Liban

1. ftma ( 15/07/2006 10:31)
tsy arako aloha ny momba an'io ady io fa na izany aza manahy ihany aho amin'ireo gasy mipetraka any, mikaraka ny ampiodiana ny mponiny any daholo ny firenena rehefa fa ny momba ny gasy no tsy mba henoko hoe ahoana
novalian'i fijo ny 30/08/2006 20:42
2. yonikafopl ( 15/07/2006 12:10)
ftma, salut ndry.
Hatramzao kalou zahay aty dia mbola tsy misy maninn, tsy misy azo atao afa tsy ny mivavaka, raha le resaka fampodiana indray toa misy nombre minimal ny ressortissant hono vaoo obligatoire ny fampodiana, asa kalou ny fahamarinany.Fa na izany na tsy izany, ny zone musulman no tena cible, ny namana mipetraka any efa niakatra any am montagne daholo ny ankabeazany.
Ny havana any Dago any, aza de mikoropaka loatra, fa ny fiainana mbola mandeha hatramzao.
3. Fanja1 ( 15/07/2006 12:15)
yonikafopl de mivavaka ho anareo rehetra any.. mitandrema tsara ihany anefa( mahagaga zany we nombre minimal ny ressortissant zany) ny an'i la france zay mangataka te hody rehetra no evacué-na!
4. fasaly ( 15/07/2006 14:23)
yonikafopl:

ftma, salut ndry.
Hatramzao kalou zahay aty dia mbola tsy misy maninn, tsy misy azo atao afa tsy ny mivavaka, raha le resaka fampodiana indray toa misy nombre minimal ny ressortissant hono vaoo obligatoire ny fampodiana, asa kalou ny fahamarinany.Fa na izany na tsy izany, ny zone musulman no tena cible, ny namana mipetraka any efa niakatra any am montagne daholo ny ankabeazany.
Ny havana any Dago any, aza de mikoropaka loatra, fa ny fiainana mbola mandeha hatramzao.

bonjour yonika! elabeuhhh!
dia mirary soa bedabe ho anareo rehetra namana any libna ky mou zany a! enga anie mba tsy hisy voakitika tokotrany.
biz toi de veloma am kakama tiko any...:wink::-*

5. dadabe ( 15/07/2006 14:35)
mon yonikafopl-ko salut toi :-* nisy baomba nipoka tany aminareo oo??:roll:
6. yonikafopl ( 15/07/2006 15:07)
Fanja1 , fasaly, sotra bedabeuuhhh
dadabe-ko , fa inn mampiodinkodina ny mason'i toi? mivavaha ho anay kouuuu
7. ftma ( 15/07/2006 15:14)
Misaotra akia yonika an, dia mba lazalazao vaovao ihany fa ilay hampiseho @ télé tena mampatahotra ihany.
Mitondra ambavaka anareo rehetra any
8. sipagasy ( 15/07/2006 16:04)
dia faly aloha izany ny tenako maheno fa tsy misy maninona ny olona mpiray tanindrazana any liban e!, mivavaka ho anareo e! indrindra fa ny havana tsy foy e!
9. fijo ( 15/07/2006 18:59)
yonika,ary za dia tena nalahelo andry mihintsy.ela tsy heno teto.mirary soa hoanareo any e.
fanja,za koa ,vao saika hampiditra ity resaka ity;
10. fasaly ( 15/07/2006 19:17)
fijo::-D:-D:-D:-Dary efa fanina i fijo izany an!
i ftma no nampiditra dinika fa tsy i fanja:-D:-D:-D:-D

yonika: tsy msiy fisaorana aky fa malahelo anareo roa vavy beuh zahay! snif!:snif::snif::snif::snif::-*:-*:-*
11. Zina ( 16/07/2006 11:45)
Yoni a dia mivavaka ho anareo any tokoa moa izahay..sy ireo olona rehetra any Liban sy Israel
12. ftma ( 16/07/2006 13:13)
fasaly: efa zatra avadik'i fijo foana ny ps-ko tsy mamaky mihitsy izy, soa ihany fa fanja no nataony fa tsy fijo :wink:
Mba omeo vaovao matetika akia zandry yonika an, na lavitra anareo aza zahay de tsy manadino akory.
Mba naheno vaovao ny fitondrana malagasy ve ianareo momba an'io?
13. yonikafopl ( 16/07/2006 14:11)
bizzz dolidoly

Mba toroy hevitra hoe ry namana fa miantso an le consule vendrana iny de ny firenentsika hono tsy manana moyen hampodiana fa samia manavotra ny ainy.Ny an'ny pays afrikana sasany zao vao tam maraina efa nisy bus bedabe niala , asa ho aiza kalou tsy arako. Iza no ambassady akaiky anay eto azo kontaktena??

Fa za kalou raha vao we mandeha fiara ho any syrie de aleoko mijanona kleee, tsy hi risika za, fa efa nisy busn'ny UNIFIL aza napoakan-dry zalahy, nitondra olona. Aleo manao otran'ny hafa mangataka laisser passer am israely de mandeha sambo mandeha chypres ohatra.
Asa kalou fa hatramzao mbola ny kartiern-dry be sarondoha isany no voa , fa asa na mbola ho avy ny anjaran'ny aty am ville, omaly efa saika latsaka mbamin'ny tsy latsaka fa tena eto akaikinay ilay port napoakanjareo, saika naty hihihihih.

Fa ny mahatsikaiky, za miantso ny any Dago de mbola mikakakaka mihomehy mitantara we, nipoaka indray mandeha kalou de avy eo raffal be,de za mbola nivoaka nitsirika teo am balcon, nivazavaza amzay rams we midira de etsy andalatsara mipetraka, tsy mahazo mihetsiketsika, otran le zaza voasazy reny.
14. Ralay ( 16/07/2006 14:42)
Ny reserve sakafo sy ny rano no ataovy misy² dia mijanona ao an-trano. Raha quartier tsy dia misy leader mety ho ajedaky ny israelianina ny toerana misy anareo dia aza mihetsiketsika ao fa en securité kokoa njy de korazy fa tsy misy maty tsy @ androny e :-*
15. cutie ( 16/07/2006 19:04)
mitovy hevitra @ ralay za:P
16. jentilisa ( 17/07/2006 12:27)
ny anareo any toa ny any Ezytpa no miandraikitra anareo raha tsy diso aho.
17. miangalyandria ( 17/07/2006 12:32)
bon courage yonika a !
18. yonikafopl ( 17/07/2006 16:17)
misaotra anareo namana eee

jentilisa, ndraso fa ho contacter kou we ny any egypte raha mamaly?

fa amzao kalou za efa mifandray amin'ny mail am ministeran'ny raharahambahiny any amintsika ee, asa izay ho hatao.
19. cutie ( 17/07/2006 18:20)
yonika, tsy azoko we contacter-na hanin le ambassade:roll:
20. yonikafopl ( 18/07/2006 04:47)
cutie, ka betsaka le ankizy te hiverina any Dago, misy ny te hijanona, ka ho an'ny te handeha ohatra raha mba afaka manome laisser passer zareo hivoahana, ho an'ny te hijanona indray raha afaka manampy am aise alimentaire na tsy haiko ohatra satria raha tena tafahangona am toerana iray ny ankizy aty, ny sakafo sy ny sisa hanahirana ihany.afaka mivoaka any syrie ohatra fa raha tsy misy laisser passer nefa dia tsy ho tafavoaka mihintsy eny am frontiere.
Efa tsy haiko tsony koa ny miresaka, fa eto za zao de maheno bomba mipoaka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4645