DIDY FOLO NY FITIAVANA
21. mandrindra
(
13/07/2006 09:18)
1. Aza manana olon-tiana hafa fa izaho ihany
mahazo mitsaingoka izany fa tsy mahazo mitia
2. Aza manonona ny anaran’ny olon-tianao taloha na ny ahy
tazomy any an'eritreritra any daholo fa tsy tiako ho fantatra akory na ny taoha na ny ho avy
3. Aza manao sarin-javatra ahatsiarovanao ahy
enga anie ka tsy ilay "zavatra" no ahatsiarovanao ahy fa izaho
4. Mahatsiarova ny andro mamy niainantsika mba hafinaritra azy
ny lasa ihany eritreretina fa ny ho avy adinoy
5. Manaja ny raiko sy ny reniko dia ho lava andro ny fiarahantsika
tiavo dia tompoy daholo izahay mianakavy fa ny anao tsy rarahako

23. cutie
(
13/07/2006 11:43)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 13-07-2006 16:28:42
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Cutie, ampiasao ny saina
... sa ny fo ngah moo aloo?
refa tsy hiteny tsy milaza fa ........
28. lapino
(
13/07/2006 12:00)
Oay ko Cutie, dia izay dia mahatezitra hono http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4496bf5824fa9#m4499a61e914b8 :P
Alefaso kloo ny fo ary dia ny saina avy eo e :wink:
---------------
Alefaso kloo ny fo ary dia ny saina avy eo e :wink:
---------------
za teo hoe:Ilay "Didy folo" ireo didy rehetra ireo, dia voasaron'ilay didy tokana "Didy vaovao no omeko anareo". Eto anefa ... azon'i Cutie am'zay? :wink::-*
Ka ny didy rehetra aza ange hono efa voafehin'ny "fitiavana" daholo e!
29. pissoa
(
13/07/2006 12:04)
MTN, ngah mou zany Moizy vehivavy :roll::-D:-D:-D
lapino :roll::-D:-D:-D
mandrindra :-D:-D:-D
lapino :roll::-D:-D:-D
mandrindra :-D:-D:-D
33. savanne
(
13/07/2006 13:20)
:D mafinaritra ry zareo, ankehitriny d'efa isika mihintsy no mametraka ny didi. Tsy atao mahatezitra 'zao, fa moa mety amin'ny fitiavana misy ve aloha io e?
34. cutie
(
13/07/2006 14:34)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 13-07-2006 17:00:21
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Oay ko Cutie, dia izay dia mahatezitra hono Jereo eto
Alefaso kloo ny fo ary dia ny saina avy eo e
---------------
Hoy i za teo hoe:
Ka ny didy rehetra aza ange hono efa voafehin'ny "fitiavana" daholo e!
Ilay "Didy folo" ireo didy rehetra ireo, dia voasaron'ilay didy tokana "Didy vaovao no omeko anareo". Eto anefa ... azon'i Cutie am'zay?
de didy tokana ihany zany fa tsy didy folo :lol:
35. pissoa
(
13/07/2006 17:26)
Tsy manohitra ny didy tokana momba ny fitiavana ny didy folo ka. Manampy antsika aza io hanatanteraka io didy tokana.
Misy ny olona mantsy rehefa tenenina izy hoe "Mifankatiava ianareo", dia avadiny hoe "Ndana mijangajanga ( ~ tiava olona maromaro na maro be)" na hoe "Manaova homo ( ~ tiava olona mitovy sexe aminao) ", "Manaova pedophile ( ~ tiava ankizy kely) "sns :-D:-D:-D

37. pissoa
(
13/07/2006 17:45)
Fa maninn? :roll:
Manazava zah oe na didy tokana (Fitiavana) aza no fototra dia ilaina ny "didy folo" mba tsy hampisy dika vilana an'le didy tokana.
Manazava zah oe na didy tokana (Fitiavana) aza no fototra dia ilaina ny "didy folo" mba tsy hampisy dika vilana an'le didy tokana.
38. cutie
(
13/07/2006 17:50)
tsy haiko fa ny fahazahoako azy ny ahy didy tokana ihany no raisiko fa tsy didy folo.
Refa tanteraka io didy tokana io de mandeha ho azy ny rehetra fa tsy mila ny didy folo, satria efa voafaritry le didy tokana (fitiavana.)
Refa tanteraka io didy tokana io de mandeha ho azy ny rehetra fa tsy mila ny didy folo, satria efa voafaritry le didy tokana (fitiavana.)
39. soanja
(
13/07/2006 18:45)
Ny ahy indray ny didiko momba ny fitiavana dia hoe "tiavo daholo izay momba ahy dia hotiaviko ianao."