Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

41. razafy4 ( 12/06/2006 19:05)
misaotra betsaka oloha mba nampilaza taminay taty dago fa tena te - handeha any aminareo izahay fa ny enti - mànana no tsy misy misy ohabolana izay aty aminay hoe : loha bory tsy afiko izany , tena tsy manana é ! aleo @ manaraka indray koa raha toaka ........ ! VELOMA :roll::lol::x:?
42. Fiffi ( 12/06/2006 19:08)
43. vale ( 12/06/2006 22:37)
mbaliana:

vale anga tsy ho avy e, za nefa manantena...
Fiffi> tongava fa aza manao an'io moa e...
ralay> misy ny retra aty ee...hihi tsy ho sahy eo akory...:-@ =))

mbaliana: manana RDV zaho @ zomà io, fa mety hingitrika ihany angamba!:oops::°):°)


44. vale ( 12/06/2006 22:44)
Fiffi:

vale: de avia ndry zany manolo ahy miasa :-D:-*:-*
nooooon,:Phihihi:-*


45. vale ( 12/06/2006 22:57)
Angie: ary afaka tonga ihany ve raha tsy matory any @ ilay hotely:)? (ny antoandro sy @ ilay dance barbecue?)misaotra.
46. vale ( 12/06/2006 23:05)
ftma:

Fasaly, vale: ianareo nga handeha?
Misorata anarana aingana sao tsy misy place intsony voafetra ny toerana misy any @ ilay hotely.
ftma: vao miandry valiny avy @ i Angie,raha toa tsy hatory any @ ilay hotely fa tonga fotsiny @ fihaonana sy fety, dia ny participation ,sns:):):)


47. vale ( 12/06/2006 23:08)
fasaly:

vale: njy angah handeha aky?????:wink:
ié! :-*(raha tsy misy ny sampona!:))


48. vale ( 12/06/2006 23:22)
Fiffi:

humm
Fiffi: mora mihintsy koh! aiza ndry no hahita hoe 70euros,y compris> 2 nuits d'hotel+ sakafo maraina + antoandro+ hariva + pti déj indray koa!!,,mbola misy barbecue + dance!!
sady mba mitsangatsangana mahita tany koa,,fa ndry mou izany miasa:) koh!
49. vale ( 12/06/2006 23:26)
Ny frais koa misy tena mora be izany @ ireo daty ireo!!mmmh!
50. Fiffi ( 13/06/2006 03:52)
vale: zah aloha siora fa tsy ho lasa @ io an! :( tena le herinandro hidirana io sady :( hianjeran'ny week !
51. jimmy ( 13/06/2006 04:26)
52. diamondra27 ( 13/06/2006 05:21)
bon voyage ho an'izay afaka de mampamangy ny namana rehetra any e! na lahy na vavy:-*:-*:-*:-*:-*

de asio sary mba hampikendalenda ny tsy nande! de aza adino venise sy rome ary vatican

asio bal masqué tahaka ny any vienne e!:wink:
waoooooow
53. hery ( 13/06/2006 05:28)
vale> ie, afaka tonga. Esory ny 40€ amin'ilay 70€ dia miaraka misakafo sy mifety aminay ihany.

diamondra27> Venise lavitra be an'i Rome kah :-) donc tsy tonga any. Ny bal indray tsy ho maské fa ny xxx aza efa tsy fidiny :-p
54. diamondra27 ( 13/06/2006 05:38)
hery: ok fa de amusez-vous bien e!

xxx: lol :D

55. tianarivo ( 13/06/2006 06:11)
Yé, marina daholo zany eh.

Asio sary dia mba jerenay.

Fa ho an-tsika eto dago oviana zalah mba misy eh ????

Ho anay aty Province dia akory fa lazao foana . Za hotrany tsy mahita ny pro eto sa misy mba omeo sopapa moa hoe aiza no misy sa hamorona tsika ?

Dia aiza ??

Manao akory raha any Tuléar sa lavitra loatra ho anareo.

Ianareo any Tuléar mba jereo kely fa te ho any IFATY zahay.

56. Angie ( 13/06/2006 06:15)

Io hotel io ange @ io tena toy ny tranontsika e, miaraka miantsena dia miaraka mikarakara, na izahay aza ange matory any miaraka @ namana e mazava ho azy mandoha ny anjaranay koa, mba sady miresaka no mikarakara ny sakafo @ lay fety e.

Ka raha ny tsara zany dia mba miaraka daholo lasa fohy ange io fotoana io refa eo daholo isika e. Moa manjary zay mipetraka ao ihany zany no manjary manao raharaha fa ny sasany lasa tsy mba mizara sa aona?
57. Angie ( 13/06/2006 06:20)

Tsetsatsetra tsy aritra> kirana ny italiana @ organisation-tsika: site avec 9500 namana eran'izao ttlo zao, fihaonana manomboka @ virtoaly, fety sy korana, dia za aloha dia faly ery hahita anareo rehetra fa indrindra hampiseho @ ireo vahiny mandray antsika ireo sy ny fianankaviana vozongo fa mahavita azy isika refa te hanao zavatra. Mahay mifaly sy miravo @ mahamalagasy na dia efa hitan'ny vadiko aza izany t@ fihaonana t@ namana tany Dago.

Dia miandry anareo ampitiavana be e
:-*

58. pounah ( 13/06/2006 06:29)

Mahavita soa daholo é dé hamafiso tsara ny fifankatiavana fa izany no maha Malagasy antsika.
59. nyeja ( 13/06/2006 07:14)
tsara be ilay fihaonana e mazotoa daholo mankany e dia mahereza
60. Toucky ( 13/06/2006 10:22)
Zany ranga milay a.
Jerevo fika ny eto Dago sao mba misy hevitra na dia fitsangatsanganana etsy @ masay aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4398