DIDY FOLO NY FITIAVANA
202. pissoa
(
02/08/2006 14:55)
Hihihi - nisy saika noteneniko teo fa kay le resaka efa nivadika resaka hafa be kle, tssssssss. :oops:
204. cutie
(
02/08/2006 20:41)
mandrindra [ Valio ] 03-08-2006 01:39:36
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
cutie, izaho indray no fanina
mipetraha kely alou maka aina :-D
209. pissoa
(
03/08/2006 11:23)
mandrindra:
cutie, izaho indray no fanina
pissoa, arosoy foana ny hevitra fa mahafinaritra izany e
Ka ny resakareo sy cutie aza mahafanina anao ka ampiako indray ve ... :roll::-D:-D:-D
Fa tsy maninona fa aleo iny ho any. Aleo hevitra vaovao indray no atsipiko amin'i mandrindra:
http://karajia.org/
http://serasera.org/namana/?rub=namana/hafatra&asa=post
:oops:
212. pissoa
(
09/08/2006 15:02)
mandrindra:Mandeha any amin'ny karajia sy ny hafatra ka! Ngah tsy nojerena akory :-D:-D:-D
pissoa, mankaiza aloha ireo jereo eto ireo e:roll:
213. bobone
(
10/08/2006 05:30)
:D:D:D
amiko aloha ry reto de izao an!
tsy misy didy folo fa efa voafintina 2 fa ny fitiavana no tena lehibe!
baikon'ny fitiavana ny zavatra rehetra!:lol::):roll:
amiko aloha ry reto de izao an!
tsy misy didy folo fa efa voafintina 2 fa ny fitiavana no tena lehibe!
baikon'ny fitiavana ny zavatra rehetra!:lol::):roll:
215. pissoa
(
10/08/2006 08:38)
Tsy azo mihitsy ve :-D:-D:-D Azavaiko tsara aza e:
Aza dia fenoina resaka tsisy hidiran'ny ady hevitra ny resaka (raha tsy hoe hatsikana angaha) fa aleo mandeha any amin'ny hafatra ( http://serasera.org/namana/?rub=namana/hafatra&asa=post ) na ny karajia ( http://karajia.org/ ) ... Manjary rehefa misy olon-kafa tena maneho hevitra fa tsy manoratsoratra zavatra hafa dia
# na eritreretina hoe efa resaka tsisy hidirako intsony ny ao izao ====> tsisy mijery ny hevitry ilay namana.
# na raha misy mijery ny namana sasany dia ela be vao chargee ny page nefa zavatra tsy misy hidirany amin'ilay dinika akory no manaela azy. (Tsy ny olona rehetra no tsy mandoha vola be rehefa miserasera :) )
Azo am'zay :?::-D:-D:-D
Hevitra io araka ny teniko teny ambony :)

216. cutie
(
10/08/2006 10:31)
Mpandefa : bobone [ Valio ] 10-08-2006 10:30:46=D=D=D=D
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
amiko aloha ry reto de izao an!
tsy misy didy folo fa efa voafintina 2 fa ny fitiavana no tena lehibe!
baikon'ny fitiavana ny zavatra rehetra!
217. cutie
(
10/08/2006 10:32)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 10-08-2006 13:12:55
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
cutie, ie
:-D:-D:-D:-D
de in ny atao :lol:
218. pissoa
(
11/08/2006 05:52)
]quote=bobone]amiko aloha ry reto de izao an!
tsy misy didy folo fa efa voafintina 2 fa ny fitiavana no tena lehibe!
baikon'ny fitiavana ny zavatra rehetra![/quote]
Atao baikon'ny fitiavana (ilay olon-droa) fotsiny ve ny zavatra rehetra fa tsy asiana aro-fanina ... ka tsy hitaraina eto amin'ny forum daholo ve hoe Fa dia nahoana loatra ( http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44d9d9c2f26b1 ) no ampirafesina nefa ... :lol:

219. cutie
(
11/08/2006 19:45)
Atao baikon'ny fitiavana (ilay olon-droa) fotsiny ve ny zavatra rehetra fa tsy asiana aro-fanina ... ka tsy hitaraina eto amin'ny forum daholo ve hoe Fa dia nahoana loatra ( Jereo eto ) no ampirafesina nefa ...
fa in no mahatonga an'le fitarainsna eto @forum , tsy mbola le fitiavana iahny ve :-D:-D:-D:-D
220. pissoa
(
12/08/2006 09:08)
Ny fitiavana ka ... ilay fitiavana tsy misy didy atao aro-fanina ireny fa fitiavana mandeha ho azy :lol: