DIDY FOLO NY FITIAVANA

141. dadabe ( 19/07/2006 13:31)
tsy arako intsony fa zah tsy ekisipera @ fitiavana
Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-07-2006 16:32:23
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ary Pissoa tsy sahy manontany ahy an!
Sa ve ilay "tiavo" avy any amin'i Cutie ihany no tena tadiavin'i Pissoa. Ataovy izany mety Cutie fa mijaly izy mila valiny, ianao mampifilafila.
Dadabe> Manana didy firy ianao momba ny fitiavana? laozanao mampiseho an'ireo nify ratsy ireo


hehehe manana ngoza be aho omeko andry:wink: mety didy 15 angamba :°)
142. cutie ( 19/07/2006 13:36)
dadabe, aza adalaina i soanja:evil:
143. pissoa ( 20/07/2006 04:41)
cutie:
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-07-2006 09:39:55
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ananantsika ny fitiavana. Ny hoe fitiavana no base, amiko, dia midika koa hoe ataovy amim-pitiavana ny zavatra atao (n


ka zay zany koa, de avy eo voantandrina ho azy le didy folo e .

Tsy voatery ka!
Amin'ny ankapobeny mihitsy no tsy voatery voatandrina fa tsy hoe eto fotsiny. Afaka samy manao zavatra amim-pitiavana ny olona roa, fa mifanohitra be ny zavatra ataony, izany hoe raha mahatandrina didy ny iray dia tsy nahatandrina ny iray (Jereo eto amin'ny forum fotsiny dia hitanao io).
144. cutie ( 20/07/2006 09:57)
tsy misy oul perfect eto ambonin'ny tany :-D
145. pissoa ( 20/07/2006 11:21)
Ka izay no teniko eo anie e!

Fa njy ihany no miteny eo oe hainjy tsara izany fitiavana izany dia rehefa misy fitiavana dia voatandrinjy ho azy ny didy hafa knou :roll:
146. cutie ( 20/07/2006 11:31)
ie:-D
147. booboo ( 20/07/2006 11:43)
:-D:-D:-D ohatra mahita mpirahavavy mifanarakaraka zany zà mamaky an'i Cutie sy Pissoa :-D:-D:-D
148. pissoa ( 20/07/2006 11:52)
cutie :-D

booboo, kou nahita inn njay mou ankoatr'izay e :-D:-D:-D
149. cutie ( 20/07/2006 11:57)
tsy sisa :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-07-2006 16:21:54
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka izay no teniko eo anie e!

Fa njy ihany no miteny eo oe hainjy tsara izany fitiavana izany dia rehefa misy fitiavana dia voatandrinjy ho azy ny didy hafa knou

haiko satria raha solafaka za de haiko ny fanafodiny :-D:-D:-D:-D
150. nambina ( 20/07/2006 14:57)
ok'izay ry pissoa sy cutie a, mitovy ihany ange ny hevitrareo 2 raha dinihina é, fa samy mafy loha kely eo fotsiny:-D:-D:-D
151. cutie ( 20/07/2006 15:14)
:-D:-D:-D:-D
152. pissoa ( 21/07/2006 05:34)
nambina, tsy samy mafy loha zany zay fa io farany io vao mitovitovy hevitra e :roll::-D:-D:-D
153. mandrindra ( 21/07/2006 12:12)
dia firy ihany no niafaran'ilay didy e ???
154. booboo ( 21/07/2006 12:17)
:-D:-D
155. cutie ( 21/07/2006 17:25)
: mandrindra [ Valio ] 21-07-2006 17:12:59
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
dia firy ihany no niafaran'ilay didy e ???

1 ihany ka:-D:-D:-D:-D
156. Herimiafina ( 21/07/2006 17:48)
Efa hoe tsy didy iny! :-D
157. cutie ( 21/07/2006 17:49)
didy tokana
158. pissoa ( 21/07/2006 18:12)
mandrindra, zah tsy nampianatra nanisa ka :-D
Hoy fotsiny aho hoe na manana fitiavana aza dia tsy voatandrina ho azy ny didy hafa (na firy na firy) ...
159. mandrindra ( 24/07/2006 08:21)
booboo, aiza ho aiza ilay mampihomehy :wink::-D:-D
cutie, inn sa iza ilay tokana :-D:-D:-D
herimiafina, veloma zany any tsididy any e
pissoa, inn jiaby jiaby zany didy hafa izany, dia iza koa no nanoratra azy? :lol:. dia aza atao koa hoe :"na manana fitiavana aza" satria manana daholo isika rehetra ny famborahana sy fizarana azy no samy hafa :wink:
160. pissoa ( 24/07/2006 17:21)
mandrindra:
pissoa, inn jiaby jiaby zany didy hafa izany, dia iza koa no nanoratra azy? .

Raha i mandrindra no manontany dia tsorina fa aleoko tsy mamaly :oops: Planeta na Univers tsy misy hifandraisany mihitsy no misy antsika amin'ny conception'ny fitiavana ka tsy hitondra inona ny resaka fa wastage of time sy energy fotsiny :lol:

mandrindra:
dia aza atao koa hoe :"na manana fitiavana aza" satria manana daholo isika rehetra ny famborahana sy fizarana azy no samy hafa:wink:

Samy manana ny "fitiavana" resahiny hoa tsika sy mandrindra eeee! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.479