Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout

61. mbaliana ( 13/06/2006 11:36)
hery> tsy manana fika hafa afa-tsy iny any amin'ny dezaka za ... zara ary ianao nahita billiardo koa =))=))

62. Samoana ( 13/06/2006 12:09)
Mahavità be fa tsy tafahetsika zahay @ io fotoana io e! Reko hatraty sahady le fofona barbecue kle:cry:
63. lantonirina ( 13/06/2006 15:05)
tsara be ilay fihaonana fa mbola ho hita eo raha misy fika na de izany aza mazotoa daholo e!mino aho fa any andro iray mbola hihaona isika fa aza malahelo zany an!
64. fasaly ( 13/06/2006 15:50)
zà zany te hande beuhhh!:cry:
65. mbaliana ( 13/06/2006 16:27)
fasaly> fa anga tsy hande ndray e? tsy hifankahita ndray ve isika ? tssss tongava moa akia ee :-* :-*
66. fasaly ( 13/06/2006 16:59)
mbaliana: kou mihodikodina eo amn'io daty io ny vokasy kou!:x nefa mnja ery raha mifankahita njay lol:wink::-* sady hikaly beuh!!!! hummmmm....
67. ftma ( 13/06/2006 17:27)
Fasaly: efa hoe tongava ko tonga de sorantana ny anarana? :wink:
68. mbaliana ( 13/06/2006 17:41)
fasaly> tongava fa tss sao hanenina eo ange :-*:-*

hozy Angie hoe
Ka raha ny tsara zany dia mba miaraka daholo lasa fohy ange io fotoana io refa eo daholo isika e. Moa manjary zay mipetraka ao ihany zany no manjary manao raharaha fa ny sasany lasa tsy mba mizara sa aona?

kay mahatsiaro tena voatifitra be za ... tena aleo asian fisainana kely ka....
fa raha tsy ampy akia ny place dia mba manao sacrifice za .. hhihihihi
69. fasaly ( 13/06/2006 18:12)
mbaliana: hummmm ho dinihina tokou ny amzany kalu fa tsy hatao tara na izany aza.....sao lasa eo daholo ny place ka tsy hisy hatoriana:wink:
70. ftma ( 13/06/2006 18:36)
Fasaly: sur izany soratako ny anaranjy? :wink:
Izay vonona ny handeha dia efa mahazo manoratra anarana an mbola misy place :wink:
71. fasaly ( 13/06/2006 18:46)
hummmmm ftma mandefa top aky zà any aminjy raha okay a!:wink::-*
72. Angie ( 14/06/2006 06:43)
mbaliana> nga njy tsy ho any njay e zahay aza manambady matory any kou, lay mba miaraka ao mihintsy anie, sady @ zay mba tena manampy @ traduction raha misy ilana izany. Raha mila mizarazara @ guide miantsena sns.
Isika mbola mihaona ihany @ 25 juin dia any miresaka tsara e.
73. mbaliana ( 14/06/2006 08:41)
angie za hande koa .. za mitarika nefa tsy hande eo tsy ataon'jy zalahy maty eto a...=))=))
74. colar ( 14/06/2006 09:15)
hanaovantsika bal zany ao am hotely ko,cabaret konko,revy be konko,roma by night hiarahana am revserasera,ny vevavy mahandro ny bandy mivazo sy misotro beks,sady ny lakozy ao ngeza be, hisy raha amin io ,hanenina zay tsy ho tonga,hihihihihihihih
75. Angie ( 14/06/2006 09:15)
fasaly< aza ela njy mainajy ange zahay e. tapaho ny hevitra fa ny fotoana mandroso ihany. sao ela fidona eo njy dia tavela eo :D
76. serena ( 14/06/2006 10:35)
Manao ahoana milay be ilay progr fa aiza ny hahita 40 euro be zao dia tena mandeha any italy ve?sa ahoana mba valio moa e!
77. serena ( 14/06/2006 10:41)
Mba maninona rh mamorona koa isika eto fa marina rh tsy lafo be izany 40euros izany dia rh handeha aiza no aloha ny vola fa mety hahita ihany mantsy valio svp
78. rurik ( 14/06/2006 13:51)
Dia mirary soa sy fialantsasatra sambatra ary fifankahalalana mahafinaritra ny tenako fa za tena tsy lasa @ io fotoana io , tena te handeha dia te handeha mihintsy nefa tsy afaka ka dia mirary soa ho anareo rehetra dia eto ihany mijery ny vaovao avy any eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee.
79. fasaly ( 14/06/2006 14:45)
angie try maninona raha tara aza zà vao mi decidé kosa e! na hatory any andakozia aza try maninona:wink:
hay veuh colar sy angie mpianadahy e! tsy teninteny njay i colar tamin'iny an!:wink:
80. vale ( 14/06/2006 20:20)
Hery: ok! misaotra betsaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149