DIDY FOLO NY FITIAVANA

161. cutie ( 24/07/2006 18:05)
Mpandefa : mandrindra
cutie, inn sa iza ilay tokana

efa hain'i mandrindra ny valiny :-D
162. mandrindra ( 25/07/2006 12:10)
cutie, ok ok :*

pissoa, ahoana koa izany hoe :"Raha i mandrindra no manontany dia tsorina fa aleoko tsy mamaly", izany ve tsy fanakavahana volompitiavana le :-D:-D:-D
163. pissoa ( 25/07/2006 12:48)
mandrindra:
pissoa, ahoana koa izany hoe :"Raha i mandrindra no manontany dia tsorina fa aleoko tsy mamaly", izany ve tsy fanakavahana volompitiavana le :-D:-D:-D
Io fotsiny ngah no teniko teo :lol:
164. Herimiafina ( 25/07/2006 18:44)
Hono hoa ry ireto?
Raha voafehin'ny fitiavana izany ny didy retsaretsa izay misy dia maninona kay no ny olona tena milaza ho tia indrindra no tena tsy mahafehy tena e? :roll:
165. cutie ( 25/07/2006 19:36)
de tsy voafehiny zany le izy e :-D
166. Herimiafina ( 25/07/2006 19:41)
Dia izay no tsy maha-didy azy, ny didy mantsy natao hofehezina CQFD! hehehehe=))=))
167. cutie ( 25/07/2006 20:00)
atao ny didy fa tsy voatery hanaraka enao :-D
168. cutie ( 25/07/2006 20:03)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 26-07-2006 00:41:35
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Dia izay no tsy maha-didy azy, ny didy mantsy natao hofehezina CQFD! hehehehe

de zay zany le nolazaiko koa, tsy misy didy ny fitiavana:-D
169. pissoa ( 26/07/2006 05:14)
Tsy mitovy ny hoe tsy didy ny fitiavana sy ny hoe tsy misy didy ny fitiavana!
170. cutie ( 26/07/2006 12:43)
pissoa i HM no manao an'io didy io fa tsy za a ,
Ny ahy efa tsy misy didy ny fitiavana:-D
171. mandrindra ( 27/07/2006 20:29)
cutie, izay mihitsy, tsy misy didy izany io fitiavana io :wink:

pissoa, ka rehefa tsy fanavakavahna volompitiavana izany dia lasa fanavakavahana arapiavina satria tsy mitovy ny planeta misy antsika
172. cutie ( 27/07/2006 20:36)
mandrindra
asa zao (l):*:wink:
173. mandrindra ( 27/07/2006 20:55)
zao dia zao :*(l):*(l)
174. cutie ( 27/07/2006 21:02)
ho aiza alou :wink:
175. mandrindra ( 27/07/2006 21:04)
k'efa hoe any amin'ilay toerana alehantsika knou :wink:
176. cutie ( 27/07/2006 21:14)
hay any @ le toerana special:-D:*
177. mandrindra ( 27/07/2006 21:19)
efa voafidy ary efa voatokana ho antsika :*(l)
178. cutie ( 28/07/2006 00:14)
(l)
179. pissoa ( 28/07/2006 05:21)
mandrindra:
pissoa, ka rehefa tsy fanavakavahna volompitiavana izany dia lasa fanavakavahana arapiavina satria tsy mitovy ny planeta misy antsika
Whatever! Ny olona mpanavakavana dia izay mahita fanavakavahana any amin'ny toerana tsy ahitan'ny olon-kafa azy :)
180. naritsimba ( 28/07/2006 06:30)
milay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1072