Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

81. vale ( 14/06/2006 20:25)
Angie:


Io hotel io ange @ io tena toy ny tranontsika e, miaraka miantsena dia miaraka mikarakara, na izahay aza ange matory any miaraka @ namana e mazava ho azy mandoha ny anjaranay koa, mba sady miresaka no mikarakara ny sakafo @ lay fety e.

Ka raha ny tsara zany dia mba miaraka daholo lasa fohy ange io fotoana io refa eo daholo isika e. Moa manjary zay mipetraka ao ihany zany no manjary manao raharaha fa ny sasany lasa tsy mba mizara sa aona?

Angie: euuu,,,:oops:


82. vale ( 14/06/2006 20:31)
colar:

hanaovantsika bal zany ao am hotely ko,cabaret konko,revy be konko,roma by night hiarahana am revserasera,ny vevavy mahandro ny bandy mivazo sy misotro beks,sady ny lakozy ao ngeza be, hisy raha amin io ,hanenina zay tsy ho tonga,hihihihihihihih
colar: dain kosa:-D, ny vhv mahandro de nareo handy ftsn!:P:P:-D:-D:-D:-D:P


83. vale ( 14/06/2006 20:35)
serena:

Mba maninona rh mamorona koa isika eto fa marina rh tsy lafo be izany 40euros izany dia rh handeha aiza no aloha ny vola fa mety hahita ihany mantsy valio svp
serena: :roll:fa aiza ndry no mipetraka? ny frais tgv paris marseille aza try vitan'io koh!!:?


84. boubounezy ( 15/06/2006 05:49)
(l) vale za ande analaka anjy ra tsy mikanja @ io fa sady annivérsérany tenanay @ io fotona io an:-*


vale:

sady misy "occasion" hijerevana tanàna (ny vatican oh), ny fahitàna ny namana ind2, be dia be eh!! sady mora nge raha 70euros (ny hotel+ déj,etc,,) izany eh,ka asa:°):°)



85. mbaliana ( 15/06/2006 07:43)
colar> tssss zay ndray le toe-tsaina lhl tsy mba miara-miasa na manampy fa manao ny vhv ho ... miara-mandoa vola sy hiaraha-hihinana zao ihany koa...:evil::evil:
86. colar ( 15/06/2006 08:46)
ka tsy omby ange io lakozia io ry mbaliana ra hahandro ao daol tsika e,nareo mahandro de za mampirevy vazo ko ,tsy milay ve zany ary,fa mila misoratra anarana aty amiko alo zay mirevy mora hanomanana ny barika ho entina e,hihihihihi.misy mibontsina orona njay ve zao amzany barika zany,tsy haiko alo fa za vahiny e
87. Angie ( 15/06/2006 08:49)

colar>lay mihira sy cabs alou ekena fa lay beks elah tsy koty a :-D

Mbaliana sy colar> mila mahoha sosy nareo ange e reservation lol
88. Fiffi ( 15/06/2006 08:53)
mbaliana: marina akia ny andry an! :-D:-D:-D
89. Angie ( 15/06/2006 08:55)

serena> dia mba efa karakarao lay fihaonanareo any Dago e, mba maka initiative nareo manao annonce miantso ny namana mandinika we inn no tianareo atao.

90. colar ( 15/06/2006 09:54)
fa milay be alo le mankany andranomasina am alina e,zay vonona hirozy de miaraka amiko mankany , mitondra guitara ry zalahy zay manana a,am zay bobaka, korintsana aza adino o,ny farara, inn ko,.....
91. colar ( 15/06/2006 09:58)
fa zao e,mila misoratra anarana aty amiko ko zay ho avy fa hanomanako surprise milay be, tsy terena anefa zay mbo te hanao surprise amiko ko an,hihihihih,ohatra we le tsy ho avy nefa tonga tampoka, fa iza daol zany ol efa ao zany ooooooooo
92. mbaliana ( 15/06/2006 17:05)
Angie> aza matahotra njy raha amin'io,Vichy aza tongako ve dia eto Roma njay aho no tsy ho avy ...:lol::lol:
Le reservation za saika hiandry kely fa mbola manana 1 mois ny olona hanomanany sao mba ho feno eo daholo ihany ny place,za mba afaka manao avanti indietro... fa raha hoe misy olana dia ataoko zany...:P
93. mbaliana ( 15/06/2006 17:14)
Angie hay hadinoko, i Hery ni-conseiller ahy hoe aty aminjy aho no manome ny part-ko, fa mety misy ilaina ny vola ihany amin'ny fanomanana... zany hoe mbola hihaona ihany isika ny 24 sy 25 dia ho resahina any e :P

colar> za koa mitovy hevitra amin'i Angie le resaka mody beks tsy beks... :P
94. vale ( 15/06/2006 19:34)
:-*boubounezy> try manin akia fa mbola be ny ho sisa à(l)de aza hadino fotsiny ny gatô-ako ooooo(l)!!:wink:
95. ftma ( 16/06/2006 15:52)
Colar: aleo aloha aty amiko: ftma sy sipagasy no hisoratra anarana ny ankizy izay handeha fa manjary manahirana, rehefa tonga any manao programme:wink:
96. Ralay ( 17/06/2006 00:40)
Lasa zao zany :lol:
97. niny ( 17/06/2006 09:56)
Miarahabanareo rehetra ary dia mirary soa ho anareo aty @ izany fihaonan' ny namana rhtraty izany tenanay, izahay moa tsy afaka ho any satria na dia ny frais aza manahirana ka dia mirary soa e!
98. ftma ( 17/06/2006 10:26)
Misaotra an'i niny @ firariantsoa miaraka aminay aneritreritra izany ianao :-*
Ralay: lasa sahady nga njy? :wink:
99. mbaliana ( 17/06/2006 19:02)
ftma>hiiihii lasa ho aiza sahady hono i ralay? naka elan anga? :-D:-D:-D:-D
100. ftma ( 18/06/2006 05:13)
mbaliana: mety naka tombony Ralay ko :wink:
Vale sy boubounezy nga handeha?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0097