Liban

21. yonikafopl ( 18/07/2006 04:55)
Ho an'ny ankizy te hody, tsy hoe mangataka iantohana frais sy ny sisa akory izy ireo fa vonona ny hianto-tena, fa kosa mila laisser passer hivoahana, iza anefa no afaka hanome? ny consule vongany, tsy mivaky loha am malagasy akory, tsy nisy aza ny ady, antsoina izy miavonavona, vao maika amzao??
22. cutie ( 18/07/2006 12:17)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 18-07-2006 09:47:41
Lohateny : Re : Liban
cutie, ka betsaka le ankizy te hiverina any Dago, misy ny te hijanona, ka ho an'ny te handeha ohatra raha mba afaka manome laisser passer zareo hivoahana, ho an'ny te hijanona indray raha afaka manampy am aise alimentaire na tsy haiko ohatra satria raha tena tafahangona am toerana iray ny ankizy aty, ny sakafo sy ny sisa hanahirana ihany.afaka mivoaka any syrie ohatra fa raha tsy misy laisser passer nefa dia tsy ho tafavoaka mihintsy eny am frontiere.
Efa tsy haiko tsony koa ny miresaka, fa eto za zao de maheno bomba mipoaka be

fa nga tsy ny mpiray firenena aminy ihany no ampiany @ zany, misy milaza manko eo ambony eo we egypte, ka gaga za:roll:
23. fijo ( 18/07/2006 19:22)
ka ny consul tsy voatery hoe ao liban.
fa tsara io miresaka amin'ny minisitera any mada io.
24. fijo ( 18/07/2006 19:23)
azafady aky ftma,fa nalahelo loatra an'i yonika aho,de fanina an.
25. Zina ( 18/07/2006 19:36)
Tena mampalahelo tokoa izany...Atsoy tokoa oe ny ministra any Dago?
Dia mba loza ko izany Gasy consule any zany
Tena tsy tafavoka mihitsy ve nareo? ny sambo mankany Chypres?
26. ftma ( 19/07/2006 06:37)
Zina tsy gasy ny consul i Dago ao Liban.
Fijo: fanina an :wink:
Raha mahazo ny mpiandraikitra ny affaire étranger ao Dago gamba mba mahita vaha-olana ry zareo.
Tsy hoe manararaom-paty fa ireo gasy tsy afaka mody taloha tokony mba hanararaotra hody haingana raha misy moyen hialana any aingana na mifindra firenena fontsiny aza aloha.
27. mandrindra ( 19/07/2006 07:39)
nanao fanambarana tao amin'ny madagascar tribune ny ministry ny raharahambahiny anio :

le MAE a déjà pris des dispositions

Interrogé sur la situation des ressortissants malagaches au Liban, le ministre des Affaires étrangères Malgaches a tenu à apporter quelques éclaircissements
• QUESTION :
Monsieur le Ministre, le Liban est actuellement attaqué par Israël, et il est connu que nous y avons des ressortissants malgaches. Quelles sont les mesures que le Gouvernement malgache a déjà prises concernant cette situation ?
* REPONSE :
Tout d’abord, je tiens à préciser que face à cette situation, nous adoptons la position du Conseil de Sécurité des Nations Unies concernant le conflit israélo-arabe, particulièrement la Résolution 1559 de 2004 demandant le rétablissement de la souveraineté du Liban ainsi que le désarmement des milices, notamment du Hezbollah. Nous condamnons également l’escalade de la violence qui empêche la reprise du processus de paix au Moyen Orient dans le cadre de la feuille de route. Pour ce qui est de la communauté malgache vivant sur place, nous sommes déjà entrés en contact avec les représentations malgaches à l’extérieur, qui ont déjà fait le nécessaire pour suivre l’évolution de la situation au Liban. En outre, le ministère des Affaires étrangères a mis en place une cellule de veille pour assurer le contact avec les familles ou avec les ressortissants malgaches au Liban. Ainsi, ceux qui ont des informations ou qui en demandent peuvent entrer en contact avec cette cellule par mail. (contact@diplomatie.net)
• Est-ce qu’il y a ainsi des mesures spéciales pour les citoyens malgaches vivant au Liban ?
* Déjà au niveau du nombre des Malgaches vivant là-bas, il nous faut de plus amples précisions. En effet, le nombre de ressortissants malgaches inscrits auprès du Consul Honoraire sur place, une cinquantaine, est largement inférieur au nombre réel des Malgaches vivant dans ce pays. Pour l’instant, nos représentations extérieures s’emploient à confirmer ce chiffre. D’après les informations d’un Malgache sur place, les affrontements ont surtout lieu dans la plaine, alors que la plupart des ressortissants étrangers se sont réfugiés sur les hauteurs. Si les choses s’aggravent, nous sommes en contact avec des pays amis.

28. fijo ( 19/07/2006 17:55)
ftma,tena fanina e,toa nilatsahan'ny baomba izany.
io izany ny site azonareo hidirana ry zareo an.
"contact@diplomatie.net"dia mifandray amin'ny MAE any mada nareo
29. yonikafopl ( 19/07/2006 18:09)
MAndrindra, misaotra anao,
Ka izao ny fandehany, marina fa ireo ankizy tonga voalohany 1996-1998 ihany no misoratra anarana any amin'ny consulat eto Liban, fa ny taty aoriana tsy nandalo any intsony fa tonga dia ny agence no mikarakara ny fihavian'ny ankizy eto Liban , ny fikarakarana ny visa sy ny sisa. Ny antony dia satria rehefa manana olana ny malagasy, dia tsy misy vahaolana omen'ilay consule mihintsy.KA ny nombre nolazainy tany dago dia 50 fotsiny , nefa ny malagasy miasa eto Liban dia eo am 500 eo. Efa nolazaiko tany amin'ny ministera moa ny momba io isa io, tsy tena sure ny isan'ny malagasy koa mantsy ny tenanay.
Nandeha ary ny filazana fa manaiky ny hampody ny teratany malagasy ny frantsay, niezaka niantso ny consule ny tenanay, dia teny avona no azo,mandehana hono direkta any am consulat frantsay fa izy tsy afaka manao nininn, de lasa ary nanatona ny ambasady frantsay, de ny tany koa teo ambavahady dia nandroaka hoe tsy misy fantatray ny momba izany, fa na misy aza izany , misoratra anarana any am consule-nareo nareo hoy izy , dia io consule io no manome ny liste any am consule frantsay. Very hevitra izahay fa mandeha atsy atosiny mankary, mandeha ary atosiny mankatsy. farany azo natao, dia nisy numero any frantsa nampiantsoana namana iray mipetraka any, dia nilaza ry zareo fa efa nifampiresaka ny fanjakana frantsay sy ny fanjakana malagasy, kamanaiky hampody ny malagasy zareo, saingy miandry ny frantsay ho lasa daholo , ka dia miandry ny fotoana mety izany kalou fa dia efa velom-bolo kely noho izay vaovao heno izay. Ity ilay numero raha mba misy afaka manontany tsindraindray izay fitoana hampodiany anay, de mba mampilaza eto, satria ny ho any am ambassady isanandro hanontany tsy vitanay, ny numero eto Liban nomeny hiantsoana tsy misy mandray , na tsy mandeha. Ka raha misy mahazo vaovao dia mba alefaso ao am hafatra sy eto. Misaotrra anareo.
0800174174.
30. LazaDaddy ( 19/07/2006 23:07)
Monsieur le Ministre, le Liban est actuellement attaqué par Israël,
Miteniteny foana mihitsy ireto mpanao gazety ao amin'ny Tribune ireto kle! Ny firenena Arabo aza tsy mirediredy ohatran'izany (Liban, Egypte, Jordanie, Arabie Saoudite,...) fa dia mba magahaha loatra ny asa fanaovan-gazety ao amin'i Tribune Madagascar! :twisted:
31. ftma ( 20/07/2006 07:33)
Mahafinaritra ny maheno vaovao, niantso an'io numero nomen'i yonika io aho fa nilaza ry zareo fa mila fandaminana ny fampodiana an'ireo malagasy satria be dia be no tsy misoratra any @ consul no en situation irrégulière, mbola nampiany hoe " tonga de mody any madagascar ireo raha mody fa tsy mijanona aty France"
Mino aho fa hilamina io, ka ireo izay tena vonona ny hody izany dia anontanio ihany ny abasady frantsay any.
32. cutie ( 20/07/2006 09:55)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-07-2006 04:07:45
Lohateny : Re : Liban
Voalaza teo :
Monsieur le Ministre, le Liban est actuellement attaqué par Israël,
Miteniteny foana mihitsy ireto mpanao gazety ao amin'ny Tribune ireto kle! Ny firenena Arabo aza tsy mirediredy ohatran'izany (Liban, Egypte, Jordanie, Arabie Saoudite,...) fa dia mba magahaha loatra ny asa fanaovan-gazety ao amin'i Tribune Madagascar

