DIDY FOLO NY FITIAVANA

41. pissoa ( 14/07/2006 05:05)
Ka ahoana aza no hamaritana an'io hoe tiavo io e? Oe ataovy manjelanjelatra ny fo (l) rehefa mahita ahy sy ny momba ahy ve sa ahoana fa tsy haiko.:roll::-D:-D:-D
42. rapala ( 14/07/2006 06:25)
cutie:
Refa tanteraka io didy tokana io de mandeha ho azy ny rehetra fa tsy mila ny didy folo, satria efa voafaritry le didy tokana (fitiavana.)

bravo=D , je suis d'acc avec toi:-*

mandrindra: tena tsy lasa kosa izany didinao izany k:wink:
lapino, nambina:mba hendy woa, aza mifampitezitra eo:)
43. cutie ( 14/07/2006 12:10)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 14-07-2006 10:05:18
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka ahoana aza no hamaritana an'io hoe tiavo io e? Oe ataovy manjelanjelatra ny fo rehefa mahita ahy sy ny momba ahy ve sa ahoana fa tsy haiko.

tsy azon-jy le izy ry pissoa, satria tsy mitovy ny didin-jy :-D:-D:-D
44. cutie ( 14/07/2006 12:10)
merci prime :*
45. cutie ( 14/07/2006 12:10)
oups, merci rapala:-D:*
46. pissoa ( 14/07/2006 12:12)
cutie:
tsy azon-jy le izy ry pissoa, satria tsy mitovy ny didin-jy

Zah nga namoaka didy :roll: Fa azavao le azon-jy e! Rehefa tsy azavaina koa dia tsy azo zany fa bontolo na manara-drenirano fotsiny :wink:
47. cutie ( 14/07/2006 13:59)
anontanio an'i soanja fa za kamo:-D
48. pissoa ( 14/07/2006 15:21)
Raha misy valiny dia teneno refa mazotoa fa tsy maninn ka :wink:
49. Aino ( 14/07/2006 16:11)
raha ho voatateraka dol izy folo mety tsara ihany.
50. cutie ( 14/07/2006 18:46)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 14-07-2006 10:05:18
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka ahoana aza no hamaritana an'io hoe tiavo io e? Oe ataovy manjelanjelatra ny fo rehefa mahita ahy sy ny momba ahy ve sa ahoana fa tsy haiko.

pissoa ,azavaiko @ zay le izy fa za teo iny mbola tany am-pesana de mbola kizitina be :-D
ny tiani soanja lazaina "tiavo "io ngamab raha ny fahazahoako azy de we mi comprendre an'le oul aloha, de avy eo mamantatra azy (qualite, defaut).
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.
Mazava ho azy fa tafiditra @io ko nyendrika ety ivelany :P
Tsy haiko raha mazava, fa anontanio ihany i soanja:lol:

51. soanja ( 15/07/2006 04:35)

You got it , Cutie :D:D:-*:-*

52. pissoa ( 15/07/2006 06:27)
cutie:
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.

De mbola misy tiavo indray ... de nefa io tiavo io no anontaniko anjy :roll:
53. cutie ( 15/07/2006 16:26)
mbola tsy nitia njy zany :-D:-D:-D:-D
tsy haiko tsony ny manazava azy ankoatran'le efa nolazaiko fa anontanio njay we i soanja:lol:
54. cutie ( 15/07/2006 16:26)
You got it , Cutie

ok:wink:
55. pissoa ( 15/07/2006 17:20)
cutie:
mbola tsy nitia njy zany
tsy haiko tsony ny manazava azy ankoatran'le efa nolazaiko fa anontanio njay we i soanja

Io no tiako hahatongavana. Sarotra ny mamaritra io hoe tiavo io, dia mety mieritreritra isika hoe tia, nefa tsy izay no asehontsika. Ohatra
cutie:
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.

