie reo nanitatra tsikelikely ny tany nomena azy dia avy eo izy no mi-déclare gera efa fanindiminy ady nataon'niseraely ane io e !
Za aloha tsy mety raha ny taniko no bodoina fotsiny zany e ! ss pretexte fa ol foafidy izy. Tadidio fa isika gasy koa anie mahalala tsara izany hoe lohana colon zany e ! ary tsy ny frantsay no nanjanaka antsika fa ireo ( colon ) sao nareo mieritreritra fa iza moa no ol nitondra tany frantsa t@ zany andro zany ny nasinalité no frantsay fa tsy ny ol akory. Izany no nampisy ilay fitenin'ny vaza hoe tête d'arabe, tsy ny frantsay no nanao io fa ny colon, dia ilay colonnie jiosy.
io fanapotehana io dia ity aho eto fa afaka 12 ans ndray de iverina tsy tombotsoa ny israely ny iraisan'ny firenena arabo.
De zao koa e ! ny arabo sy ny israeliana ane ka iray ray e, zany no matonga azy itovy toetra, ary dia tena mitovy toetra tokoa moa zany. Tt pr moi rien pr les autres.
Zay fa dia @ manaraka ndray e !
95. kally ( 25/07/2006 14:06)
Aretina notadiavina ny an'ny libanais...
96. xxx ( 25/07/2006 19:35)
manahoana daholo re! za dia gasy mipetraka eto israel alou, fa ny fahitako azy manokana dia izao, tsy dia maharaka politika loatra ny tenako ,nefa mba mijery ihany, fa zao kosa alou mahereza ry gasy rehetra any lyban an!, sao misy milaza indray eto hoe zahay israeliane sns... fa @ maha olona ny tenako sy gasy dia mampalaelo ny ponina any lyban ka mahereza daholo, raha ny momba ny tenako alou dia eto @ ville tel -aviv no misy ahy zany hoe tsy misy ataorana atramin izao fa any @ haifa 100 km miala ny ville zany hoe any @ nord no midaroka ny lyban fa ny mampanahy ny olona eto @ ville dia nilaza ny ry zareo lyban fa anome misil mahatody 25o km ny iran raha mitoy ny ataony israeliane ka mety ho tonga aty, nefa sarotra ihany zany!!!
maro ny ponina eto no tsy dia makasitrakanio ady io, fa zany hoe efa raikitra moa lay izy sady mandany vola satria mandany 1/2 million shekel isanandro ny ady, marina fa ady ilaina ny ataony lyban t@ lay miaramila 2 nalaina ankeriny fa na dia izany aza malaelo ihany ny tenanay raha ny civil no maty satria afa 500 no maty any lyban raha 42 kosa ny teto israel ny maratra dia efa 2000 ny lyban ary 200 kosa ny eto israel.
fa ny hevitro dia izao ho anareo gasy any lyban, ny fotoana toy zao dia ftoana tokony hiraisana fa tsy mbola ny fomba fifankahalana no atao miraisa hina ry gasy namana, ary mivavaka ho anareo sy ho any aty koa , aza kivy ry zareo a!!! fa na dia izany aza tokony hijery zay toko ny atao nareo fa raha ny concil no andrasana dia eo no raisina , tsy misy andraikitra raisiny reny fa mandany vola fotsiny
mahereza ry namana any lyban a!!! mivavaka ho anareo !!
97. cutie ( 25/07/2006 20:33)
de rahovian ihany hono ny gasy no ho hody ?:roll:
98. fijo ( 25/07/2006 21:07)
mahereza yonika an,
ehfa tsy aharitra intsony io ady io ka.faramparany sisa,fa efa manomboka mahery ny fanerena avy aty ivelany.
fa ny olana dia izao.liban sy israel foana no atao resaka,fa liban anie ka tsy olna e.ny iranianina sy ny syrianina no nitarika sy mitady ady lava izao.ka ireo no tokony hifandamina amin'ny israel,vao milamina ny any.
99. methode ( 25/07/2006 21:35)
Dia mahereza daholo nareo any Liban any zany e! Ataoko fa tsy haharitra intsony io ady io!
100. cutie ( 26/07/2006 12:33)
de rahovina hono no tapitra le ady ry methode:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3138