Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

161. mbaliana ( 13/07/2006 08:32)
fasaly, hay dia tsy hande njay zany....
162. fasaly ( 13/07/2006 12:35)
ftma::wink::-*:-*:-*any à Nice tsika mihaona8):P:P:P:P:P

mbaliana: tena araka ny foalazako aky de mifanojo am vôkasy lay izy de tena tsssss!.......somary mifanakaiky ihany aloha lay toerana hanovana vôkasy sy any italy de mety mitsoreka kely :wink::-D:-D:-D:-D sinon am RNS 2007 njay aky a! sa njy tsy ho avy tsony???:wink:
163. mbaliana ( 13/07/2006 17:12)
fasaly dia tsy haiko aloha akia ny amin'ny herintaona fa ity aloha zao e...:D:D
164. fasaly ( 13/07/2006 17:30)
:-D:-D:-D:-D:-Dio aza tsy vita veuh:roll::roll::-D
165. mbaliana ( 14/07/2006 15:20)
:-D:-D ity ary tsy anjiko mihitsy ny hahatongavany ampian-jy ny amin'ny heritaona angamba dia misavombona eto am-pitoerana sisa...=))=))
166. colar ( 14/07/2006 16:05)
fa sady milay be ange ny daban mbaliana e, soloy glady be am zay aky iny de mba omby ny namana rehetra a,hihihihihih, fa hay ve i mbaliana ka i....,vo haingana vo kopy za,noheveriko fa ol tsy ty serasera njy io hatrizay kay tena akama milay
167. fasaly ( 14/07/2006 17:48)
hummmmm domazy zany zà tsy mandeha aky kou! otszay netin'i mbalina tsngatsangana beuh am fiara mizaha tany :-D:-D:-D:-D:-D
168. Angie ( 16/07/2006 18:28)

Dia miandry an'i fasaly kou kah manjary tsy ampy ny faly mahafantatra e.

Fa> njy njay sur fa tonga foana e na hanjay jet privé aza :-*
169. Ralay ( 18/07/2006 01:12)
Io daba milay be io zany no hitsena anay ry mbaliana ve :lol: zah eo akaikin'ny sofera an manao jejo² =)):-*
170. mbaliana ( 18/07/2006 15:05)
:roll::roll::roll:
ralay nareo be loatsa koa... daba iray tsy omby anareo retra...
Fa iaza aloha zany daba zany fa tena mandeha be le resaka? =))=))
171. mbaliana ( 18/07/2006 15:08)
fasaly hay tonga etsy Nice di atsy tonga aty ...:cry::cry::cry: :wink:
172. fasaly ( 18/07/2006 17:02)
angie::cry::cry::cry::-* am manaraka e!


mbaliana: :P:P:P:P ka fiaoanana am fatma après italy nge io e!:wink: ao fa miaoana foana am fiaonana manaraka e! :-*
173. Ralay ( 18/07/2006 17:20)
mbaliana: Ka izahay taranaky be fanotrona dia tsy maintsy miara mirona kou :lol:
174. ftma ( 19/07/2006 06:23)
Fasaly: après Italie dia any Paris aloha ny 19 août izay vao makaty amiko :-*
mbaliana: tongava manao reveillon 2006 aty
Angie: tsy maintsy tonga za e fety be io ve tonga de ataovy vonona ny fanantonon-kena fa hitondra sosin'i Vieux Nice za :wink:
175. fasaly ( 19/07/2006 14:59)
koayyy! otran'ny mapite handeha ndray zany saosisy n'i fmta zany:miam::miam: inona tsara klou lay andron'ny barbecue io fa sao mahazo jet privé tampoka ny tenanay an!:wink::-D
176. mbaliana ( 19/07/2006 16:20)
ralay ao ary fa mifampiapofopofo ao aoriana ao nareo ee :-D:-D:- ianao lava be io zao mety haforitra impiry re
vao ho tafiditra ao koa :-D:-D:-D eo fa atao ze mety e :D:D

ftma ary za tsy mba naheno zany fihaonana aorian'ny paris zany ? rahoviana zany e... raha reveillon aloha dia mety Yes be nefa tsy mampanantena fa zao kosa nefa zahay dia tena vahoaka maro be no tonga ka ahona mbola raikitra ihany ve le invitation?
fasaly eny ndray ary e, enga anie fotsiny za mba ho invitée amin'zany :-D:-D:-D
177. Ralay ( 20/07/2006 04:33)
mbaliana:mety daholo amiko na ampofoina na miampofo na mitrotro fa dia misaotra mialoha anareo zany e.Aza asiana tapis rouge fa aleo ho incognito refa tonga e:lol: :-*
ftma:ahoana koa zany sosy azo atono zany =))tsy ahosotra @hena ve ny sosy na koa hividianana hena raha ilay sosy ankankiray :-D :-*
178. lanto ( 20/07/2006 07:24)
sao de tsy tokony mankany aza ny tsy ampy taona :roll:
179. ftma ( 20/07/2006 07:47)
Ralay: diso tsipelina less za an sosisy io fa tsy sosy :wink: fa sosy inona izany ho vidian'ela za ralay? hummmmm
Mbaliana: mbola vao noforonina io fihaonana io ka mbola tsy officialy :wink:
Lanto_cherie nga tsy ampy taona?
180. lanto ( 20/07/2006 08:25)
ary fanina kou zah tam le sosy sy sosisy :oops: sosisy daholo no namakiko ze sosy retra tany lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962