Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout
101. colar
(
18/06/2006 08:16)
o ry ftma a, le mpirevy ange no misoratra anarana aty amiko e,hihihihihihi,am zay fantatra we firy ny isan barika alaina eny am JIRAMA,HAHHHHHHH
102. ftma
(
18/06/2006 10:19)
colar: mirevy daholo izay tonga any na izaho aza raha misy sans alcool :wink:
103. morsah
(
18/06/2006 10:21)
misaotra ny mpiandraikitra tsy manadino, fa ra tsy misy ny sampona de tonga any e, fa miankina @ 1 ihany!!!!!!!!!!!!!!!!
104. marozevo
(
18/06/2006 22:55)
raikitra ihany nony farany.....
Ny zavatra tsy ampy ato dia tokana ihany, nefa ny tena zava-dehibe indrindra. AIZA NO MISY io toerana lazaina io ?
Asio "jerene eto" hanarahana ny plan.
Ny zavatra tsy ampy ato dia tokana ihany, nefa ny tena zava-dehibe indrindra. AIZA NO MISY io toerana lazaina io ?
Asio "jerene eto" hanarahana ny plan.
105. Ralay
(
19/06/2006 03:41)
Efa dila zah ka mbola antsoiareo njay manjary tsy ho tonga raha antsoitsoina fa aleo handeha @zay.
mbaliana: Just advance hoy ilay slogan zay :lol: sady hanao prospection ny lieu aloha zah sao dia ampina ny securité :wink:
mbaliana: Just advance hoy ilay slogan zay :lol: sady hanao prospection ny lieu aloha zah sao dia ampina ny securité :wink:
107. Angie
(
19/06/2006 07:25)
Merci Ralay, mianjy an'ise mihintsy za @ lay organisation lol
Marozevo, mbaliana> miandry anareo @ 24-25 hidinika momba izay azo atao @ fandraisana ireo namana e
109. Ralay
(
20/06/2006 07:00)
Nahazo confirmation t@ correspondante permanante any Rome fa efa milamina ny rehetra ka tsy mila mi-se depalcer njay ny tenanay hijery fa tonga dia mitotona refa tonga ny fotoana :-D dia merci azy ireo
111. Angie
(
21/06/2006 09:10)
:D
Zay efa mba mahalala ny date sy ny heure hahatongavany azafady mba lazao mialoha hanomanana ny fitsenana.
Aza hadino zareo ny kaly mafilotra specialité any @ nareo an :P
Zay efa mba mahalala ny date sy ny heure hahatongavany azafady mba lazao mialoha hanomanana ny fitsenana.
Aza hadino zareo ny kaly mafilotra specialité any @ nareo an :P
112. mbaliana
(
21/06/2006 16:37)
ralay ahona zany ny securité eee? tssss diso fanantenana njay zany zahay... :snif::snif:
114. Ralay
(
22/06/2006 11:43)
fijo:Avion lesy raha mandeha zah fa mitovy² ihany ny sarandalana fa zah kamo hanao route toute la journée fa efa maika hahita an'i Angie sy ny namana any antoerana.:lol:
118. colar
(
23/06/2006 07:40)
aleo zany cutie mivady aty amiko no mipetraka e, laingako zany a, za aza SDF ko,iihihii,
119. Rafotsy
(
23/06/2006 07:58)
Manao ahoana i Colar o !
Toa mbola tsy nahita mpanao sakafo ianao izany ! hi hi hi hi !!!!:lol:
Toa mbola tsy nahita mpanao sakafo ianao izany ! hi hi hi hi !!!!:lol:
120. Angie
(
23/06/2006 08:48)
Za zany mi dancebe ato hahita an'i virja :-* iza ary zany zay mahalala o :D
Cutien, fijo> tongava mihintsy fa tena nareo no anjasana
