Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

121. Angie ( 23/06/2006 08:50)


Misy eritreritra hoe hanao RV @ chat zay rehetra ho avy aty Rome ka asa raha mety dia aleo @ mercredi any ho any ho lazaiko @ alahady eto hoe@ firy no mety .

Miandry sopapa foana raha misy sosokevitra hafa.

122. hery ( 23/06/2006 09:23)
Dia mety hisy T-Shirt Souvenir koa :-)

Izany hoe rehefa tonga isika rehetra dia maka sary dia atao amin'ny Tee-Shirt dia samy maka (mividy) ny azy avy eo.

De asiana autographe le T-Shirt hmm mety ho manja.
Toa 15 Euros dia mahavita an'io, T-Shirt inclus.

Anontanintanio ao leisy Angie

123. Ralay ( 23/06/2006 11:49)
Tsara ilay hevitra Tee-shirt fa tsy aleo ve less hery T-shirt serasera mintsy dia afaka mividy koa ireo namana izay tsy nandeha. Juste manamboatra Logo serasera fotsiny elà ohatran'ilay t@ RVG iny ohatra dia @ zay mety ho maro² ny atao.:lol:
124. lanto ( 24/06/2006 05:59)
Efa niresadresaka an'io zahay sy ftma :)
mIsy io t-shirt serasera io 22 euros, lafo loatra hoizy, fa 7euros no nanaovan'ny sasany.Tsy tsika no manamboatra d izay no nahalafo azy. Raha mety de atao anisan'ny asa any le mamboatra t-shirt misy logo ? Asan'ny lhl satria zahay hahandro :p Dia amidy any sy amidy am sisa. Io no saika haroso atsy am fivoriana atsy am chat nefa efa vaky mou izy ity :)
125. fasaly ( 24/06/2006 06:32)
de zà hipasoka anlay t shirts:wink::-P:°)8):P
126. ftma ( 27/06/2006 19:30)
Fasaly: njy tsy handeha akory ve de hipasoka sa ho pasohinjy mialoha dia alaiko any?
t-shirt raha mividy en gros de mahazo mora, ny logo mety daholo rehefa misy serasera :wink:
127. colar ( 28/06/2006 19:15)
fa hono wa e ,za ve tsy mba mahazo ny listry ny vahiny e,sa mbola secret d etat le izy alo,tsssssss
128. fasaly ( 29/06/2006 04:47)
ftma::cry::cry::cry: tsy tafa njay aky raha amin'io fa alefaso ihany t-shirt pasohiko tsara de alefako any avy eo e!:wink::-*

colar fa inona no mahamaika anlay lisitra:wink:
129. tiasia ( 29/06/2006 05:07)
Salama dhl e!
tsara be ilay organisation fa izao misy fanontaniana kely,
Ilay 70euro+frais40 na 35euro ve izany no omanina sa hoe ahoana tsara:?:
Sa 72euro d ampy:?:
D ahoana ny papier tsy mbola blème be ve izany letie
nefa izay mbo tena anararaotra isidina,no sady mahita anareo mivantana,no mifampiserasera koa e!
Mbo valio rapide raha azo atao hieritreretana izay mety ho plan.
Ok d mandrapihaona dhl ry ireto an ary mankasitraka @ ilay ezaka e=D
130. andza ( 29/06/2006 10:17)
mmmmm zovy tsy ho tonga rome io ko
131. cutie ( 29/06/2006 10:29)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 29-06-2006 09:47:54
Lohateny : Re : Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout
ftma: tsy tafa njay aky raha amin'io fa alefaso ihany t-shirt pasohiko tsara de alefako any avy eo e!

anjay, heveriko fa tena efa sur njy :wink:
132. fasaly ( 29/06/2006 15:47)
cutie:?:wink::-*
133. ftma ( 29/06/2006 18:22)
colar: tsy misy secret izany fa izay miteny eto hoe handeha dia efa mandeha izany, ny liste dia ny organisateur any italie ihany no manana azy, fa ataona inona aloha le liste e?
tiasia: raha Union Européenne ianao no mipetraka dia ny passeport na carte de séjour na carte d'identité dia mety tsy mila visa.
Fasaly: aleo mpasoanay any ihany ka sao ataonjy ratsy mpasoka eo :wink:
134. fasaly ( 30/06/2006 16:36)
hummmm zany an! eny aza ry ftma fa saika hanole coup de main fotriny za nge e!:-D:-Dzà mahay miopasoka tsara ka indrindra ireny t-shirt vaovao ireny:wink::-D:-*
135. colar ( 03/07/2006 17:36)
fa vonona daol ve zany hanao bal,hahahahahahaha
tsy aleo ve bol e,tsy haiko alo e,fa za zao te hanao bol de iza no afaka manao bol kay
136. mbaliana ( 04/07/2006 14:49)
misy hafatra kely e, ho an'ireo izay hankaty moa zany ka te-hahita an'ny Vatican, dia mba mivatsy akanjo mba misy tanany kely ny amboniny fa tsy debardeur fotsiny. raha sendra ka tsy manana dia foulard tafiana mba tsy ho sandry no tonga dia hita, mazava ho azy fa ny an'ny lhl dia mba tee-shirt misy tanana fa tsy avelan'ireo mpiambina miditra... ny short sy ny mini-jupe moa mazava ho azy fa tsy tafiditra raha teo, ka dia mivatsia pataloha 3/4 farafaharatsiny e toy izany koa ny an'ny lhl, tsy atao ho ambonin'ny lohalika...
137. Ralay ( 04/07/2006 15:26)
Fa ahoana koa zany kle été ve ny andro dia tsy mba ho maivamaivana ny fitafiana. Mino aho fa faly zao i papa Jn Paul mahita an'ireny mandalo eo anoloan'ny fasany eo :lol: Zah aza saika hanao kostara marron mintsy anefa ry mbaliana :-D :wink: Hitombo njay zany ny entana raha izany kou :D
138. colar ( 04/07/2006 16:09)
hafatra kely ko e,hihihihihihh,ho anzay te hivoka alina te hijery an zany we roma by night,heheheheheh,avelao hatory daol ny tsy afaka,fa ny afaka kosa an..., lasa zao ra tsy mibolisatra ,tsy votery hitovy daol mantsy ny revy e,ao ny mitaiza ao ny tsy ty misotro sns e ,sa aona ozy nareo,misy ny te hatory ,misy ny mbola te hivoka alina,za zao te hivazo mandraparainandro,hihihihh
139. mbaliana ( 05/07/2006 16:47)
Ralay, hihihihi, efa nahita foana izy tamin'ny fahavelony e, .... fa dia entana ohatran'iza zao entinao zao no dia tsy omby pataloha 1 sy tee-shirt 1... voan-dalana ho anay ve :lol::lol:? ento daholo fa raisinay an-tanandroa e...^:^^:^
Na koa hoe aza mitondra fa aty vao mividy e.. tena hevitra mety iny ka...:wink:
140. mbaliana ( 05/07/2006 18:15)
ralay, fa hono wa e, manana kostar marron firy aloha ianao e? toa io foana ténu-nao amin'ny situation retra koa...
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1447