Liban
101. yonikafopl
(
26/07/2006 14:31)
fijo , methode, sotra eeeeeee
efa misy ilay numero io ao ambadika ao, dia efa hezahana antsoina, fa za kalou tsy afaka miantso raha tsy mivoaka any am ville fa aty aminay mbola tsy misy reseau.
Tam lundi zahay tany am le consule vendrana tsy misy ilana azy io ( tsssssssssssssss, atao ahoana ny fangatahana hanoloana an'io? manana droits hangataka ny fanoloana azy ve zahay ? ) de narirarirany teo kalou, avy eo izy nilaza fa mbola afaka 20 jours nge vao hisy ny plasy ho an'ny gasy na hisy aza eeee, ny frantsay aza hono mbola betsaka ny tsy lasa sns, de nalefa fax any moa ny anaran'ireo ankizy maniry ny hody ka asa.
Fijo , ka zay mihintsy, reo iraniana sy syriana ireo no tokony ho teren'ny UN sy ny tariny, le gouvernemanta libanais efa mampanaelo mihintsy fa mipopopopo tsy mandry andro tsy mandry alina, za mba tena ontsa mihintsy nahita an le praiminisitra latsadranomaso raha nanao fanambarana tam tele. LE besarondoha amzany mbola be taimbava ihany tsssssssss

102. fijo
(
26/07/2006 17:26)
yonika ireto indray misy N° vao hitako tamin'ny gazety.
00 961 70 97 25 20 hoan'ny gasy izay te hampahafantatra ny fisiany.
Mr Vincent houver
00 962 796 22 89 55 na fax:00 961 134 76 81
raha ny hevitro dia io rangahy io no tsara handramana antsoina.
fa raha ny resaka politika,dia tsy tombotsoan'ny Israelianina mihintsy ny manao izay hampahalemy ny fitondrana libanais.saingy ilaina kosa ny manadio ny faritra atsimon'ny liban.satria tsy araky ny fitondrana intsony izay zavatra misy ao.

103. jajaf401
(
27/07/2006 01:44)
Hoy fijo : ehfa tsy aharitra intsony io ady io ka.faramparany sisa,fa efa manomboka mahery ny fanerena avy aty ivelany.
Fa sarotra kosa ny haminaviana ny hoe tsy haharitra intsony ilay ady; satria toa tsy efficace ny fanelanelanana ataon'ny firenen-kafa amin'ilay ady; de amizay ny olon'ny firenena mikambana mihitsy no efa misy voadaroka, tsy sarotra be aloha ny haminavinana hoe hisy marimaritra iraisana avy @ andaniny sy ankilany!
Ary tsy zay no tokony handraisana decision hoe aleo mijanona tsy hody ny gasy,
Modia foana nareo gasy fa ny olo jiaby milefa avy ao, raha oh ka mahita moyen odiana!
Fa mivavaka ho anareo Gasy any alohe sady mirary ny soa mandrakariva!

104. dadabe
(
27/07/2006 01:54)
http://english.aljazeera.net/NR/exeres/54C8AFC7-8C97-4C4F-B38D-D41E6169C42E.htm io raha te hijery vaovao marina any lebanon :°)
105. yonikafopl
(
27/07/2006 10:36)
fijo sotra tam le numero eee, le numero iray voalohany efa nantsoina fa tsy misy mamaly, de le iray indray ivelan'i Liban de mbola tsy afaka niantso za, le fax zahay tsy manana fax de tsssssssss
Dadabe , samy manana ny filazany ny mpilaza vaovao, tsy hita izay ho raisina ho marina,
Ny vaovao tam radio androany ndray izao, dia any Syrie i Nasrallah mifampidinika am prezida Iraniana sy Syriana, mandehandeha am blinder hono , de tsy manao ilay akanjo beany iny sy le sarondoha fa mi costume , eskortena officier syrien. Fa tena ny hanapotika an'i Liban no tanjon'ireo izay nanonboka ny ady, fa raha tena hitady ireo soldats ny izy, tokony any syrie no alehany fa any reo, na raha te hanongotra an'i Hezbollah dia any syrie ny lohany , io no tokony hotapahany amzay tsy mandeha tsony.
Milaza ry zareo fa mbola 2 mois hono io ady io raha haingana indrindra, mety hihoatra ka asa.
Ny gasy aty moa na te hody aza afaka ho aiza rehefa tsy misy mpikarakara, ailikiliky ny sasany, ny frantsay hono no priorite sns.. de miandry izany le gasy kely.

