DIDY FOLO NY FITIAVANA
61. cutie
(
15/07/2006 18:09)
Hoy i cutie:
Avadiky njy foana.hummmmmmmmmm
Inn no avadiko? Ny niangantsika nge de oe
Hoy i cutie:
ny ahy didy tokana ihany no raisiko fa tsy didy folo.
de raiso @io didy tokana io aza fa aza ampidirina le didy folo de azon-jy :-D
62. pissoa
(
15/07/2006 18:11)
De ahoana zany le teninjy any ambadika any raha oe fantarina alou zay vo tiavina
:oops::oops::oops:
Inn no dikan'io didy folo anaty fonosana io fa tsy haiko :-D Sao mitovy ihany mantsy ny tiana tenenina :roll::-D:-D:-D
cutie indray mande oe:
lapino, ny fo no misafidy aloha, zay vo mandeha ny saina
:oops::oops::oops:
cutie:
Fa refa vonona njy zay vo azon-jy le "fitiavana tokana na feno" (didy folo )
Inn no dikan'io didy folo anaty fonosana io fa tsy haiko :-D Sao mitovy ihany mantsy ny tiana tenenina :roll::-D:-D:-D
63. pissoa
(
15/07/2006 18:14)
cutie:
Za alou efa tsy miverina @le resaka didy folo tsony e, efa nolazaiko fa ny ahy ny "fitiavana" no arahiko.
refa tena te hitady ny famaritana an'io "tiavo"io aza njy de jereo ny diksionera e
:-D:-D:-D Ka tsy mifanohitra oa ireo didy ireo, ka maninona no iray no raisina nefa ny hafa ariana.
tia olona iray = tsy mijangajanga + tsy tia olona ankoatra azy + manaja ny ray aman-dreniny + sns.
65. pissoa
(
15/07/2006 18:22)
Ie - fa ilaina le didy folo fa raha tsy izany dia tsy ho hay ny manaraka le didy tokana. :-D
67. cutie
(
15/07/2006 18:28)
sady le didy folo anie bdb e ( efa 10 zany ve),tsy le Iray io ve no moramora kokoa no manantateraka azy .
68. pissoa
(
15/07/2006 18:32)
An3 - misy ny olona mieritreritra oe mahazo mitia olona betsaka ... ary tena mieritreritra izy hoe tena tia izany :wink:
69. cutie
(
15/07/2006 18:34)
In a,
le Iray lazaiko eto wa "Fitiavana" le didy tokana
in njay ny idiran'zany afaka mitia oul betsaka zany.
Sady Fitiavana en general koa no resahiko.
le Iray lazaiko eto wa "Fitiavana" le didy tokana
in njay ny idiran'zany afaka mitia oul betsaka zany.
Sady Fitiavana en general koa no resahiko.
70. pissoa
(
15/07/2006 18:38)
Ka mety diso ny fandraisan'ny olona an'le oe Fitiavana ka ... Misy ny mieritreritra hoe ny fitiavana tsy azo terena, sns :)
71. pissoa
(
15/07/2006 18:41)
cutie:
sady le didy folo anie bdb e ( efa 10 zany ve),tsy le Iray io ve no moramora kokoa no manantateraka azy .
Be dia be fa mazava!
Ny zavatra (mety) tsy azo no sarotra ny manaraka azy fa tsy ny zavatra be dia be nefa azo tsara daholo.
72. cutie
(
15/07/2006 18:43)
aza tonga de atao we ny fandraisan;ny olona,ahoana ny fandraisan-jy azy aloha.
Kay ny olona no resahin-jy eto:-D
Ny ahy manko ny ahy ihany :-D
Kay ny olona no resahin-jy eto:-D
Ny ahy manko ny ahy ihany :-D
74. cutie
(
15/07/2006 18:47)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:41:57
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
sady le didy folo anie bdb e ( efa 10 zany ve),tsy le Iray io ve no moramora kokoa no manantateraka azy .
Be dia be fa mazava!
Ny zavatra (mety) tsy azo no sarotra ny manaraka azy fa tsy ny zavatra be dia be nefa azo tsara daholo.
ka azoko le izy matoa za miteny an'io , njy no tsy mahazo fa sarotra azavaiana na efa tsy te hahazo mitsy koa:-D
75. cutie
(
15/07/2006 18:49)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:46:20
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka zah nge olona e Sady tsy manova inn am'resantsika izany.
ie ka tafiditra @io koa anie njy e (olona)
fa hoy njy er ambony we
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:38:38
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Ka mety diso ny fandraisan'ny olona an'le oe Fitiavana ka ... Misy ny mieritreritra hoe ny fitiavana tsy azo terena, sns
de mieritreritra an;io zany njy:roll:
76. pissoa
(
15/07/2006 18:50)
Izao retsy fa ndeha hody zah io an ...
Rehefa diso ny handraisana ny hoe tia, dia tsy afaka manaraka an'io didy tokana hoe tia io indry. Donk, tsy azo ariana ny didy folo fa ilaina, satria mirafitra ny atao hoe tia io.
PS: Njy no tsy mahazo ny tiako tenenina - na mahazo fa te hiresaka eto fotsiny dia mody tsy mahazo :wink:

77. pissoa
(
15/07/2006 18:52)
cutie:
de mieritreritra an;io zany njy
Mety nieritreritra an'io zah talou ... fa refa nahita didy folo oe aza mijangajanga dia nanadihady ny hoe inn zany mijangajanga ... de lasa tsy mieritreritra an'io tsony.
===> Ilaina ny didy folo ;)
78. cutie
(
15/07/2006 18:54)
Zany an, ze andraisan-jy azy tsy mann fa za efa namoaka ny hevitro , na taon-jy we te hiresaka fotsiny aza za tsy quoi.:-D
[quote]Rehefa diso ny handraisana ny hoe tia, dia tsy afaka manaraka an'io didy tokana hoe tia io indry. Donk, tsy azo ariana ny didy folo fa ilaina, satria mirafitra ny atao hoe tia io
Tsy haiko fa ny ahy tsy diso ny fandraisako an'le we tia, raha namaky tsara ny efa voalazako hatramin'zay njy de hitan-jy zany fa avelao @ zao koa fa samy manana ny heviny .:lol:

79. cutie
(
15/07/2006 18:58)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 15-07-2006 23:52:16
Lohateny : Re : DIDY FOLO NY FITIAVANA
Hoy i cutie:
de mieritreritra an;io zany njy
Mety nieritreritra an'io zah talou ... fa refa nahita didy folo oe aza mijangajanga dia nanadihady ny hoe inn zany mijangajanga ... de lasa tsy mieritreritra an'io tsony.
===> Ilaina ny didy folo
Ka refa tanteraka wa le didy tokana de voafehy le didy folo e ( anisany aza mijangajanga)
80. cutie
(
15/07/2006 18:58)
PS: Njy no tsy mahazo ny tiako tenenina - na mahazo fa te hiresaka eto fotsiny dia mody tsy mahazo
Azoko tsara ny tian-jy tenenina, fa njy no tsy mahazo ny ahy:-D