Liban
121. cutie
(
31/07/2006 20:30)
LazaDaddy [ Valio ] 31-07-2006 07:56:28
Lohateny : Re : Liban
Hoy i yonikafopl:
cutie ka tsy Liban nge no niady fa ny Hezbollah eee, de Liban no mibaby ny vokany.
1- Tompon'andraikitra feno Liban namela malalaka ny terrorists hesbollah hampiasa ny taniny.
2- Torak'izany koa ny UN namela malalaka ny "post"-ny nampiasain'ny terrorists hesbollah. Avy eo anefa mitaraina hoe efa nampitandrina an'i Israely izahay fa tsy norarahiany dia izao maty ny mpiasa 4 kanefa niara-niasa t@ terrorist tao ihany???? Mampieritreritra be io UN io fa tokony foanana tanteraka. Jereo ny vola alefany any Jennin (mody hoe aide humanitaire kanefa zavatra hafa)
Efa we liban atao playground fotsiny
122. Fiffi
(
01/08/2006 10:18)
Les Malgaches bientôt rapatriés du Liban
Alors que les bombardements au Sud-liban sont de plus en plus meurtriers, le gouvernement commence à réagir.
L’ambassadeur marocain Mohammad Amar (à g.) a annoncé l’octroi d’un avion C130 pour évacuer les Malgaches du Liban.
Avec l'aide de pays amis, il prend des mesures pour évacuer les ressortissants malgaches.
Nos 351 compatriotes au Liban seront bientôt rapatriés. Des pays amis ont répondu à l'appel du gouvernement pour l'aider dans ce sens. “Des dispositifs seront pris dans le plus bref délai pour coordonner les évacuations", explique le général Marcel Ranjeva, ministre des Affaires étrangères
L'opération sera menée pendant les 48 heures de cessz-le-feu.
La Grande île a sollicité l'aide extérieure, car elle n'a pas les moyens nécessaires pour assurer ce genre d'intervention en temps de guerre. Et déjà, le gouvernement français a assuré l'acheminement par bateau de quelques Malgaches jusqu'en Chypre. Les Américains ont, de leur côté, proposé leur appui par l'intermédiaire de leur représentation à Beyrouth que nos compatriotes peuvent contacter. Samedi, enfin, le Roi du Maroc Mohamed VI a décidé d'envoyer un avion C 130 pour les rapatrier.
L'espoir renaît dans les familles de ces travailleurs qui vivent dans un pays en guerre. D'autant que les nouvelles sont bonnes. En effet, pour l'instant, “aucun Malgache ne figure parmi les victimes du conflit, malgré le bombardement mortel de dimanche qui a fait plusieurs morts”, confirme le général Marcel Ranjeva.
Fanja Saholiarisoa L'express de Madagascar
Hialan-tsiny raha @ teny frantsay fa mba te-hampita ho an'ny namana ny vaoan'ny namana any Liban an!)

125. fijo
(
01/08/2006 19:42)
cutie an,"playground"ko tsy mùisy baolina baskety,fa baomba no alatsaka ko.
127. yonikafopl
(
02/08/2006 13:01)
Ny mahagaga de le any Dago miteny izay fampanantenana lazainy, tsy izany anefa ny zava-misy aty aminay aty, mandeha any amin'ny ambassady frantsay izahay, lazainy fa ny frantsay aloha fa raha ohatra ka misy plasy vao miantso anareo, ny amerikana moa vao ety ambany ety dia sakanan'ny miaramila we tsy mahazo mandeha fa ry zareo mbola tsy nahazo teny momba izany, dia tsy hita izay hatao, fa ny OIM no antenaina izao, saingy mandeha fiara mankany syrie, risika io satria ny lalana izao tapaka doly, 2 na 3 andro vao tonga raha tsy hilatsahan'ny bomba eny andalana.
Misy rangahy izay aza nandefa filazana tamin'ny tele fa nampandraketin'ny ministeran'ny raharahambahiny amin'ny fampodiana ny malagasy hono, nantsoina izy, dia nolazainy indray fa Liban chypre hono gratuit fa avy eo Dago 1500$ ny frais, adinoko mbamin'ny anarany fa tezitra loatra aho namaly azy tsssssssssss
Misy koa de manararaotra mihintsy ilay olona wa

128. yonikafopl
(
02/08/2006 13:19)
Ny vaovao farany vao izao dia hoe io avion marocain io hono mila mahatratra 80 ny malagasy hody, au moins 60 vao afaka mitondra izy, nefa ny ankizy te hody aza 30 - 40eo ho eo, ny sasany tamin'ireo nisoratra anarana izao nisy nilaza indray fa tsy handeha raha vao ferana ny entana .
Ny ankabeazan'ny ankizy aty nge tsy te hody aby e, ireo tsy manana papier no maniry ny hody raha misy occasion .
Ny ankabeazan'ny ankizy aty nge tsy te hody aby e, ireo tsy manana papier no maniry ny hody raha misy occasion .
129. Zina
(
02/08/2006 16:00)
Yoni, tena mampalahelo aky rehefa mahantra ny tanyin-tsika kle tsy rarahin-jy zareo mihitsy. Mivavaka ho anareo foana izahay...Dia mahereza o
130. fijo
(
02/08/2006 18:27)
hoantsika gasy,dia tokony atao anatra io.tsy le hoe mankany an tanin'olona an,fa le hoe mahantra dia tsy raharahian'ny olona.ny tena antony tsy hiraharahian'ny olona natsika,dia isika malemy.
131. jajaf401
(
03/08/2006 03:56)
f'angaha nisy fepetra hoatr'izany in-1 ilay avion le anona!!!!
De ahoana ary zany ?
De ahoana ary zany ?
132. yonikafopl
(
03/08/2006 11:07)
fijo :)
jajaf samihafa be anie ny zavatra voalaza any Dago sy ny zavatra aty aminay ee, ny any milaza fa gratuit, ny aty nefa antsoina, tahaka ilay ambassady maroc de nilaza ny tany fa misy participation payer ny ankizy, de tsy hay tsony ilay izy.

