Je t'aime

81. bellla ( 19/05/2006 17:31)
amin'ity indray mitoraka ity ndray alou ne anah de JE L'AIME , tsy eto manko lery ka sao lasan'ol eo ny je t'aimeko. :D
saro-bidy manko iz io.
82. diamondra27 ( 19/05/2006 17:48)
bebe: njy mandainga a! lazainao fa

Mpandefa : bebe [ Valio ] 19-05-2006 10:13:56
Lohateny : Re : Je t'aime
tiavo izay refa mba mamoboraka fitia ê!


nefa njy tsy manaraka an'io akory:-w:-w

Sa izany le oe: "izay lazaiko tanteraho fa tsy izay ataoko"
83. cutie ( 19/05/2006 18:25)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 19-05-2006 13:11:37
Lohateny : Re : Je t'aime
Cutie: Ka zah tsy misy mpanao jtm kou

:-D:-D:-D:-D
84. Fiffi ( 19/05/2006 18:46)
zah ry zareo nahazo hoe: emia't ej ! an ? :roll::roll: :-D:-D:-D:-D
85. cutie ( 19/05/2006 19:20)
fiffi de ahona hihihihi
86. vale ( 19/05/2006 19:27)
rebecca:

Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko na ny ahy aza no tonga aloha.
rebecca> amiko aloha tsy olana ny fitenenana je tm voalohany @ lhl , raha toa ka tena fitiavana matotra ilay izy(tsisy resaka intérêt>>matériels, na sexe...!)
ny mahatonga ny lhl sadaikatra dia tsy mahazatra an'azy ilay izy! izay ilay nitaizana h@ zay (tsika malagasy ind,ind), noheverina ho toy ny tsy fahendrena, tsy fahamôntinana ilay izy nefa raha izaho manokana tsy hitako izay maharatsy azy aloha e!:wink: angaha ny "mitia" fahotàna ?:P



87. Fiffi ( 20/05/2006 04:24)
marina mihintsy ireo voalazan'i vale ireo ! isika gasy koa anie , tsy antsika io "je t'aime" io eh! ny antsika "tiako ianao" de ohatran'ny hoe hafahafa zany ve ny hilazana hoe "tiako enao" ? kanjo moa afaka natao hoe "je t'aime" de heu.... toa vao maika nanahirana ve ?
88. Ralay ( 20/05/2006 04:34)
Fiffi: tinao hoe zah? :-w :-$:*
89. Fiffi ( 20/05/2006 05:17)
Ralay: andraso handramako hoe! :-D tiako enao :oops: :-$:-$ :* :-D
90. diamondra27 ( 20/05/2006 16:19)

Izao no atao hoe: je t'aime:wink:




Nahitsin'i lanto
91. Fiffi ( 21/05/2006 05:15)
92. Fiffi ( 21/05/2006 05:16)
toa tsy misy n'inoninona ? sady tsy misokatra ?:roll:
93. diamondra27 ( 21/05/2006 08:31)
fiffi: mety tsy te-hivoaka le izy fa ho an'ilay olontiako ihany angamba. G n'insiste pas:-D:-D:-D
94. Ralay ( 21/05/2006 09:01)
Fiffi: bitsibitsio amiko mangingina zany fa tiko kle :lol::*:-$
95. Fiffi ( 21/05/2006 11:49)
diamondra: io kah! fa tsy dia hitako loatra hoe ahoana zany je t'aime eo zany satria toa tsiste be le sipa eo ? :roll: rehefa mba miteny hoe je t'aime manko de hummmm hummm :-D:-D
Ralay: :):-$:* :-:oops:
96. Ralay ( 21/05/2006 13:13)
:-w:-w tena tsy henako ilay lazainjy ry Fiffi fa ataovy mafy² kely:*:*:*
97. Fiffi ( 21/05/2006 13:43)
Ralay: efa hoe
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]:*:*
98. Fiffi ( 21/05/2006 13:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
99. booboo ( 21/05/2006 13:51)
:-D:-D
100. Fiffi ( 21/05/2006 13:55)
booboo: :-D:-D:-D ka ny an'i Ralay ve akia efa hoe aleo bitsibitsinina de mbola hasainy lazaina mafi2 indray koh! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5249