DIDY FOLO NY FITIAVANA
81. pissoa
(
15/07/2006 18:59)
Raha mandeha ho azy ary ny didy folo rehefa tia dia maninona no mbola misy ihany ny mandainga e? Ny mpamitaka? Ny mpijangajanga? Ny mpangala-badin'olona? sns ...
82. pissoa
(
15/07/2006 19:01)
cutie:
Ka refa tanteraka wa le didy tokana de voafehy le didy folo e ( anisany aza mijangajanga)
Donc - noraisin-jy le didy folo fa tsy hoe didy tokana izany no noraisin-jy. Jereo ny teniko tery ambony
pissoa:
Ka tsy mifanohitra oa ireo didy ireo, ka maninona no iray no raisina nefa ny hafa ariana.
:-*:-*:-*
83. cutie
(
15/07/2006 20:24)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:59:11
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Raha mandeha ho azy ary ny didy folo rehefa tia dia maninona no mbola misy ihany ny mandainga e? Ny mpamitaka? Ny mpijangajanga? Ny mpangala-badin'olona? sns
satria tsy mahafehy an'le didy tokana ny mahatonga an'reo
84. cutie
(
15/07/2006 20:26)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 16-07-2006 00:01:23
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
Ka refa tanteraka wa le didy tokana de voafehy le didy folo e ( anisany aza mijangajanga)
Donc - noraisin-jy le didy folo fa tsy hoe didy tokana izany no noraisin-jy. Jereo ny teniko tery ambony
ka ny ahy wa le didy tokana no ataoko base:-D
fa le didy folo details fotsiny
85. cutie
(
15/07/2006 21:33)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:11:32
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
De ahoana zany le teninjy any ambadika any raha oe fantarina alou zay vo tiavina
Hoy i cutie indray mande oe:
lapino, ny fo no misafidy aloha, zay vo mandeha ny saina
ka matoa koa njy te hamantatra anie de efa misy fitiavana avy @fo ihany ao manosika e ( zay le we ny fo no misafidy ) :-D
86. cutie
(
15/07/2006 21:39)
Hoy i cutie:
Fa refa vonona njy zay vo azon-jy le "fitiavana tokana na feno" (didy folo )
Inn no dikan'io didy folo anaty fonosana io fa tsy haiko Sao mitovy ihany mantsy ny tiana tenenina
io le lazain'i lapino e
87. cutie
(
15/07/2006 21:41)
oups tsy voasoratra fa ty :-D
Mpandefa : lapino [ Valio ] 12-07-2006 21:36:48
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka ny didy rehetra aza ange hono efa voafehin'ny "fitiavana" daholo e!
88. pissoa
(
16/07/2006 06:51)
cutie:
satria tsy mahafehy an'le didy tokana ny mahatonga an'reo
Justement. Rehefa tsy voafehy ilay didy tokana dia lasa manao an'ireo, dia mety zavatra hafa koa fa tsy ireo fotsiny. Voafehy no teneniko fa tsy hoe tsy arahina an! Izany hoe miainga any amin'ilay tia mihitsy no diso! (dia miverina any amin'ny resakatsika hatramin'ny voalohany am'zay :-D )
Ilay tia eritreretin-dry izao mety marina - na manakaiky ny marina (tsy fantatro) dia lasa mety ataonjy oe mandeha ho azy ny didy folo. Fa misy olona (ie - tsy hoe zah no resahiko satria eto am'forum tsika zao, ary zava-misy hita eny rehetra eny io) tsy mitovy amin'ny fahazahoan-dry an'ilay hoe tia ny fahazahoany. Efa noteneniko teo io:
zah hoe:Dia eo no mikatso. Lasa sady tsy noraisiny le didy folo, no tsy noraisiny ilay didy tokana.
dia avadiny hoe "Ndana mijangajanga ( ~ tiava olona maromaro na maro be)" na hoe "Manaova homo ( ~ tiava olona mitovy sexe aminao) ", "Manaova pedophile ( ~ tiava ankizy kely) "sns
:-*
89. pissoa
(
16/07/2006 06:59)
(Somary hors size ity - fa tsy hors tanteraka)
Hihihi - nisy zavatra nampme be anah teo fa tsy noteneniko kloo fa manjary mivily le resantsika.
Tsy mety ny manaritra ny hoe tiavo dia mbola mampiasa ny teny hoe tiavo ihany. Ny antony dia izao (ataoko amin'ny ohatra)
Raha anontan'ian'ny zazakely ohatra hoe Inn izany vilia? ... dia ny valiny tenenin-jy azy oe rehefa mandoatra vary dia atao ao anaty vilia. Raha sendra mandeha milalao any am'zay le zaza, mahita ny namany manary vary ao anaty kiraro, dia lasa ataony oe vilia = kiraro. =))
Hihihi - nisy zavatra nampme be anah teo fa tsy noteneniko kloo fa manjary mivily le resantsika.
cutie:
pissoa ,azavaiko @ zay le izy fa za teo iny mbola tany am-pesana de mbola kizitina be
ny tiani soanja lazaina "tiavo "io ngamab raha ny fahazahoako azy de we mi comprendre an'le oul aloha, de avy eo mamantatra azy (qualite, defaut).
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.
