Liban

41. cutie ( 20/07/2006 11:29)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-07-2006 16:22:10
Lohateny : Re : Liban
cutie> diso izany ka. Alina izao nisy camion hesbollah mody mitondra "vegetables" ety ivelany kanefa feno missiles. Toy izany koa ilay mody nanao livraison hazo.
Ny hesbollah no tena mamono civilians

za tsy manda we tsy mamono civilians ry zareo
42. LazaDaddy ( 20/07/2006 11:43)
- tsy manana miaramila ve i Liban? Manana miaramila i Liban kanefa naninona no navela hanjaka malalaka ny hesbollah?

- Israel ve arovan'ny amerikanina? Ny mifanohitra amin'izay aza no tena marina fa mba "signe de reconaissance" daholo ny ataon'ny amerikanina

- brainwashed ve aho? Asa aloha fa sady mba mahita ny ankamaroan'ny gazety arabo ihany koa aho, mahita gazety israelianina, fa ny vaovaon'ny gazety frantsay avoakan'ny AFP no tsy tiako indrindra satria tsy misy fandalinana toy io nataon'ny mpanao gazety tribune io. hahaha!
43. Herimiafina ( 20/07/2006 11:50)
cutie:

Hita fa ny Israeliana efa mamono civilians mitsy any liban fa tsy mikendry an'le terrorite akory, hanapotika ny liban fotsiny no tanjona:twisted:


Pire lavitra ny ataon'ny Libanais sy ny Syriana na ny Iraniana raha teo amin'ny plasin'ny Israelianina izy. Ny arabo sy ny tariny indrindra no tena mpamono ny zakaky ny israelianina sy ny siviliny.

tsy manohana israelianina velively io fa kosa manohatra ny essentialisma ateraky ny fanavakavahana arabo-israelianina an! :wink:


44. cutie ( 20/07/2006 11:52)
quote]Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-07-2006 16:43:59
Lohateny : Re : Liban
- tsy manana miaramila ve i Liban? Manana miaramila i Liban kanefa naninona no navela hanjaka malalaka ny hesbollah?[/quote]
ie tsy manana ry zareo :-D army soldiers anie zany lazaiko zany e:roll:
nga ny hesbollah voafetran'ny miaramila (raha misy aza zany)
[[quote]quote]Israel ve arovan'ny amerikanina? Ny mifanohitra amin'izay aza no tena marina fa mba "signe de reconaissance" daholo ny ataon'ny amerikanina
ataovy anzay aza e, arovany ara-politika aza:-D:-D:-D
brainwashed ve aho? Asa aloha fa sady mba mahita ny ankamaroan'ny gazety arabo ihany koa aho, mahita gazety israelianina, fa ny vaovaon'ny gazety frantsay avoakan'ny AFP no tsy tiako indrindra satria tsy misy fandalinana toy io nataon'ny mpanao gazety tribune io. hahaha
tsy haiko le AFP fa refa tsy brainswahed zany de mba jereo koa le avoakan'ny BBC


45. cutie ( 20/07/2006 11:54)
: Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 16:50:49
Lohateny : Re : Liban
Hoy i cutie:

Hita fa ny Israeliana efa mamono civilians mitsy any liban fa tsy mikendry an'le terrorite akory, hanapotika ny liban fotsiny no tanjona



Pire lavitra ny ataon'ny Libanais sy ny Syriana na ny Iraniana raha teo amin'ny plasin'ny Israelianina izy. Ny arabo sy ny tariny indrindra no tena mpamono ny zakaky ny israelianina sy ny siviliny.

tsy manohana israelianina velively io fa kosa manohatra ny essentialisma ateraky ny fanavakavahana arabo-israelianina an!

za tsy mirahaha ze ataon'ny libanais, syriana sy ny sisa
Fa ny ahy le civilians voa mafy no tsy tiako
46. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:01)
cutie:
za tsy mirahaha ze ataon'ny libanais, syriana sy ny sisa Fa ny ahy le civilians voa mafy no tsy tiako
ka responsabilite an'ny syriana sy iraniana daholo no natonga an'ireny atrany am-boalohany. Dia tsimaintsy ongotana hatr@ fotony raha tiana ho voavaha ny olana. Indrisy fa tsimaintsy misy aina afoy ny vokany.
47. cutie ( 20/07/2006 12:04)
zany an:-D
de ry zareo isreliana no miseho milay hanongotra azy reny zany :-D:-D:-D
Manin no tsy miditra ny ONU:lol:
48. Herimiafina ( 20/07/2006 12:08)
Essentialisma re izao e, iry tiako iry tsy tiako dai un point c,est tout, hehehehe:-D
49. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:08)
efa hatry ny ela ny israelianina no saika hamaha an'io olana io saingy ny ONU sy G8 mihitsy no nisakana azy. Jereo anie ity hakanosan'i lafrantsa e! hahaha
50. cutie ( 20/07/2006 12:10)
ie misakana azy ny ONU sy G8, fa iza no ambadiky ny ONU sy G8 fa tsy ny amerikana:-D:-D:-D:-D
51. cutie ( 20/07/2006 12:11)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-07-2006 17:08:25
Lohateny : Re : Liban
Essentialisma re izao e, iry tiako iry tsy tiako dai un point c,est tout, hehehehe
:-D:-D:-D:-D
zay zany ,tsy tiako le ady any Liban:-D
52. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:14)
cutie:
ie misakana azy ny ONU sy G8, fa iza no ambadiky ny ONU sy G8 fa tsy ny amerikana:-D:-D:-D:-D
indry ihany anie ry utie no mamaly ny hevitr'indry sy mi-contre dire ze lazain-dry e. Hitan-dry tsara zany zao fa tsy miaro ny israelianina velively ny amerikanina.
53. cutie ( 20/07/2006 12:16)
miaro ara-politika wa:-D
54. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:19)
fa entite inona ny ONU sy G8 ry cutie? hahaha. cutie ve aloha afaka mieritreritra izay lazainy e?:wink: toa lasa aller retour fotsiny ilay resaka mantsy.
Tsy andoavam-bola ny mieritreritra cutie an! hahaha
55. cutie ( 20/07/2006 12:24)
i lazadaddy koa tsy mahazo ze lazaiko, fa za koa kamo be hanazava
Fa ny ahiko fotsiny de mamono civilians fotsiny ny miaramila israeliana
56. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:26)
hay ve indry ity no tena brainwashed e! hahaha! Ahoana moa no fomba azahoana izay lazain'i cutie kanefa izy mi-contre dire ny teneniny? hahaha!
57. cutie ( 20/07/2006 12:28)
tsy mi contre dire za fa misy hevitra hafa io , fa za kamo be hanoratra lava be
fa ze fandraisanao azy tsy manin
58. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:29)
hahaha!
59. cutie ( 20/07/2006 12:30)
:-D:-D:-D:-D
io no tena haiko manoratra eto :-D:-D:-D
60. LazaDaddy ( 20/07/2006 12:33)
za mahay manoratra poem misy ny anaran-dry:

May'ah doran'ny afo
Ny kibok ts'isy sak'afo

hahaha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9753