Fa in no lazain'ny firenena arabo :roll:
Hita fa ny Israeliana efa mamono civilians mitsy any liban fa tsy mikendry an'le terrorite akory, hanapotika ny liban fotsiny no tanjona:twisted:
33. LazaDaddy ( 20/07/2006 10:57)
cutie> indry koa sahala @ miteny hoe Lebanon = Hesbollah? hahaha! Nefa...

http://www.free-lebanon.com dia mba mandalina vaovao ao @ fox news fa aza variana mijery CNN sy BBC fotsiny. hahaha!
34. cutie ( 20/07/2006 11:00)
andray hay ve mpijery fox news:-D:-D:-D:-D
fox news anie an'i Bush e , mazava ho azy pro israel ry zareo :-D:-D:-D:-D
jereo BBC :wink:
35. LazaDaddy ( 20/07/2006 11:01)
http://www.free-lebanon.com/LFPNews/2006/July/July16/July16a/july16a.html indray ary ny hevitry ny olona any Liban mihitsy! hahaha
36. cutie ( 20/07/2006 11:06)
tsssssssssssss, sady efa t@16 juillet no mbola misy "finoana" koa
sady hevitry ny saranga n'oul io fa tsy ny daholo be rehtra:-D:-D:-D
37. LazaDaddy ( 20/07/2006 11:12)
cutie> Fa ny mahatonga ny korontana angaha vao androany? hahaha
vakio indray ary ny rapport nataon'i Arabie Saoudite sy Jordanie manameloka ny fikambanana terrotista Hezbollah. :-D
38. cutie ( 20/07/2006 11:16)
za nga manda we tsy meloka ny terroriste fa ry Israeliana wa (miaramila) tsy mi cible an'le terroriste akory fa ny lebanese njay no ataon-dry zareo masaka, nefa any Liban tsy misy military akory.
39. LazaDaddy ( 20/07/2006 11:22)
cutie> diso izany ka. Alina izao nisy camion hesbollah mody mitondra "vegetables" ety ivelany kanefa feno missiles. Toy izany koa ilay mody nanao livraison hazo.
Ny hesbollah no tena mamono civilians. Jereo fa avy any @ tanana kristianina ry zalahy no mandefa rocket any Jerosalema. Dia tsy nokitihi'Israely satria tanana feno civilians. Ary isaky ny manafika ny terrorista ry zareo dia mandefa fampilazana mialoha ny civilians @ tract sy radio.
Mba ataovy aloha ny fanadihadiana vao manome tsiny e! hahaha
40. cutie ( 20/07/2006 11:27)
:-D:-D:-D:-D
non ka ry zareo tsy sahy hanapotika ny tanana any Israel mitsy ka, satria Israel arovan'ny amerikana.
Fa any Liban, iza no hiaro an'reo:roll::roll:
De manao ze danin'ny kibony ny Israel
fa i LazaDaddy koa efa tena brain washed avy @fox news :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2109