Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

221. Ralay ( 13/08/2006 16:15)
Dilambato ilay lalana nataonay tongotra ry mbaliana ka tena lany mintsy ny faladiakiraro :lol:
222. mangidy ( 13/08/2006 19:02)
re mbaliana:humm zao akia vao tonga njay a!! sady tsy nahita irika kely de tsy afaka nandalo e!!tonde de karakaraina radema e!!
:*:*:*
223. mbaliana ( 14/08/2006 05:02)
ralay hay ve lalana niarahana nirona ihany ee... le faladia-kiraro kosa tsy maintsy no lanina e, manjary tsy hita hoe teto no nisy ny empreinte dian-togotry ralay sy ny tariny...:-D:-D
224. Ralay ( 14/08/2006 05:18)
mbaliana:hahaha sady nahafinaritra fa sport vita koa ilay izy e. Vita tany daholo ny diatongotra mandritry ny heritaona aty @ tanĂ na =)):@
225. mbaliana ( 14/08/2006 05:45)
mianjy akia mangidy a :-*:-*:lol:
226. mbaliana ( 16/08/2006 07:08)
ralay dia hita mihitsy nareo fa tsy mpande tongotsa... aza teniteny an'i sipagasy fa sao bediny eo aho ...mbola nentina nankany amin'ny fontana di trevi nefa efa drodroka mihitry ...
227. mangidy ( 16/08/2006 09:46)
re
mbaliana ita mihintsiny akia oe zatra rotsirotsian'ny Fiara ry zareo e!!! ny ahy fotsiny olana kely le kiraro e!!! loll
:*
228. mbaliana ( 16/08/2006 12:31)
mnagidy fa njy tsara entrainement koa .. tsy nahenoina feo mihitsy ...
229. Angie ( 17/08/2006 09:00)

mba tsy ho hadino kosa io tsangatsanga io ry mbaliana kah, grave mihintsy tokony nandoha parking ihany isika fa lasa nidongy hono ralay.

za tena tsy kopy an'io raha tsy efa ny hariva tany antrano nitantara i colar hihihi

230. mbaliana ( 17/08/2006 09:17)
angie ny bus anie te akaikin'io gare io e... dia ry zalah hoe hande bus ... ny parking ary efa niaritra trefle teo am-bavahadin'olona, efa bedin'ny tompony le trano... ela be aho vao nahita sady na ny haloa vola aza anie tsy nisy intsony e...loll :-D^^
231. Ralay ( 04/09/2006 13:52)
Mbaliana: Tsy te hivoaka ny rano zah hoe de avelao ireny handeha tongotra fa kamolahy =))
232. mbaliana ( 05/09/2006 18:47)
nareo efa tsy hilomano ihany di namadehanana tongotsa eeee =))=))
233. Ralay ( 10/09/2006 02:33)
ka iny mintsy no tsy nampilomano anay fa valaka ka sao voan'ny krampy ao anaty rano ao vao loza
234. mbaliana ( 11/09/2006 09:26)
nareo koa anie tsy mba matoky2 e.. refa cramper ao anaty rano nareo dia sintoninay hivoaka tao e.. efa eo ambany maso ve dia tsy ho vonjena.. tsss
235. fijo ( 14/09/2006 21:37)
ndry osa toa tsy hamonjy ko.
raha torana ve za dia hoataondry bouchaboucha izao?
236. mbaliana ( 15/09/2006 09:47)
aza matahotra fa fenoiko ranomanitra dia min'zay lasa manitra be.. iza no tsy hifoha amin'zany...
237. fijo ( 19/09/2006 22:32)
za lerjikana ranomanitra ko,sao hamono ahy eo ndry.
238. mbaliana ( 22/09/2006 11:15)
iza no matin'ny ranomanitra ry fijo... hamelomana anao iny ka... tsy sotroina mazava ho azy ...:-D:-D
239. mbaliana ( 22/09/2006 11:17)
saika hadino felapelahana kely madinidinika ny takolaka... refa mamelona ny torana :lol::lol:
240. fijo ( 22/09/2006 21:32)
an an ,ja tena lerjikana ranomanitra.
le felaka kely tsy olana ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1048