Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

181. booboo ( 20/07/2006 09:14)
ftma > ilay any @ Maina ve io 19 août io sa hafa mihitsy satria manko efa nataony officiel ao ambanimbany ao ny infos aby aby. Hihihih tsy maharaka n'inona n'inona la booboo f'azafady e hihihiihihihihi
182. fasaly ( 20/07/2006 11:14)
booboo: njy ngah handeha any amin'i maina kounkou:P:wink: zà ngamba any no tratrako raha ohatra ka! kanefa lavitra lôtra kanou raha mbola hody avy eo....:wink:
183. booboo ( 20/07/2006 11:26)
fasaly > ié handeha. Tsy maintsy mody ny alahadin'io ihany angaha ianao ?
184. fasaly ( 20/07/2006 11:30)
iéuh! si c possible! zà kosa ve hanao prolongation any aky:wink::P:-D:-D de raha mandeha ihany zà de hanao pro aminjy momba ny fotoana aky! mety veuh????:wink:
185. booboo ( 20/07/2006 11:37)
weshhhhhhhhhhh mety beeeeeeeeeeeee mitsy f'alefaso :D
186. fasaly ( 20/07/2006 11:49)
:wink::wink::wink::°):-*
187. colar ( 20/07/2006 14:46)
tena ho bobaka be zany namana ho avy zany fa to tsy ho araka njay le hanao guide,hihihihihih, za guide special am zavatra hafa ,ohtra we boite de nuit,na we vazo by roma,na we ,kaly by night,
188. mbaliana ( 20/07/2006 14:53)
lanto ny tsy ampy taona mihitsy no ampofoina e, aiza misy olon-dehibe ampofoina? raha tsy hoe anga... :wink:
ralay atao tapis marron fa aza matahotra e :-D:-D
ftma eny ary e miandry ny info ary ee :-*::lol:
189. ftma ( 21/07/2006 08:32)
booboo: any @ Maina ilay @ 19 aout ka ho tonga nga njy? etiko any ilay sary nalaintsika tany Melun :wink:
Fasaly: za ko hiaraka @njy sy booboo après la fête
lanto: mety daholo na sosy na sosisy ka mitovy ihany ireo fa tsy ampy sy miotra si fontsiny :lol:
190. Ralay ( 22/07/2006 05:24)
De hitondra sosisy koa zany lanto dia hifanadrana sosisy isika :lol:
191. sipagasy ( 22/07/2006 13:51)
tapa-tsinay tampoka za aminareo marina moa annn
192. Ralay ( 22/07/2006 14:35)
Malaza koa anie ny sosisy avy any ry sipagasy e marotsadotsaka lava² ireny ilay izy :lol:
193. Ralay ( 23/07/2006 15:19)
sipagasy:Sao dia ny avy any @njy kosa ary no tena tsara fa ento ampitahaina :lol:
194. ftma ( 23/07/2006 19:04)
sao leo sosisy any e tsy aleo zava-hafa no entin'i zolie specialité i lille ohatra
ralay: njy no hitondra sosisy sa za aloha e?
195. Ralay ( 25/07/2006 11:38)
ftma:ny ahy ihany no zakako sady tsy ampy zaraina fa aleo njy no mitondra :lol:=)):-*
196. mbaliana ( 26/07/2006 14:54)
tia tena be Ralay, mihinan-drery nefa mitady ny haka ny an'ny sasany :-D:-D:-D
197. colar ( 26/07/2006 17:08)
fa nofoanana ihany ve le bal ary ambanivohitra ary e,za alo tsy misorona fa tsy reveko any e, sady lavitra no mangina no lavitry ny fodina, tsy aleo mirevy eny trastevre de mody zay te hatory,na miara mande boite eto de mody ,na miara mivazo, mirevy sosisy eo am circo massimo ,tsy haiko alo e, fa refa tsy mitovy ny revy de mpinamana fona ihany e,
198. fijo ( 26/07/2006 18:27)
za lereto saika handeha,fa tena hoavy ato an trano indray ny havana avy any paris dia tsy lasa le.
199. ftma ( 03/08/2006 13:16)
Efa misy eny ambony avion (mety efa tonga) misy handeha rahalina, ny sasany ho tonga rampitso izay nareo namana hamonjy ny fety any Rome ka bon voyage dia manaova fety mahafinaritra daholo, tena malahelo aho tsy afaka tampoka fa na izany aza miara-manao fety aminareo aneritreritra! miandry ny tatitra izahay @ alatsinainy an :-*:-*:-*:-*
200. fasaly ( 03/08/2006 13:20)
ftma::cry::cry::cry::snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3547