Liban
141. yonikafopl
(
10/08/2006 03:49)
Efa nisy 6 any Maroc, dia omaly nisy 14 niainga, efa any Syrie zareo fa miandry ny avion ho any Maroc, dia avy eo miaraka mody ireo gasy 20 avy aty Liban.
I Akamatiana sy Mimiso lasa any.
I Akamatiana sy Mimiso lasa any.
142. Ralay
(
10/08/2006 04:19)
Mbola misy betsaka ny tafajanona ve sa tsy te handeha ny ankamaroany? Korazy e
143. yonikafopl
(
10/08/2006 12:31)
Ralay, mbola betsaka ny nijanona tsy te hody ka,20 fotsiny nge no lasa e, nefa zahay aty entre 500-700 eo ho eo.
145. yonikafopl
(
11/08/2006 06:17)
aleoko klou aty ihany ry fijo ka, mbola ho any fa tsy zao kalou:wink:
148. Ralay
(
12/08/2006 16:48)
Refa any kosa ve ny fiainana tsy aleo miaritrza ihany fa siangy tsy hay mintsy ny fandehany anefa raha tsy mijanona izy ty
149. yonikafopl
(
12/08/2006 17:41)
na aiza na aiza rehefa ho avy ny fahafatesana de tonga fona io. Za mino fa Andriamanitra miaro izay matoky azy.
150. Ralay
(
13/08/2006 05:06)
Merina zany ry yonika refa anjaranao ny ho faty dia zay ka dia mahereza fa tsy misy maty tsy @ androny :-*
154. Zina
(
15/08/2006 20:35)
ary izahay tsy mino azy ataony ahoana?
mitovy amin'ny pino ka. Rehefa tonga ny fahafatesana dia tonga. ary matoa ianao mbola tsy maty satria mbola tian'Andriamanitra ianao hahalala azy bebekokoa:wink:
155. fijo
(
16/08/2006 20:44)
zina,ka za anie efa nino azy taloha fa izao vao tsy mino e.izany hoe efa tsy hivadika hino intsony fa efa teo no niala,fa fosika be le izy.
156. mandrindra
(
21/08/2006 14:25)
dia miandry eo foana andriamanitra raha izaho no tiany ahalala azy bebe kokoa. ny mpino ve izany efa mahalala be an'ilay andriamanitra?
157. fijo
(
22/08/2006 21:15)
tsy mbola nisy nahita mtia ireo an.na ny feony aza tsy mbola henon dreo akory.