Misy ny defaut azo ekena, ohatra hoe fahasembanam-batana. Fa misy kosa ny defaut tsy ekena izany fa ovaina.
Dia ny didy hafa (izay voafehin'ny fitiavana) no manampy antsika mba ho tena ilay fitiavana marina no arahintsika fa tsy hoe tiavo diso be.
56. cutie ( 15/07/2006 17:43)
pissoa,resaka toetra no resahiko eto ka.
Tsy azon-jy mitsy koa le izy . Avadiky njy foana.hummmmmmmmmm
pissoa nga io "tiavo " io mila faritana, hain-jy ho azy io refa tian-jy le oul.
57. cutie ( 15/07/2006 17:55)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 22:20:31
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
mbola tsy nitia njy zany
tsy haiko tsony ny manazava azy ankoatran'le efa nolazaiko fa anontanio njay we i soanja

Io no tiako hahatongavana. Sarotra ny mamaritra io hoe tiavo io, dia mety mieritreritra isika hoe tia, nefa tsy izay no asehontsika. Ohatra

Hoy i cutie:
De raha tena tinao le oul de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny.

hay sady njy koa kay tsy mamaky tsara ze nosoratako ery ambony akory.
Hoy za we fantaro alou le oul, zay njy vo afaka mieritreitra we hitia ve sa tsia.
Fa refa vonona njy zay vo azon-jy le "fitiavana tokana na feno" (didy folo ):-D
58. pissoa ( 15/07/2006 17:58)
cutie:
pissoa,resaka toetra no resahiko eto ka.

Izay mihitsy. Hoy njy oe ...de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny. De refa oe mpampirafy be (izay no toetrany) ohatra ve dia raha tiako izy dia tsy maintsy tiako koa zany le toetrany mampirafy :{

cutie:
pissoa nga io "tiavo " io mila faritana, hain-jy ho azy io refa tian-jy le oul.

Ka ahoana no hanarana an'le didy hoe tokana oe tiavo raha tsy azo faritana io? Toy ny hoe Aza mangalatra nefa izany mangalatra aza tsy hay akory ny dikany. Raha azavaina hoe aza maka izay tsy anao, dia azo ny hoe mangalatra.

Dia izay no tiako tenenina ... rehefa misy ireo didy hafa hanazavana ilay hoe tiavo dia mora ny manatanteraka azy.

cutie:
Avadiky njy foana.hummmmmmmmmm

Inn no avadiko? Ny niangantsika nge de oe
cutie:
ny ahy didy tokana ihany no raisiko fa tsy didy folo.
59. cutie ( 15/07/2006 18:04)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 22:58:27
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
pissoa,resaka toetra no resahiko eto ka.

Izay mihitsy. Hoy njy oe ...de tiavo daholo na ny qualite na ny defaut-ny. De refa oe mpampirafy be (izay no toetrany) ohatra ve dia raha tiako izy dia tsy maintsy tiako koa zany le toetrany mampirafy

de aza tiavina zany raha mampirafy koa :-D
zay anie le lazaiko we fantaro alou le oul e, efa fatan-jy ve mampirafy izy de mbola idirana ihany ?:roll:
60. cutie ( 15/07/2006 18:07)
Hoy i cutie:
pissoa nga io "tiavo " io mila faritana, hain-jy ho azy io refa tian-jy le oul.

Ka ahoana no hanarana an'le didy hoe tokana oe tiavo raha tsy azo faritana io? Toy ny hoe Aza mangalatra nefa izany mangalatra aza tsy hay akory ny dikany. Raha azavaina hoe aza maka izay tsy anao, dia azo ny hoe mangalatra.

Dia izay no tiako tenenina ... rehefa misy ireo didy hafa hanazavana ilay hoe tiavo dia mora ny manatanteraka azy.

Za alou efa tsy miverina @le resaka didy folo tsony e, efa nolazaiko fa ny ahy ny "fitiavana" no arahiko.
refa tena te hitady ny famaritana an'io "tiavo"io aza njy de jereo ny diksionera e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091