Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

241. mbaliana ( 23/09/2006 10:11)
felaka b koa zany azo tao...refa toran anie tsy mitady hoe ranomanitra inn fa zay hita no ampiasaina.. ianao aza efa sy mahatsiaro ten koa :-D:-D:-D
242. fijo ( 26/09/2006 22:11)
mbaliana bochabocha ihany vao mahavelona ahy ka
243. mbaliana ( 28/09/2006 19:24)
hihiih ary efa torana impiry ianao fa tena hainao tsara ny fanafodinao ? :@:@
244. fijo ( 28/09/2006 21:58)
imbetsaka.
245. mbaliana ( 29/09/2006 18:14)
tsy atokoisana ny bouche toi zany ...tena ireny bochabocha imbetsaka ireny no mahatonga anao torana lava =))=))
246. fijo ( 29/09/2006 21:31)
ngamba fa tena mahavelona ahy io an
247. mbaliana ( 30/09/2006 08:37)
mahatorna anao matetika koa...=))=))
248. fijo ( 05/10/2006 21:25)
le mahavelona no jereko ka
249. mbaliana ( 07/10/2006 21:36)
sao humm tsy miverina eo
250. fijo ( 11/10/2006 20:42)
miverina foana ka
251. mbaliana ( 12/10/2006 10:10)
sao lasa any dia any tanjemo ...
252. fijo ( 12/10/2006 20:22)
de avy ndry amerina ahy ko
253. mbaliana ( 13/10/2006 09:39)
za tsy specialiste koa.. sao tonga dia lasa dia nilentik any tsy miverina intsony
254. fijo ( 13/10/2006 20:37)
asio tady mamatotra e
255. mbaliana ( 14/10/2006 20:38)
aiza ny fatorana?
256. fijo ( 16/10/2006 14:28)
ny anona.
257. mbaliana ( 16/10/2006 18:42)
rehefa tsy hiteny dia aleo amin'zao.. avelao ity farany ityho any amin'ny archive e
258. fijo ( 17/10/2006 22:54)
hiteny ihany aho ka
259. mbaliana ( 18/10/2006 10:55)
=))=))=))
260. fijo ( 19/10/2006 20:51)
ho ho ho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4022