Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout
21. cutie
(
09/06/2006 20:25)
ftma, vetivety za de tonga any :*
tsy mila manoratra tsony fa efa hain-jy zany :-D:wink:
tsy mila manoratra tsony fa efa hain-jy zany :-D:wink:
22. Fiffi
(
10/06/2006 04:44)
hummm ! ary toa tena mora be zany frais mankany zany ? hummmm ! mampiheritreritra mafy an! :) ahoana akia io ry vale ?
23. Ralay
(
10/06/2006 08:58)
Fiffi: zany akia fa raha ho avy njy dia mba misy roa izanyisika no ho any :lol:
24. Fiffi
(
10/06/2006 09:02)
Ralay: tena mbola ho dinihana aloha io an! satria heu.. Fa tena mbola tsy afaka manome valiny mihintsy aloha zah zao an! satria tena 31 vao miverina..
26. Fiffi
(
10/06/2006 11:35)
:( mila fanampiana kely indray aho fa toa tsy misokatra le "jereo eto" ? tonga de page indisponible
27. vale
(
10/06/2006 21:23)
Fiffi::wink: tena marina io kah:), tsara ery izao raha mba afaka mandeha indry :(!!
hummm ! ary toa tena mora be zany frais mankany zany ? hummmm ! mampiheritreritra mafy an! :) ahoana akia io ry vale ?
30. bobastyle
(
11/06/2006 10:52)
ô re olona ô !
tena, tsara ny hezaka ny namana an'Italie, koa ahoana no tsy mba hanao rodobe handeha any.
hisoratra anarana aho, ary manantena rafotsy antitra ohatra ahy tonga any
tena, tsara ny hezaka ny namana an'Italie, koa ahoana no tsy mba hanao rodobe handeha any.
hisoratra anarana aho, ary manantena rafotsy antitra ohatra ahy tonga any
31. vale
(
11/06/2006 11:58)
sady misy "occasion" hijerevana tanàna (ny vatican oh), ny fahitàna ny namana ind2, be dia be eh!! sady mora nge raha 70euros (ny hotel+ déj,etc,,) izany eh,ka asa:°):°)
33. cena
(
11/06/2006 16:32)
tena tsy poince @ izany za fa mbola manao stage fa aleo @ manaraka fa mbola ho avy en
34. ftma
(
12/06/2006 06:05)
Fasaly, vale: ianareo nga handeha?
Misorata anarana aingana sao tsy misy place intsony voafetra ny toerana misy any @ ilay hotely.
Misorata anarana aingana sao tsy misy place intsony voafetra ny toerana misy any @ ilay hotely.
35. colar
(
12/06/2006 08:02)
ty nndray ary ny gratuit vao2 an ,cabaret gratuit miaraka am colar 24 h,ho an zay mahay mihira,
guide gratuit mankany am ranomasina ny alakamisy sy zoma ra tonga aloha an, whisky coca gratuit ho an zay misotro,de MBOLA hitady trano gratuit ko ho an zay te hijanona elaela, de mbola hiezaka hanome zay azo omena e,de manatena antsika rehetra ho tonga maro,na ny manambady na ny tsy mbola manana e,hihihi

37. Angie
(
12/06/2006 09:48)
Aleo ataoko eto ihany fa sao misy tsy mahazo.
Colar (anadahiko)zany dia tena mitady zay zo atao hampihena sy hanatsarana ny dépenses fa na izany aza aleo miomana @ ireo tena zavatra ilaina base. (hotel sns). raha mahita solution mora moa zahay vao maika tsara ho an'ny rehetra.
Ny tanjona dia mba samy hahazo fahafinaretana sy hiara-mifaly noho izany mba miangavy zay efa tena tapa-kevitra hanoratra anarana, ary ny mbola mieritreritra hanao izany malaky.
Mila valiny @ isan'ny olona ny hotel sinon sao mba ilaina ny chambre tsy lanintsika.
Mianjy anareo maro be :-)
38. tianarivo
(
12/06/2006 09:49)
milay kosa eh, fa tsy aleo ve aloha ho anareo any am-pita ihany io fa izahay aty dago hanao ny aty ndray koa.
Sa ahoana ry isika samy aty dago.
Mety mba tsy ho lafo loatra koa moa ny frêt amizay.
Ohatriniona ny frêt mankany ROME moa zao ? dia ampiana io 70 EURO io na Paris Antananarivo + avion ou train pôur Rome ??????
Mba omeo détail kely hoe ???

39. mbaliana
(
12/06/2006 09:50)
vale anga tsy ho avy e, za nefa manantena...
Fiffi> tongava fa aza manao an'io moa e...
ralay> misy ny retra aty ee...hihi tsy ho sahy eo akory...:-@ =))
Fiffi> tongava fa aza manao an'io moa e...
ralay> misy ny retra aty ee...hihi tsy ho sahy eo akory...:-@ =))
40. hery
(
12/06/2006 10:01)
tianarivo> raha misy hetsika karakarain'ny any Dago (na ianao no hikarakara ho an'ny namana any Dago) dia azo resahina ihany aho dia hapetraka amin'ny toerana hafa.
mbaliana> teneno tokoa raha misy fika hafa tampoka an... fa tsy ary amin'ny dezaka be ary fa manjary mi-billiardo zahay :-p
ho an'ny rehetra> Efa manomboka misy tonga ny fisoratana anarana any amin'i ftma koa malakilaky ihany. http://serasera.org/namana/iza:ftma dia tsindrio ilay hoe handefa hafatra raha handefa hafatra any amin'i ftma.