DIDY FOLO NY FITIAVANA
101. Herimiafina
(
18/07/2006 11:47)
Olontokana ihany no tokony ho tiavina dia vita fa tsy andeha hizara fitiavana eran'ny tanàna tsy akory nefa ny tena aza tsy ampy fitiavana! :wink:
102. mandrindra
(
18/07/2006 12:14)
herimiafina, tsy dakôro amin'io aho klé. tsy milay izany mitia olotokana izany hoa, aleo mandeha mizara fitiavana eran'ny tanana ary raha mety aza dia manerana izao tontolo izao mihitsy.
103. Herimiafina
(
18/07/2006 12:17)
Ny eran'ny tanana sy ny erak'izao tontolo izao leisy tsy tiavina izany an! :wink:
104. cutie
(
18/07/2006 12:21)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-07-2006 16:35:56
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ooops - izaho sy i cutie no teto dia i cutie no nanontaniako ka ... Fa tonga io i Soanja dia valio ary e! Zarako aza misy mamaly mazava fa tsy hoe iza i Soanja dia Soanja ihany no valiny
ka tsy mety mazava @njy le ka ataoko ahona??:-D
105. Herimiafina
(
18/07/2006 12:23)
Aoka izay ry super-cutie sy ry super-pissoa fa efa mazava an! :wink:
108. Herimiafina
(
18/07/2006 12:30)
mandridra: tsy ampy le fitiavana hozaraina dia efa fenoin-dry leirony!:-D
cutie: Njy koa aza ohatry ny tsy mahazo knou!:wink:

109. pissoa
(
18/07/2006 12:35)
cutie:An3 - vao nanontany voalohany aho dia efa io no valiny nomenjy ka :roll:
ka tsy mety mazava @njy le ka ataoko ahona??
Herimiafina - tsy azon'lah akory ny teniko matoa hoy elah hoe mazava.
I cutie miteny hoe:
# Ny didy folo ony voafehin'ny didy tokana (ilay momba ny fitiavana)
# Raisiny ony ny didy tokana fa tsy raisiny ny didy folo.
Fanontaniana: Inona ary no dikan'ilay hoe "didy tokana" (tiavo) rehefa nariana daholo izay tao anatiny tao (didy folo)?
Ny valiny dia mbola hoe tiavo ihany.
Ohatran'ny miteny hoe Bataiko le gona feno paoma, fa alako aloha le paoma tao anatiny Dia mbola lazaina fa gona feno paoma ihany le nobataina :-D:-D:-D
110. Herimiafina
(
18/07/2006 12:56)
Ka tsara marihina fa ny fitiavana tsy didy mihintsy.
Azoko didina ve izany ny olona iray hitia ahy.
Ny fitiavana dia natolotra fa tsy noforonina, Andriamanitra ny tompon'ny fitiavana fa tsy ianao, ka aleo kokoa aza ilay izy tonga ho azy aminao toy izay hoe no-forcer-na.
Ny tian'i cutie hambara angamba ertsy dia hoe "rehefa tia dai voafehy avokoa ny zavatra rehetra ka tsy ilaina intsony ny mampatsiahy ireo didy amandalana arehetra ireo na folo na 12 na 20...".

111. pissoa
(
18/07/2006 13:12)
Herimiafina:

Any aho vao manaiky an'io. Hoe rehefa anananao ny fitiavana avy amin'Andriamanitra dia (mety) tsy mila ampahatsiahivina intsony ny didy folo, na 12, sns
Fa
aoka hijanona fa mihitatra any @ resaka finoana izy zanyRehefa miala an'io fitiavana (avy amin'Andriamanitra) io, dia tsy voafehy ho azy ilay didy ... (saitra raha isika olombelona irery, dia samy hamariparitra ny ataony hoe fitiavana).
112. Herimiafina
(
18/07/2006 13:20)
Tsara marihina fa tsy ny Fitiavana no ilana didy fa ny fiarahana.
Hitsiko kely satria zavatra roa samy hafa ireo, ny fomba fiarahana no ilana didy. Ny ataoko hoe didy eto dia resaka ETHIQUE ary no tena izy fa tsy resaka LOI velively.
Ao anatin'ny fiarahana dia misy regle d'éthique mipetraka hoa zy izay hifanarahana'ny olona roa miaraka sy mifankatia.
Rehefa misy ny fihenan'ny fitiavana vao hita fa misy tsy voahaja intsony ny sasantsasany amin'ny resaka ethique io.
Ohatra, misy fampirafesana nefa efa niara-nifanaraka ny ho fidele izy roa tary amboalohany.

113. Santiona
(
18/07/2006 14:29)
Ry zareo a,
aleo za mba hitorak vonikazo kely ho an'i "Cutie"
Ianao ty ndra1ndr1 mody adala fa enao nef intelligente an!
Miombok'evitra tanteraka @ i Cutie mihitsy za. Tsy mila mitanisa didy aman-jatony enao rehefa tena tia fa iray ihany dia ampy : Didy tokan'ny fitiavana. Ny sisa, manaraka eny ihany.
Cutie mody manatsotsotra eny foana izy nefa tena mifono hevitra lalina.
:-*

114. Herimiafina
(
18/07/2006 14:40)
Iznay ve leity ry Santiona. hazavao ary hoe ilay hevitra dia mba zarazarao! hehehehe:-D
117. booboo
(
18/07/2006 16:01)
:-D:-D:-D :-D dikan'io hoe miampy iraika ny oul mitovy hevitra aminy :-D:-D:-D
120. pissoa
(
18/07/2006 16:28)
Hihihi, izay zah vao hiteny resaka finoana :wink::-D:-D:-D
Tsy hadalan'Andriamanitra ry reto ny nanome antsika ny didy folo an, dia nampiana ny didin'ny Eglizy (Ho an'ny Katolika), fa ilaintsika ireo. Izaho tsy manda ny hoe ny Fitiavana no lehibe indrindra, fa tsy sarotra ho antsika (olombelona) izany hoe mitia dia mandeha ho azy izany ny ambiny izany.
Misy tsy mbola "nanota" tamin'ny olon-tiany ve amintsika ireto nefa tia azy? Noho izany, manampy antsika ary ilaintsika atao an-tsaina ny didy "aman-jatony" (hoy i Santiona fa tsy haiko raha maro toy izany na tsia ) hafa na dia voafehin'ny fitiavana aza.