DIDY FOLO NY FITIAVANA
222. pissoa
(
13/08/2006 08:57)
Ie! Amiko ny didy dia aro-fanina. Natao mba tsy handratra na hanimba ny tenany ny zanak'olombelona. Fa tsy faneriterena na fampitahorana ka mampa-be hambo (diso toerana) ny olona akory :-D:-D:-D
224. pissoa
(
13/08/2006 10:52)
Tsy ny didy sy ny aro-fanina no nivadika teo fa ireto ka :lol:
Oops - aoka atao hatreo fa lava loatra kay le izy :lol:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-08-2006 00:10:03
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
za tsy naritsimba fa zah mafahafantatra hoe iza no milay
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-08-2006 00:12:07
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
za koa mahay we iza no milay
Miverina ery ambony
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-08-2006 00:22:47
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
mitovy ary ve ilay lazaintsika hoe iza no milay sa tsia
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-08-2006 00:36:51
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
hummmmmmmmmmmmmmmm ndraso we hampitoviana
Miverina ery ambony
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-08-2006 00:45:11
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
eo ary hoe
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-08-2006 00:46:28
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Miverina ery ambony
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-08-2006 00:49:50
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
dia ahoana mitovy sa sahala?
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-08-2006 00:53:46
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
mitovy fa tsy sahala
Miverina ery ambony
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-08-2006 00:59:43
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
inn no mitovy dia inn no tsy sahala
Oops - aoka atao hatreo fa lava loatra kay le izy :lol:
226. cutie
(
13/08/2006 11:06)
sady efa nazava koa anie le sujer t@1 e
samy maka ze tandrifiny azy :-D
samy maka ze tandrifiny azy :-D
227. pissoa
(
13/08/2006 11:06)
Didy no sujet ... ny hevitro hoe didy = aro-fanina :wink:
PS: Njy ve no mampatsiahy ahy ny size? - jereo io nataoko quote io :lol:
PS: Njy ve no mampatsiahy ahy ny size? - jereo io nataoko quote io :lol:
229. pissoa
(
13/08/2006 11:10)
Ie - fa tsy resaka otran'io nataoko quote io hoa :lol:
Misaotra an'i cutie nampatsiahy an'i cutie an'ilay size :wink:
Misaotra an'i cutie nampatsiahy an'i cutie an'ilay size :wink:
232. cutie
(
13/08/2006 12:07)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-08-2006 16:12:08
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
haiko ange le sujet e
fa efa voazava sy voavaly efa ela be
amiko io fa tsy @ bobone:-D
233. pissoa
(
13/08/2006 12:39)
Dia tsy azo hajaina izany ny hafa fa rehefa heverina fa voavaly sy mazava aminy ny resaka dia tamy izy manao zavatra hafa :oops:
234. cutie
(
13/08/2006 13:33)
jereo tsara ty :-D:-D:-D
Mpandefa : cutie [ Valio ] 10-08-2006 15:31:03
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Voalaza teo :
Mpandefa : bobone [ Valio ] 10-08-2006 10:30:46
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
amiko aloha ry reto de izao an!
tsy misy didy folo fa efa voafintina 2 fa ny fitiavana no tena lehibe!
baikon'ny fitiavana ny zavatra rehetra!
=D=D=D=D
235. pissoa
(
13/08/2006 13:42)
Zah ngah niteny hoe tsy namaly an'io i cutie.
Jereo tsara ity :lol:
(Aleo rehefa misy hevitra hafa miverina eto indray aho :lol: )
Jereo tsara ity :lol:
pissoa:
Aza dia fenoina resaka tsisy hidiran'ny ady hevitra ny resaka (raha tsy hoe hatsikana angaha) fa aleo mandeha any amin'ny hafatra ( Jereo eto ) na ny karajia ( Jereo eto ) ... Manjary rehefa misy olon-kafa tena maneho hevitra fa tsy manoratsoratra zavatra hafa dia
# na eritreretina hoe efa resaka tsisy hidirako intsony ny ao izao ====> tsisy mijery ny hevitry ilay namana.
# na raha misy mijery ny namana sasany dia ela be vao chargee ny page nefa zavatra tsy misy hidirany amin'ilay dinika akory no manaela azy. (Tsy ny olona rehetra no tsy mandoha vola be rehefa miserasera )
(Aleo rehefa misy hevitra hafa miverina eto indray aho :lol: )
236. cutie
(
13/08/2006 14:10)
:lol::lol::lol::lol::lol:
hay ve, za njay tsy maintsy miteny refa mahita hotenenina ary refa mbola misy mamaly foana:-D:-D:-D
raha tsy we voafafa nga
refa tsy tian-jy reo nataon-jy quote reo de asaovy fafan'i admin e
in ny pble:roll::roll::roll:
hay ve, za njay tsy maintsy miteny refa mahita hotenenina ary refa mbola misy mamaly foana:-D:-D:-D
raha tsy we voafafa nga
refa tsy tian-jy reo nataon-jy quote reo de asaovy fafan'i admin e
in ny pble:roll::roll::roll:
237. bmw307
(
19/08/2006 00:21)
ianareo ve mieriteritra fa 10foana ny didy mifehy ny fitiavana tonga de diso izany amiko fa ataovy 10 nianareo fa tsihilamina vely ny tokatranonareo.
tsy voatanisa io fa aza mbola mametra aloha.
tsy voatanisa io fa aza mbola mametra aloha.
238. pissoa
(
21/08/2006 14:24)
bmw307 - miombon-kevitra! Manampy antsika hanana tokantrano milamina ireny.
Ngah njy tsy maintsy omena didy ndray vao manao ny mety =))=))=))
cutie:
refa tsy tian-jy reo nataon-jy quote reo de asaovy fafan'i admin e
Ngah njy tsy maintsy omena didy ndray vao manao ny mety =))=))=))
239. booboo
(
21/08/2006 14:31)
dia inona aby moa ilay didy zany ? hihihihi ankoatra ireo folo efa eo ireo ? ....
na izany na tsy izany voafehy ao anatin'ny didy iraika ihany izy aby aby
na izany na tsy izany voafehy ao anatin'ny didy iraika ihany izy aby aby
240. pissoa
(
21/08/2006 14:38)
booboo - tsy fantatrao akory ve dia lazainao fa voafehy sahady :{:-D:-D:-D
