DIDY FOLO NY FITIAVANA

241. booboo ( 21/08/2006 17:06)
ka refa mandinika tsara dia voafehin'ny hoe ny fitiavana no lehibe indrindra kouh. Ny fandeferana, fitandremana ny teny avoaky ny vava, fihetsika maneho fitiavana, ny fanajana ny hafa, sns voafehin'ny atao hoe " fitiavana " aby zany.
242. pissoa ( 21/08/2006 17:14)
Ny Fitiavana notenenin'i Kristy no mahafehy ny hafa rehetra - fa tsy ilay fitiavana olon-droa manaitaitra kely ao an-tsain'ny maro. :-D:-D:-D
243. booboo ( 21/08/2006 17:31)
Na fitiavana eo @ mpisipa na mpivady na amant na maîtresse na tsy haiko mitombona foana io hoe voafehin'ny didy iraika aby izy kely booooobaka beeeeeeeeee. dinidiho lalina tsirairay ange fa miverina any @ fitiavana fôôôôôôôôôôôôna ny fototra e !

244. pissoa ( 21/08/2006 17:37)
Siora ve? Omeo ny porofo amin'ny lazainao fa tsy izaho no asainao mandinika lalina :-D:-D:-D

Ny zavatra hitako mantsy - dia maro ny mpifankatia (na izy rehefa mihitsy aza) no mifanao ratsy - indraindray tsy conscient akory hoe nanao ratsy ilay partenaire-ny izy ... mety tsy misy tia ve izany isika rehetra :oops::-D:-D:-D
245. booboo ( 21/08/2006 18:12)
siora mitsy :-D. ( Tsy ) mifona zà fa san'angady zà raha hahavita hanome porofo tsirairay zao didy kely boooobaka beee zao ! sady he izany izy hoe mihoatra ny folo 8O8O...:-D:°)

Dia mijanona eo @ fanaovana ilay ratsy ve ny raha ? tsia kosa e ! mitohy any @ pardon, fahaizana maka recul, fahavonona handini-tena, hanova ny tsy mety sns avy teo. fitiavana aby zany hihihihihihi






246. pissoa ( 21/08/2006 18:40)
Affirmation gratuite ve izany (satria tsy evident ho ahy) ? :°)

Zah tsy manisy olana amin'izay mety mitranga ao aorinan'ny nanaovana ratsy. Ny ahy dia tsotra: - manao ratsy isika na dia milaza fa tia sy tena tia aza - Noho izany - tsy ampy antsika ny hoe voafehin'ny fitiavana (olon-droa) ny zavatra rehetra fa mila aro-fanina isika mba tsy hoe tafahoatra ny ratsy ataontsika.
(Fa tsy hoe atao aloha ny ratsy dia avy eo manao pardon - :°) )
247. booboo ( 21/08/2006 20:07)
Affirmation gratuite ve izany (satria tsy evident ho ahy) ?


hihihihi ié :°):°)hihihihi
248. prime ( 25/08/2006 12:16)
Didy foronina... dia ho tsarain'io hany fa ataovy vazy2 ihany e...:?
249. booboo ( 25/08/2006 12:38)
rhôôôôôôô :lol:
250. tywa68 ( 25/08/2006 14:36)
:-D
251. cutie ( 25/08/2006 20:51)
booboo za akia mitovy hevitra @ njy a :lol::lol::lol:
252. pissoa ( 26/08/2006 12:13)
prime - fa maninona no hoe vazivazy? :roll: Satria ve tsy voasoratra ara-bakiteny ao anaty baiboly? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093