133. ftma
(
03/08/2006 13:03)
Yonika: vao niantso ilay numero nomenjy za de namafisiny hoe mandeha Damas @ fiara avy eo misy avion marocain, gratuit daholo hono io, ataovy mandeha any ihany aloha ny ankizy ko.
134. yonikafopl
(
03/08/2006 13:57)
ftma. Ok aky, handeha ho any mihintsy za rahampitso hahitako izay mety ho valiny.
135. toovs
(
03/08/2006 14:51)
xxx:
manahoana daholo re! za dia gasy mipetraka eto israel alou, fa ny fahitako azy manokana dia izao, tsy dia maharaka politika loatra ny tenako ,nefa mba mijery ihany, fa zao kosa alou mahereza ry gasy rehetra any lyban an!, sao misy milaza indray eto hoe zahay israeliane sns... fa @ maha olona ny tenako sy gasy dia mampalaelo ny ponina any lyban ka mahereza daholo, raha ny momba ny tenako alou dia eto @ ville tel -aviv no misy ahy zany hoe tsy misy ataorana atramin izao fa any @ haifa 100 km miala ny ville zany hoe any @ nord no midaroka ny lyban fa ny mampanahy ny olona eto @ ville dia nilaza ny ry zareo lyban fa anome misil mahatody 25o km ny iran raha mitoy ny ataony israeliane ka mety ho tonga aty, nefa sarotra ihany zany!!!
maro ny ponina eto no tsy dia makasitrakanio ady io, fa zany hoe efa raikitra moa lay izy sady mandany vola satria mandany 1/2 million shekel isanandro ny ady, marina fa ady ilaina ny ataony lyban t@ lay miaramila 2 nalaina ankeriny fa na dia izany aza malaelo ihany ny tenanay raha ny civil no maty satria afa 500 no maty any lyban raha 42 kosa ny teto israel ny maratra dia efa 2000 ny lyban ary 200 kosa ny eto israel.
fa ny hevitro dia izao ho anareo gasy any lyban, ny fotoana toy zao dia ftoana tokony hiraisana fa tsy mbola ny fomba fifankahalana no atao miraisa hina ry gasy namana, ary mivavaka ho anareo sy ho any aty koa , aza kivy ry zareo a!!! fa na dia izany aza tokony hijery zay toko ny atao nareo fa raha ny concil no andrasana dia eo no raisina , tsy misy andraikitra raisiny reny fa mandany vola fotsiny
mahereza ry namana any lyban a!!! mivavaka ho anareo !!
fa enao ty ve gasy any liban sa gasy any israel e
136. toovs
(
03/08/2006 14:55)
xxx:
Miarahaba antsika rehetra , zaho anisan'ireo ankizy monina eto liban ka hatramin'izao aloha tsy mbola maninona nohon'ny fitahin'A/tra.Aza atao resa-be ilay izy ry cutie sy tariny a, io adisoan'ny Hezbollah , zareo no ni-excite ny israel voalohany , zareo koa tsy dia ampy fisainana loatra fa voasaron'ireny saron-doha reny foana ny lohany hany ka manaonao foana , tsy mba ataony antsaina akory fa tonga amin'ny tanjona iriany zao ny syrie , fa dia mbola mizizo ny iady hatrany , hany ka izahay mponina no mijaly.
Misaotra an'ireo izay mampita vaovao , fa zaho aloha hatramizao mbola tsy fantako mihintsy izay ataoko , hody any dago ? tsy hay hoe hody aninona any , hijanona eto Liban , matahotra ny ho faty , manahirana ihany izy ity , fa dia apetraka amin'ilay ao ambony izay mahasoa.
Ny mahagaga ahy koa dia ireo gasy eto liban , efa ato anatin'ny sarotra mbola mifankahala sy manohy ny toetra ratsiny ihany , fotoana fifamelan-keloka izao , ka ho an'ireo izay gasy monina aty ka mahita an'ito hafatra ito dia mba diniho ihany , ho an'ireo izay tsy te hody , aoka re mba tsy ifamoky sy hanao laza ratsy marivo tototra mba hanankanana ireo izay te hody , fa samia manaja ny safidiny misy dia mavatra mi-phone ny ankizy tsirairay milaza fa aza mody miaraka am frantsay zany ee, patati patata , satria izy tsy te hody , dia mitady namana.Aleo angamba faranako fa sao dia lazainareo fa be resaka eto :-D. Mba mivavaha ho anay , ary misaotra an'ireo namana izay tsy mitsahatra mampita vaovao , sy mitondra amb-bavaka anay gasy aty .^:^
de eto ndray enao de gasy any liban. fa aiza enao no tena marina sa misy xxx firy ato e.
140. ftma
(
09/08/2006 21:19)
araka ny henoko dia efa nisy lasa nody ny gasy, mba omeo vaovao rehefa tonga soa any ianareo e