Je t'aime
1. rebecca
(
17/05/2006 20:19)
Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko na ny ahy aza no tonga aloha.
répondu par Ralay le 11/06/2006 02:40
4. patrick2002
(
18/05/2006 02:32)
ka misangotsy ny loha hoe toraka bilao veh ! sa famatorana veh! sa fanesoana veh !sa sokafy ny porte feuille-nao veh, sa famonjena ve ,misokatra ahy ny varavaran'i paradisa ety @ tany:roll::roll::roll:
5. Fiffi
(
18/05/2006 03:17)
patrick2002:izay handraisanao ao am-ponao ny dikan'io teny io no mavesa-danja indrindra . Mba hafahafa koa izany fandraisanao na fametrahanao ireo fanontanianao ireo an! Nefa ny JE T'AIME tsy misy afatr'iray monja !
ka misangotsy ny loha hoe toraka bilao veh ! sa famatorana veh! sa fanesoana veh !sa sokafy ny porte feuille-nao veh, sa famonjena ve ,misokatra ahy ny varavaran'i paradisa ety @ tany:roll::roll::roll:
6. patrick2002
(
18/05/2006 03:26)
Marina fa ny JE T'AIME ,iray monja fa mavesa-danja izany phrase izany ary mifono zavatra betsaka .
sa andao izao no mba hiteny an'i Fiffi hoe
Je t'aime Fiffi :*:*:*
sa andao izao no mba hiteny an'i Fiffi hoe
Je t'aime Fiffi :*:*:*
7. xxx
(
18/05/2006 03:28)
vevavy lany tandrify zany de mataoatra tsy tiny bandy. ra vevavy milay tsy mirediredy zany fa matoky tena tsara.
8. Fiffi
(
18/05/2006 03:42)
xxx:Io indray le zavatra tsy mety an!
vevavy lany tandrify zany de mataoatra tsy tiny bandy. ra vevavy milay tsy mirediredy zany fa matoky tena tsara.
-Nahoana no ho lany tandrify ?
-Nahoana no matahotra ?
-Nahoana no mirediredy ?
-Nahoana no hoe raha vhv milay ?
xxx ve aloha vhv sa lhl ? Mbola nety tsy nahazo "je t'aime" ianao ka tsy tsapanao ny lanjan'io ! Sady mety tsy nanomé je t'aime ianao no tsy nahazo de tsy fantatrao ny lanjan'io teny hummmmm be io .
xxx ve efa manana olon-tiana ? mbola tsy niteny an'io mihintsy ? hummmm !!! Mety hahazo olontiana ve ianao raha tsy hiteny an'io ? fa ao am-po ny hamoahana azy an! tena tia moa izany an!
Ireny vhv tena milay ireny mihintsy nefa no tonga de mamboraka ny je t'aimmmmmmmeeeeeeeee hummmmm !! satria nahoana ? satria tena tia izy !! mazava ho azy! :)
9. Fiffi
(
18/05/2006 03:47)
patrick2002:patrick2002: hummmmm :) zany an ? io ary fa efa nolazainao le izy koh! :) sady tonga ve de narahana :*:*:* mihintsy ? tena "je t'aime" marina zany io an! :wink: hummmm nahatsirao tampoka le hiran'i Sheila zah hoe "Patrick je t'aime" :)
Marina fa ny JE T'AIME ,iray monja fa mavesa-danja izany phrase izany ary mifono zavatra betsaka .
sa andao izao no mba hiteny an'i Fiffi hoe
Je t'aime Fiffi :*:*:*
10. xxx
(
18/05/2006 03:59)
lany tandrify satri nofa be no ny vody sobika matoa tsy matoky tena de mikoty bandy ny solution fatany.
12. Fiffi
(
18/05/2006 04:12)
xxx:ndryyyy !!! mampalahelo ny fahitanao ny olona ry xxx an! Enganie ka ahazo "je t'aime" bdb enao !!!!! fa aza mitsara mba tsy ho tsaraina koa an! Raha nofa be no vody sobika izy , io no nanaovan'Andriamanitra azy ka inona no manelingelina anao @ zany ? Sambatra ianao fa tsy nofa be no tsy vody sobika ! Fa ireo olona lazainao fa nofa be sy vody sobika koa anefa tsarovy fa sambatra koa izy ireo.
lany tandrify satri nofa be no ny vody sobika matoa tsy matoky tena de mikoty bandy ny solution fatany.
13. Ralay
(
18/05/2006 04:53)
Tsara kosa zany an, raha mba misy manao je t'aime ahy ny sipa zao de tena hummmm mihintsy :lol:. Fiffi ve tsy faka mba manao ahy an'io sa i rebecca :P
14. Fiffi
(
18/05/2006 04:57)
Ralay: ntsoooo :) je t'aime Ralay :*:* hummm mty ve aloha le izy sa ahoana eh ? ohatran'ny hoe mi-rime eh ? :-D:-D:-D
15. sweetia
(
18/05/2006 04:59)
za efa nanao je t'aime fa ralay tsy nihotsana :roll::-D
ity izany ilay hoe "parlé zeu t'aimeuuuuuuu":-D
ity izany ilay hoe "parlé zeu t'aimeuuuuuuu":-D
16. diamondra27
(
18/05/2006 05:02)
(l)(l):*:*je t'aime jeu thème:-D:-D:-D
fiffi:sambatra njy manome JTM double:wink:
fiffi:sambatra njy manome JTM double:wink:
17. mamafara
(
18/05/2006 05:05)
satria zatra manome je t'aime foana ny lehilahy ry rebecca dia sadaikatra raha mandray indray!
tena tsy mitovy hevitra amiko ianao satria tsy izay vehivavy mitory fitiavana rehetra dia hoe lany tandrify. sentiments angaha misy an'izany????
tena tsy mitovy hevitra amiko ianao satria tsy izay vehivavy mitory fitiavana rehetra dia hoe lany tandrify. sentiments angaha misy an'izany????
18. mico
(
18/05/2006 05:06)
Inn ar zan resaka JE T AIME ZAN fa ts arakay mints. Mba valio rakizy a!:?::?::?:
19. mamafara
(
18/05/2006 05:14)
i xxx no tiako tenenina amin'ilay hoe "tsy mitovy hevitra amiko amin'ny hoe LANY TANDRIFY".
azoko porofoina fa misy namako iray izay sady tsara tarehy no manam-pahaizana ary mbola qualités koa.Roa volana lasa izay nisy lehilahy nambabo ny fony fa tena izy no nitory fitia taminy e! mbola miaraka izy ireo hatramin'izao. Tsy dia olana hoan'ilay tary ny naheno ny déclaration d'amour. Fitiavana ange io e! ngaha azonao fehezina?

20. sweetia
(
18/05/2006 05:18)
peo kely ny tanako ry mamafara fa marina ny andry a!!! nefa izaho le tsy mpiteny an zeu t'aimeu izany mihitsy:lol: