DIDY FOLO NY FITIAVANA
122. booboo
(
18/07/2006 16:37)
-Rehefa mbola tsy tena tafaroboka miaina ilay " Fitiavana " ( mahafehy ny raha aby ) dia eo no ilan'ilay olona ny didy kely booobaka be hanampy azy ho tonga any @ ilay Fitiavana.
-Izay mahatsapa kosa fa efa miaina an'izay dia efa iainany ho azy ilay didy kely boooooooooobaka ...ary mety tsy ho folo fotsiny no hitany fa 30 ohatra hihihihihihihi.
-Izay mahatsapa kosa fa efa miaina an'izay dia efa iainany ho azy ilay didy kely boooooooooobaka ...ary mety tsy ho folo fotsiny no hitany fa 30 ohatra hihihihihihihi.
123. Herimiafina
(
18/07/2006 16:54)
Aza mba be didy izany ihany ka tsy mahatandrina akory fa izay no vita matavy an!
Ny mpahay milomano ihany mantsy hono no maty andrano.
Donky, par implikasion manome hoe : izay be didy ihany no maningana! hehehehe:-D
Ny mpahay milomano ihany mantsy hono no maty andrano.
Donky, par implikasion manome hoe : izay be didy ihany no maningana! hehehehe:-D
125. pissoa
(
18/07/2006 17:44)
booboo:Ie! (fa boboka be ahoana ary) Dia tsy misy tonga lafatra ony tsika eto an-tany.
Rehefa mbola tsy tena tafaroboka miaina ilay " Fitiavana " ( mahafehy ny raha aby ) dia eo no ilan'ilay olona ny didy kely booobaka be hanampy azy ho tonga any @ ilay Fitiavana.
126. pissoa
(
18/07/2006 18:18)
Herimiafina:
Aza mba be didy izany ihany ka tsy mahatandrina akory fa izay no vita matavy an!
Ny mpahay milomano ihany mantsy hono no maty andrano.
Donky, par implikasion manome hoe : izay be didy ihany no maningana! hehehehe:-D
:-D:-D:-D Ka ny tsy manana didy tsy misy reference dia tsy hita hoe maningana na dia efa tena tsizy mitsy aza knou :-D:-D:-D
Otran'ny Kristianina izao manana ny didin'Andriamanitra izy dia raha vao manota dia ozizy ny olona oe "Mpivavaka ony ireny ireny e" :-D:-D:-D
127. Herimiafina
(
18/07/2006 18:23)
Ka aza mamorona didy ankoatry ny efa nomena anao fotsiny dia milamina e.
Tsy midika mihintsy io teniko io hoe ratsy ny didy. Araho ny didy efa nomena sy voasoratra.
Fa ny olona sasany mamorona didy tsotra izao izay tsy voatandriny akory no tsy dia mety loatra.:wink:
Tsy midika mihintsy io teniko io hoe ratsy ny didy. Araho ny didy efa nomena sy voasoratra.
Fa ny olona sasany mamorona didy tsotra izao izay tsy voatandriny akory no tsy dia mety loatra.:wink:
128. cutie
(
18/07/2006 18:24)
booboo, ka zay anie le fa nolzaiko an'i pissoa we mbola tsy mihatra aminy le izy de tsy azony e :-D:*:*:*
FA ahona kosa ary njy ry pissoa no tonga de mitsambikina any @didy folo e (ohtra aza mijangajanga), nefa raha manaraka an'io didy io njy de efa voafehy njy le resaka didy tokana "fitiavana"
ka marina anie zany e, iza no tonga lafatra eto an-tany :lol::lol::lol: tsy za alou e :-D
FA ahona kosa ary njy ry pissoa no tonga de mitsambikina any @didy folo e (ohtra aza mijangajanga), nefa raha manaraka an'io didy io njy de efa voafehy njy le resaka didy tokana "fitiavana"
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-07-2006 22:44:48
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i booboo:
Rehefa mbola tsy tena tafaroboka miaina ilay " Fitiavana " ( mahafehy ny raha aby ) dia eo no ilan'ilay olona ny didy kely booobaka be hanampy azy ho tonga any @ ilay Fitiavana.
Ie! (fa boboka be ahoana ary) Dia tsy misy tonga lafatra ony tsika eto an-tany
ka marina anie zany e, iza no tonga lafatra eto an-tany :lol::lol::lol: tsy za alou e :-D
129. cutie
(
18/07/2006 18:25)
Herimiafina [ Valio ] 18-07-2006 21:54:53
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Aza mba be didy izany ihany ka tsy mahatandrina akory fa izay no vita matavy an!
Ny mpahay milomano ihany mantsy hono no maty andrano.
Donky, par implikasion manome hoe : izay be didy ihany no maningana! hehehehe
ka zay no efa nolazaiko we tsy tokony asiana didy ny fitiavana e :-D:-D
130. cutie
(
18/07/2006 18:26)
Mpandefa : Santiona [ Valio ] 18-07-2006 19:29:00
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ry zareo a,
aleo za mba hitorak vonikazo kely ho an'i "Cutie"
Ianao ty ndra1ndr1 mody adala fa enao nef intelligente an!
Miombok'evitra tanteraka @ i Cutie mihitsy za. Tsy mila mitanisa didy aman-jatony enao rehefa tena tia fa iray ihany dia ampy : Didy tokan'ny fitiavana. Ny sisa, manaraka eny ihany.
Cutie mody manatsotsotra eny foana izy nefa tena mifono hevitra lalina.
tsy mody adala zany za fa hihihiihhihihi mampiakatra ny isnpirak'i pissoa fotsiny :-D:-D:-D
131. cutie
(
18/07/2006 21:13)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 18-07-2006 17:30:09
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
mandridra: tsy ampy le fitiavana hozaraina dia efa fenoin-dry leirony!
cutie: Njy koa aza ohatry ny tsy mahazo knou!
tsy ampy ahona, bdb io fa anjaranao fotsiny no misafidy na hizara na tsia:-D:-D:-D
132. cutie
(
18/07/2006 21:14)
Fanontaniana: Inona ary no dikan'ilay hoe "didy tokana" (tiavo) rehefa nariana daholo izay tao anatiny tao (didy folo)?
Ny valiny dia mbola hoe tiavo ihany.
pissoa, "fitiavana " le didy tokana fa tsy "tiavo" :-D
133. pissoa
(
19/07/2006 04:12)
cutie:
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-07-2006 22:44:48
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i booboo:
Rehefa mbola tsy tena tafaroboka miaina ilay " Fitiavana " ( mahafehy ny raha aby ) dia eo no ilan'ilay olona ny didy kely booobaka be hanampy azy ho tonga any @ ilay Fitiavana.
Ie! (fa boboka be ahoana ary) Dia tsy misy tonga lafatra ony tsika eto an-tany
ka marina anie zany e, iza no tonga lafatra eto an-tany :lol::lol::lol: tsy za alou e :-D
Tsy azon-jy ny teniko. Ny tsy tonga lafatra isika teneniko eto, dia tsy manana io fitiavana mahafehy ny raha jiaby resahin'i booboo io ...
134. rapala
(
19/07/2006 04:23)
pissoa, ccutie: ianareo 2 ireto kou tena mampihomé, toy ny mpirahavavy nifanarakaraka:-D
135. pissoa
(
19/07/2006 04:39)
Ananantsika ny fitiavana. Ny hoe fitiavana no base, amiko, dia midika koa hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra atao (na hoe aza manao zavatra tsy amim-pitiavana) - fa tsy (fotsiny) hoe mandeha ho azy ny fanarahana ny didy hafa. Raha io farany io no dikany, dia tsy nisy "nanota" tamin'ny olon-tiany intsony isika rehetra satria efa hoe tia azy izany. Tsy izay nefa ny zava-misy. Amin'ny ankapobeny mihitsy, dia tsy misy zavatra mandeha ho azy izany, fa mitaky finiavana avy amintsika izay mikasika antsika.
Failing to plan is planning to fail(Effie Jones).
Failing to plan is planning to fail(Effie Jones).
137. cutie
(
19/07/2006 10:57)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-07-2006 09:39:55
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ananantsika ny fitiavana. Ny hoe fitiavana no base, amiko, dia midika koa hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra atao (n
ka zay zany koa, de avy eo voantandrina ho azy le didy folo e .