106. cutie
(
27/07/2006 10:43)
Fa tena ny hanapotika an'i Liban no tanjon'ireo izay nanonboka ny ady, fa raha tena hitady ireo soldats ny izy, tokony any syrie no alehany fa any reo, na raha te hanongotra an'i Hezbollah dia any syrie ny lohany , io no tokony hotapahany amzay tsy mandeha tsony.
tsy zay ve le fa nolazaiko tery ambony e :cry:
107. yonikafopl
(
27/07/2006 11:13)
cutie, ka ny israely, ny hezbollah, ny syriana , ny iraniana reo nanomboka ny ady ireo, izy efatra mitambatra no te hanapotika an' ilay Liban kely. Ny sasany miriaria sy miaina tsara any Syrie, fa le mponina no matin'ny bomba, na tsy voadaroky ny bomba aza, sempotry ny rivotrra maloton'ny ady,
109. yonikafopl
(
27/07/2006 11:32)
cutie ka tsy Liban nge no niady fa ny Hezbollah eee, de Liban no mibaby ny vokany.
113. fijo
(
27/07/2006 18:48)
marina mihintsy ny vaovao milaza fa misy "fanekena mangina,omena ny israelianina "hanapotika ny liban sud.
tsy te handrangitra zavatra be ny firenena mikambana,momba an'i iran sy syrie,dia avelany ny israelianina no hanao ny fanadiovana ao.ny olana dia araka io voalazan'i yonika io.tsy liban no olana,fa syrie sy iran.ka any no tokony kapohana kely.
iran sy syrie te hanapotika an'i liban.satria tany kristianina io.

114. cutie
(
27/07/2006 19:30)
fijo tsy Iran sy Syrie mitsy ny olana ,fa le terroriste e , ary tsy te hanapotika ny Liban mitsy ry zareo.
115. rrasoa
(
28/07/2006 15:13)
manome fankaherezana ny malagasy rehetra any lebanon , hamafiso ny hidimbaravarana ho an'zay tsy afaka mody fa be koa ny olondratsy mpananararaotra am ady toy zao, ny tahotra am baomba koa etsy andaniny!!!!!!
118. Fiffi
(
30/07/2006 20:48)
Tena niheritreritra sy nivavaka ho an'ireo namana rehetra tany Liban ary tena naha-ontsa mihintsy ny fahitana ny vao2 t@ télé . Mahereza hatrany !
119. LazaDaddy
(
31/07/2006 02:56)
yonikafopl:1- Tompon'andraikitra feno Liban namela malalaka ny terrorists hesbollah hampiasa ny taniny.
cutie ka tsy Liban nge no niady fa ny Hezbollah eee, de Liban no mibaby ny vokany.
2- Torak'izany koa ny UN namela malalaka ny "post"-ny nampiasain'ny terrorists hesbollah. Avy eo anefa mitaraina hoe efa nampitandrina an'i Israely izahay fa tsy norarahiany dia izao maty ny mpiasa 4 kanefa niara-niasa t@ terrorist tao ihany???? Mampieritreritra be io UN io fa tokony foanana tanteraka. Jereo ny vola alefany any Jennin (mody hoe aide humanitaire kanefa zavatra hafa)
120. Fanja1
(
31/07/2006 11:25)
UN AVION MAROCAIN
31-07-2006 / 11:24
Les quelque 400 ressortissants malgaches au Liban ne sont pas oubliés. Les autorités, en particulier le Ministère des Affaires étrangères, ont organisé depuis un moment une sorte de veille permanente pour suivre l’évolution de la situation.
Il est vrai que les Malgaches n’ont pas été inquiétés jusqu’à présent. Ni mort, ni blessé, ni disparu. Néanmoins, les bombardements continuent. Aucun pays au monde ne veut laisser ses ressortissants à l’abandon. Pour le cas des Malgaches, tout se prépare pour leur évacuation si besoin est.
C’est dans ce cadre que l’Ambassade du Royaume du Maroc à Antananarivo nous a informé que Sa Majesté le Roi Mohammed VI du Maroc a mis à la disposition des autorités malgaches un avion militaire C130 pour l’évacuation éventuelle et rapide des ressortissants malgaches se trouvant à Beyrouth au Liban. Cette initiative royale entre dans le cadre de la solidarité, de l’amitié et de la fraternité entre le royaume du Maroc et la République de Madagascar. Le Maroc affirme être à l’écoute de toute proposition susceptible de soutenir et d’aider Madagascar.
La disposition vient certainement à point nommé compte tenu de l’importance de l’enjeu. Il appartient aux autorités d’apprécier cette générosité exemplaire venant d’un pays avec lequel le Président Ravalomanana a rétabli les relations diplomatiques après une longue période de suspension due à la position du régime socialiste précédent. En effet, l’Amiral Didier Ratsiraka au pouvoir avait préféré rompre avec le Maroc pour soutenir le Front Polisario.
Madagascar fut parmi les rares pays qui ont choisi cette option. Il faut rappeler cependant qu’entre le Maroc et Madagascar, les liens sont plus profonds et remontent à plus longtemps. Dans les mémoires, beaucoup de gens n’ont pas oublié que la ville d’Antsirabe a accueilli le roi Mohammed V pour son exil pendant les années 50. Bref, les Malgaches au Liban peuvent donc se rassurer qu’au cas où ils auraient besoin de revenir au pays, un avion marocain est déjà à la disposition des autorités malgaches. Mais jusqu’à quand cette guerre qui embrase de nouveau le Proche-Orient va-t-elle durer ? Une chose est sûre, la communauté internationale souhaite un cessez-le-feu le plus rapidement possible.
Zo Rakotoseheno
©Midi Madagasikara
Ialako tsiny bdb @ nareo namana rehetra raha @ teny vaza an!