Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

141. mbaliana ( 06/07/2006 14:57)
adino ko ry zareo mazava ho azy fa ny decolleté koa tsy dia tonga soa ao Vatican :D
142. Ralay ( 06/07/2006 15:05)
Mbaliana ka io passe partout anie :-P. Fa misy ilay izy taille basse na taille haute =)).
Letia de ahoana zany ny sipa tsy mahazo manao dekolté ve sao dia mba tsy rariny kosa zany fa aleo zah hanoratra any @ papa klou kle :D
143. mbaliana ( 06/07/2006 15:20)
ralay taille basse, taille haute angaha :-D:-D fa hono wa e,le kostar zany tsy misy kravate...
144. Ralay ( 06/07/2006 15:24)
Cravate fixe no eo ry mbaliana =))
145. tomJoad ( 07/07/2006 06:30)
bonjour o!!!

faly miarahaba anareo eto o!!
zao vao nahita ity bonne idee ity ka saika hanontany oué mbola misy place vé?
fianakaviana tia fety izahay, mety ho 5 OU 10 pers ngamba no ho avy, ka mety ho envisagé na ihany raha mbola misy place libre o!!
manantena ny hikorana aminareo é!
veloma daholo
Angie:

miarahaba ampitsikina :D

Ny namana eto Italie dia manomana fihaonana ho an'ny namana serasera rehetra ny 4-5-6 Aout. Izany dia atao ao @ YWCA Rome.
Fandaharam-potoana:
-zoma 4: arrivée P.M,
-fifankahalala, fiaraha-mifaly, fitsangatsanganana, milomano, hirahira, fiaraha-misakafo, maka sary sns.
-départ alahady 6 P.M)

Partecipation: €70/pers, ao anatiny:
- 2 nuits au foyer YWCA
- ny sakafo: dinner 4 Aout, petit dej 5, dej 5, dinner 5, petit dej 6.
- Dance et Barbecue le 5

NB: marihina fa compte comune no atao ka mifanampy isika eo @ fanaovana ny raharaha isan-karazany (sakafo sy ny barbecue).

Voafetra ny toerana ka izay te hisoratra anarana dia any @ Sipagasy sy i Ftma(Fa), ary mila mandoha €40 @ reservation.

Dia mirary ny hahatongavanareo maro.










146. tomJoad ( 07/07/2006 08:54)
Iza no contact ary ahoana ny fomba hi-regler-na ny participation? ary ny ankizy moind de 12 ans koa ve mando vola? hitko fohy loatra ilay 3 jour hijanonana any ka tiako hampiana kely 3 na 4 jours en plus ny fihaonantsika mety hoe 2 jours avant et 2 jours après par exemple.Misy solution d'hébèrgement sa tsy maintsy mitady solution personnelle , mba homeo indication fa tena tsy dia mahafantatra loatra ny any.
Tom
147. hery ( 07/07/2006 13:45)
tomJoad> Vakio fa efa io ambony io daholo ny fanazavana

Ny contact dia i ftma (eto amin'ny serasera)

Raha misy tsy mazava dia afaka manoratra ao aminy ao. Jereo io ambony io ny fomba hatao.
148. mbaliana ( 07/07/2006 14:56)
Ralay, :-D:-D :-D
149. mbaliana ( 09/07/2006 05:07)
tomjoad ataovy hiangana e fa sao taraiky eo ianao e, ...:D:D
150. Angie ( 09/07/2006 07:49)

Miarahaba finaritra :D
Tena tara kely za noho ny asa amandraharaha fa zao e:

Momba lay t-shirt Serasera tena tsara be fa raha ny hevitro manokana dia aleo lavitra mampanao any Dago hoy aho @ Baobab na ny hafa fa any izy €8 à €10 sady tsara no mateza ny vola mijanona any @ tanana. Moa mba mety afaka manao ho an'ny rehetra mihintsy sa aona???

Momba ireo zay mbola tsy tapa-kevitra dia @ 20 juillet farany fisoratana anarana satria tsy afaka mitazona ny hotel ela loatra fa sao hameno ny banga eo kou.

Zay te hijanona aloha sy aoriana dia afaka manao izany tsara saingy ny prix dia misy fiovana kely ny €20/pers par jr dia manomboka ny 3-4-5-6 Aout ihany no azontsika ka mila mila milaza mialoha zay ho tonga aloha na hody aoriana (manorata hafatra amiko)

Ny zaza hatramin'ny dimy taona (kely vatana) dia afaka tsy mandoha fa matory eo @ olondehibe. Marihina fa ny fandriana dia simple daholo.

Raha misy fanontaniana hafa dia azo apetraka,

Tom> ataovy haingana ny decision fa toa ho feno ny toerana raha izany.

NB: ny fiarahana officiel dia 4-5-6 Aout (3nuits)fa maro ireo zay tonga 3 ka mody 7 raha mety @ rehetra dia azo hitarina kah zarako aza mijanona aty daholo nareo :-*
151. Angie ( 09/07/2006 07:54)

Ny fotoana moa efa mandroso izahay mandray koa mba mila manao organisation. ka ho an'ireo zay efa tena ok ny billet sy ny rehetra dia mba hiangaviana hilaza aminay ny ora sy ny andro hahatongavana sy ny isan'ny olona mba hanomanana ny fitsenana. Ao alefa eto na alefa hafatra.

Miandry anareo ampitiavana be e

Ho an'izay mbola tsy nahavita izany dia misy ireo handeha train de nuit ka afaka miaraka satria @ zay kou mba afak'andro any anaty train sa aona?
152. ftma ( 11/07/2006 16:52)
Angie: izaho aloha sady tsy manana ora no tsy manana andro hahatongavana ho lazaina e :wink: fa tonga any ihany aho an
Manantena antsika rehetra ko fa mba fotoana hifankalalana io sady mahafinaritra anie mihaona @ namana serasera e
153. cutie ( 12/07/2006 13:08)
ftma, aza adino ny sakako :lol:
154. fasaly ( 12/07/2006 14:08)
ftma: tena mitovy mitry zany tsika roa, tena tia ary mankafy fihaonana:wink::°):°)
155. mbaliana ( 12/07/2006 15:32)
za koa aloha ee...:-D:-D:-D
156. fasaly ( 12/07/2006 15:37)
mbaliana kou veuh???:roll::roll::roll:telo zany trika zao no mitovy:-*:-D:-D:-D:-D:-D
157. sipagasy ( 12/07/2006 16:18)
izaho izany tonga 03/08 alina efa any aminareo ny ora ary !ody ny 07/08 hariva e!
158. ftma ( 12/07/2006 19:17)
cutie: saka : poketra sa chat?
Fasaly: njy sisa mbola tsy nihaona t@ko zao milaza tsy handeha indray :(
za mbola tsy nahita autostop fa ho tonga any foana e
159. cutie ( 12/07/2006 19:19)
FA le falefan-jy ka:)
misy an'zany poketra zany koa nga :roll:
160. mbaliana ( 13/07/2006 08:31)
fasaly anjay akia koa toa gaga be akia njy, za koa akia tia mifankahita, ary iny ary no tena tiako koa, saingy injisy tena tsy azo atao foana foana...:cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4738