Mazava ho azy fa tafiditra @io ko nyendrika ety ivelany

90. cutie
(
16/07/2006 19:17)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 16-07-2006 11:51:42
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
satria tsy mahafehy an'le didy tokana ny mahatonga an'reo
Justement. Rehefa tsy voafehy ilay didy tokana dia lasa manao an'ireo, dia mety zavatra hafa koa fa tsy ireo fotsiny. Voafehy no teneniko fa tsy hoe tsy arahina an! Izany hoe miainga any amin'ilay tia mihitsy no diso! (dia miverina any amin'ny resakatsika hatramin'ny voalohany am'zay )
Ilay tia eritreretin-dry izao mety marina - na manakaiky ny marina (tsy fantatro) dia lasa mety ataonjy oe mandeha ho azy ny didy folo. Fa misy olona (ie - tsy hoe zah no resahiko satria eto am'forum tsika zao, ary zava-misy hita eny rehetra eny io) tsy mitovy amin'ny fahazahoan-dry an'ilay hoe tia ny fahazahoany. Efa noteneniko teo io:
Hoy i zah hoe:
dia avadiny hoe "Ndana mijangajanga ( ~ tiava olona maromaro na maro be)" na hoe "Manaova homo ( ~ tiava olona mitovy sexe aminao) ", "Manaova pedophile ( ~ tiava ankizy kely) "sns
Dia eo no mikatso. Lasa sady tsy noraisiny le didy folo, no tsy noraisiny ilay didy tokana.
aoka hijanona fa mihitatra any @ resaka finoana izy zany :-D
91. cutie
(
16/07/2006 19:19)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 16-07-2006 11:59:50
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
(Somary hors size ity - fa tsy hors tanteraka)
Hihihi - nisy zavatra nampme be anah teo fa tsy noteneniko kloo fa manjary mivily le resantsika.
Hoy i cutie:
pissoa ,azavaiko @ zay le izy fa za teo iny mbola tany am-pesana de mbola kizitina be
ny tiani soanja lazaina "tiavo "io ngamab raha ny fahazahoako azy de we mi comprendre an'le oul aloha, de avy eo mamantatra azy (qualite, defaut).
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.
Mazava ho azy fa tafiditra @io ko nyendrika ety ivelany
Tsy mety ny manaritra ny hoe tiavo dia mbola mampiasa ny teny hoe tiavo ihany. Ny antony dia izao (ataoko amin'ny ohatra)
Raha anontan'ian'ny zazakely ohatra hoe Inn izany vilia? ... dia ny valiny tenenin-jy azy oe rehefa mandoatra vary dia atao ao anaty vilia. Raha sendra mandeha milalao any am'zay le zaza, mahita ny namany manary vary ao anaty kiraro, dia lasa ataony oe vilia = kiraro.
tsy hazava @ njy mitsy le izy raha tsy efa mihatra @njy. Fa lazao za any aoriana any refa hay njy ny dikan'io :lol:
92. pissoa
(
17/07/2006 04:19)
cutie:
aoka hijanona fa mihitatra any @ resaka finoana izy zany
Zah zao tsy mbola niteny resaka finoana mihitsy teo an :D
93. pissoa
(
17/07/2006 04:21)
cutie:
tsy hazava @ njy mitsy le izy raha tsy efa mihatra @njy. Fa lazao za any aoriana any refa hay njy ny dikan'io
Mazava amiko le izy - na dia fanazavana tsy mety mihitsy aza no nomenjy :lol: Jereo le ohatra nomeko io. Na koa misy manontany oe iza izany cutie, dia ny valiny omenjy dia oe i cutie dia i cutie e :-w:wink:
94. Santiona
(
17/07/2006 05:18)
fijo:
ary toa tsy misy hoe :"aza miray alohan'ny fanambadiana"?sa iny efa nilaozan'ny baibolin'ny fitiavana?
:-D:-D:-D
Marina mitsy ny anao fa za koa mba manontany tena.
95. cutie
(
17/07/2006 18:26)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 17-07-2006 09:21:38
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
tsy hazava @ njy mitsy le izy raha tsy efa mihatra @njy. Fa lazao za any aoriana any refa hay njy ny dikan'io
Mazava amiko le izy - na dia fanazavana tsy mety mihitsy aza no nomenjy Jereo le ohatra nomeko io. Na koa misy manontany oe iza izany cutie, dia ny valiny omenjy dia oe i cutie dia i cutie e
resaka sentiment no resahitsika eto, za tsy afaka ny hanome definition exact an;io "tiavo" mitsy satria samy manana ny sentiment -ny ny oul tsi1. Le efa nambarako tery ambony ihany no haiko satria zay no fahaizako azy , mety tsy mitovy @ ny an-jy sy oul hafa resahin-jy eto .
96. pissoa
(
17/07/2006 19:01)
cutie:
resaka sentiment no resahitsika eto
Hihihi, azo baikoiny injay ngah le sentiment ... Io oe tiavo io anie baiko e, fa tsy oe ze tian'ny fo na ze tian'ny saina :wink:
97. cutie
(
17/07/2006 19:09)
non, za nga miteny we mibaiko:roll::roll::roll:
efa nazavaiko ery ambony ery anie le dikan'we tiavo tian'i soanja lazaina e :lol:
efa nazavaiko ery ambony ery anie le dikan'we tiavo tian'i soanja lazaina e :lol:
99. soanja
(
18/07/2006 11:32)
Ary Pissoa tsy sahy manontany ahy an!
Sa ve ilay "tiavo" avy any amin'i Cutie ihany no tena tadiavin'i Pissoa. Ataovy izany mety Cutie fa mijaly izy mila valiny, ianao mampifilafila.
Dadabe> Manana didy firy ianao momba ny fitiavana? laozanao mampiseho an'ireo nify ratsy ireo.

100. pissoa
(
18/07/2006 11:35)
Ooops - izaho sy i cutie no teto dia i cutie no nanontaniako ka ... Fa tonga io i Soanja dia valio ary e! Zarako aza misy mamaly mazava fa tsy hoe iza i Soanja dia Soanja ihany no valiny :cry: