Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

201. colar ( 03/08/2006 16:23)
tatitra volohany, milay be na d b aza ny surprise,hihihihihihihih,
202. fasaly ( 03/08/2006 16:48)
hihihih! tantarao hoe ry colar:wink::-D
203. cutie ( 03/08/2006 16:52)
Mpandefa : colar [ Valio ] 03-08-2006 21:23:04
Lohateny : Re : Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout
tatitra volohany, milay be na d b aza ny surprise,hihihihihihihih,

:-D mizesta
204. fijo ( 03/08/2006 19:13)
simban'ny parisianina ny revy e
205. ds ( 03/08/2006 19:24)
Manamafy ny tatitry Colar fa eto ROma aho izao ary tena mahafinaritra be ny fandraisana anay.
Raha mbola misalasala ianao, dia tongava haingana mba tsy hanenenanao.
Dia efa misaotra sahady ny namana eto Italia mikarakara e. Mankatelina Tompoko.
206. colar ( 04/08/2006 21:25)
tsy aty zany migesta zany ra cutie a, za aza no sahirana ndrindra am ol retra aty an dafy fa za mpirevy d reveko milay e
207. cutie ( 05/08/2006 18:12)
:-D:-D:-D
208. Angie ( 05/08/2006 18:39)

Dia manantena ny hafa @ fihaonana Rome- Italie n°2 njay e. Dia manasa anareo namana rehetra tsy ankanavaka.

@ izao ora zao zahay dia manao takariva miaraka, misakafo sy mikalo ary miresadresaka eto.

Mbola ho avy ny tatitra rehetra miaraka @ sary kah.

:-*
209. booboo ( 05/08/2006 18:41)
ataovy bobaka beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ny sary fa ny tatitra tsy quoi na 1 ligne aza kah :°)...kamboko zany fa ataovy matavy aby na sary na tatitra ato @ forum
210. hery ( 06/08/2006 05:24)
Sary vitsivitsy


PIazza Navone... mihinana pizza avo lenta :-p


Gayyy... laninareo daholo ve ireny?


Mba mijere mpaka sary moa e...


fasaly kay tonga tampoka... surprise. De jereo sahady ity ataony


Fay? :-D


Lanaka fa vitsy noho ny vehivavy :-)


Ny masoandro hiposaka no mampalahelo

Zay fa sao zah bedy eo :-)
211. booboo ( 06/08/2006 05:32)
saotra eeeeeeeeeeee ! hafa koaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
212. HeryLo ( 07/08/2006 04:19)
Mafinaritra be ny mijery anareo fa dia misaotra nampita vaovao eh !!
Tohizo hatrany fa milay eh :wink:
213. Ralay ( 07/08/2006 16:51)
Tafaverina soamantsara n tenanay ka dia miandry ny anareo any dilambato indray e. Nahafinaritra tokoa ny fihaonana :lol:
214. methode ( 07/08/2006 20:13)
Manja e! De aiza ndray ny manaraka? Mety mba ho any amin'izay za! lol
215. cutie ( 07/08/2006 20:54)
any dago:lol:
216. mbaliana ( 08/08/2006 04:54)
cutie hevitra tsara mihitsy akia io aa, rah aany dago no manao an'ireny...
ralay aiza le dilamabato fa toa be vato ze naleha retra eee?
217. mangidy ( 10/08/2006 22:43)
ralay : aiza tokotrany le dilambato hay za aza efa nijaly mintsy t@le pave loll

mbaliana:isolo kiraro za @le Rome 2 fa sao de tafajanona eny andalana de very ilaozan'olona loll

methode: any dago hono e!! de aza adino ny lasary mangako @zay iaraka iosombovoka @fa isika an!!:*:-*
218. mbaliana ( 11/08/2006 06:53)
mangidy hihhii aza adino le short sexy beee :^):^)
219. mangidy ( 11/08/2006 07:01)
re mbaliana: chutttt ay tokotrany mou nisy an'iny? le maillot no tena milay kou? maika daholo; zao nareo ahita le sary midefilé e!!! :*:-*
220. mbaliana ( 12/08/2006 05:05)
mangidy hiihii za aloha hampijerena azy voalou ee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009