Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

1. Angie ( 08/06/2006 10:37)
miarahaba ampitsikina :D

Ny namana eto Italie dia manomana fihaonana ho an'ny namana serasera rehetra ny 4-5-6 Aout. Izany dia atao ao @ YWCA Rome.
Fandaharam-potoana:
-zoma 4: arrivée P.M,
-fifankahalala, fiaraha-mifaly, fitsangatsanganana, milomano, hirahira, fiaraha-misakafo, maka sary sns.
-départ alahady 6 P.M)

Partecipation: €70/pers, ao anatiny:
- 2 nuits au foyer YWCA
- ny sakafo: dinner 4 Aout, petit dej 5, dej 5, dinner 5, petit dej 6.
- Dance et Barbecue le 5

NB: marihina fa compte comune no atao ka mifanampy isika eo @ fanaovana ny raharaha isan-karazany (sakafo sy ny barbecue).

Voafetra ny toerana ka izay te hisoratra anarana dia any @ Sipagasy sy i Ftma(Fa), ary mila mandoha €40 @ reservation.

Dia mirary ny hahatongavanareo maro.






répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:50
2. hery ( 08/06/2006 10:50)
Adino kely :-)

Ireo andro ireo ihany no iarahana fa raha misy te hijanona elaela na te ho tonga aloha dia mianto-tena tanteraka :-)
3. malalatinasoa ( 08/06/2006 10:55)
Manao ahoana daholo,
Misaotra fa mahafinaritra be ilay programa. Indrisy anefa fa tena tsy afaka aho @ ilay date:cry:. @ manaraka angamba raha afaka mitsoaka kely dia ho tonga, na dia iara-hihomehy aminareo fotsiny aza. :D

4. colar ( 08/06/2006 10:55)
io zany ny an daholo be e,ho an zay te mbola hijanona kely 2 na 3 j en plus de itadiavako trano gratuit fa mbo mividy ny sakafo kosa .
5. hery ( 08/06/2006 12:47)
Fanazavana fanampiny:

- Azonay tsenaina eny amin'ny aeroport ny namana izay ho tonga raha toa ka tsy mifandipatra loatra ny programa (Mila milaza mialoha ny ora hahatongavana)

- Misy Avion mora Paris-Rome (40euros) sy Rome-Paris (35 euros) amin'ireo fotoana ireo. Jereo ao amin'ny http://ryanair.com

- Ny train mandeha alina koa dia misy départ Paris - Dijon - Lyon - Milan - Rome. Ny gare fahatongavan'ny train eto Rome dia akaikin'ny toerana hivantanana. Tsy ampy 1 km.

Raha misy fanampiny dia holazaina eo ihany.
6. tisera ( 08/06/2006 13:02)
:D:D:D tsara be lé hevitra=D=D fa dia mahavita soa é! Ho tsara mihaona aby ianareo any ! Dia tantarao anay indray rehefa vita é!
7. Fiffi ( 08/06/2006 13:36)
sambatra ianareo ka de mahazahoa fafinaretena eh!
8. hery ( 08/06/2006 18:53)
Tsy ho avy angaha i Fiffi?
9. Ralay ( 08/06/2006 18:56)
Fa ahoana kosa ary i fiffi no tsy ho tonga nefa efa tsy nandeha t@ RNS tsy te hahita namana angaha? :lol:
10. Fiffi ( 08/06/2006 19:59)
hery , Ralay: heu.....zany hoe : tsy hoe tsy te-hahita ny namana fa mandeha vac volana Juillet , de heu...:( ahoana indray no hahazahoana andro nefa ny maka vac Juillet tsy mahazo andro na 1 aza ny volana aout , de ny aoutiste tsy mahazo maka na 1 andro aza @ volana Juillet ? :(
Fa le any @ "maina" io aloha de sur fa ho any zah an!
11. Fiffi ( 08/06/2006 20:01)
à moins ke....mbola ho jerena indray aloha zany io ..
12. ds ( 08/06/2006 21:07)
- Misy Avion mora Paris-Rome (40euros) sy Rome-Paris (35 euros) amin'ireo fotoana ireo. Jereo ao amin'ny http://ryanair.com

Raha avy any atsinanan'i Frantsa (30km Strasbourg - Allemagne - 130km Suisse), dia any
Baden-Baden koa misy seranana.
Zotra Karlsruhe-Baden (FKB) - Rome-Ciampino (CIA) : A/R=79,57 EUR.
Izaho izany dia mananga-tànana fa ho avy.
Fahatongavana : Rome, alakamisy faha-03 aogositra amin'ny 7 ora latsaka folo hariva.
Fodiana : Rome, alatsinaina faha-07 aogositra amin'ny 3 ora sy 10 tolakandro.
Koa dia mino sy manantena fa tsy ho very mandeha.

13. vale ( 08/06/2006 21:12)
:D:D:D Misaotra betsaka an'i Angie nanome ny filazana!:D
Misaotra betsaka an'i hery koa t@ ny "liens" mikasika ny vols:D:D:D
efa hita tokoa izany ireo ny dates sns, ka dia ny fandaharam-potoana sisa no alamina!!
14. vale ( 08/06/2006 21:23)
:Dmisaotra koa an'i ds!
15. Angie ( 09/06/2006 06:16)
faly be za fa efa misy 10 sahady ny namana handeha, Ds> milay an, dia aza adino ny maillot less,
Fiffi> mba ataovy mou zay hatongavana e tsy hisy hoatran'io njay ange e sady za te hahita anjy.

NB: zay mitondra fianakams dia mba lazao hoe firy fa tsy lay namana irery no misoratra anarana any @ Sipagasy na Ftma
16. Angie ( 09/06/2006 10:57)

Betsaka ny manontany hoe raha mijanona h@ 6 alinatsy misy olana mila milaza mialoha dia manampy €20 en plus @ hotel.

Raha ny tena tsara mantsy dia tena lundi vao misaraka ka io miankina @ tsirairay.

Dia miandry anareo ampitivana be zahay :D
17. Ralay ( 09/06/2006 18:06)
Angie: zah tsy manana maillot fa raha misy plage nudiste dia aleo zah ho any :-D
18. Fiffi ( 09/06/2006 19:06)
Angie: :( fa tena mbola tsy aiko akia an! satria io efa nazavaiko io fa de mbola ho hita eo raha toa ka...
Ralay: hummm :-D:-D zany an ? :-D:-D:-D
19. cutie ( 09/06/2006 20:17)
ary aiza aza Ftma,tsy hita ato :cry:
20. ftma ( 09/06/2006 20:19)
cutie: io za ko :wink: manorata aty amiko raha handeha njy fa tsenaiko eny @ airport mihitsy :-*
Dia manantena ny hiahoana aminareo rehetra izany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5459