Je t'aime
42. Fiffi
(
18/05/2006 11:02)
zah ry zareo de tena lazaiko foana hoe "je t'aime" an! tsy hitako izay manelingelina ahy @ io !!! tiako ary izy ka nahoana zah no tsy hiteny azy hoe "JE T'AIME" ?
Hummmmm :) sur zah fa mamaky an'ity zay malalako zay an! de mbola haveriko azy indray hoe " JE T'AIME" :):*:*:*:*:*
Hummmmm :) sur zah fa mamaky an'ity zay malalako zay an! de mbola haveriko azy indray hoe " JE T'AIME" :):*:*:*:*:*
44. Fiffi
(
18/05/2006 11:13)
cutie: efa noteneniko izy kah! ary isakin'izay azoko ilazana azy de lazaiko foana , fa mamaky ny dinika eto koh izy de ho hitany tsara fa "je t'aime" :-D:-D
45. sweetia
(
18/05/2006 11:15)
rapala marina e jeeo ny tanako fa miakatra mihintsy :-D
fiffi izaho ko sure fa hijery an'ity izao ny malalako de teneniko ko izy we "je t'aime" oui enao io enao io mihintsy :*:-D
fiffi izaho ko sure fa hijery an'ity izao ny malalako de teneniko ko izy we "je t'aime" oui enao io enao io mihintsy :*:-D
46. cutie
(
18/05/2006 11:30)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 18-05-2006 16:13:59
Lohateny : Re : Je t'aime
cutie: efa noteneniko izy kah! ary isakin'izay azoko ilazana azy de lazaiko foana , fa mamaky ny dinika eto koh izy de ho hitany tsara fa "je t'aime"
hay veve
efa nalefan-jy ve le izy aloha:-*
47. Fiffi
(
18/05/2006 11:45)
cutie: @ Talata akia vao halefako fa mbola misy zavatra tsy vita ho an'ranadaha zay de miaraka halefako an! :):-*:-*:-*:-*:-*
49. mamafara
(
18/05/2006 12:12)
zaho kosa aloha tsy hiandry mahazo eto foana fa ilaina ampisehoana koa ange ny sentiments ê!
tsy afaka mipeka ny tananao zaho ry sweetia f'andao andramana :-*
tsy afaka mipeka ny tananao zaho ry sweetia f'andao andramana :-*
52. patrick2002
(
18/05/2006 13:37)
aiza kou ny an'i Fiffi izay efa ho 3 ny olona notononany hoe JE T'AIME ko aiza ary ny bandy no tsy ho sadaikatra rehefa tenenin'ny joba hoe je t'aime:@:@:@
53. Ralay
(
18/05/2006 13:58)
Hummm merci akia Fiffi fa tena tsy henoko ilay tsirony fa ilay geste no mikaoty a :*
Sweetia:Ary tsy hitako zany nanaovanjy jtmmm ahy zany fa dsl zaha tsy nihintsona zany fa avereno hoe :*
Sweetia:Ary tsy hitako zany nanaovanjy jtmmm ahy zany fa dsl zaha tsy nihintsona zany fa avereno hoe :*
56. hanjaris
(
18/05/2006 15:23)
XXX, zai za vao niditra tato @ity resaka ti dé tena nalahelo bé za @lé hoé, nofa bé, bla bla ani i xxx. Tsika anie zao efa tsi 16ème siècle tsony ka mbola hanao fisainana taloha bé sadi macho bé hoatrizani e!!!!Teneneiko zavatra énao!!!? ovay ni fijerinao ni lé hoé mts "je t'aime". Sa énao mbola zaza bé, raha zay ndrai aloha dé mi compr' keli anao za e....Vive les mots je taime na vevavi na lelahi.
57. bellla
(
18/05/2006 16:02)
je t'aime, je t'aime
misy mot tsara mihotra an'izany ve?
Indramiko kely ty hiran'ny FC ty hoe: "je t'aimais, je t'aime et je t'aimerais"; satry foana ry reto hiteny an'io a! :*
misy mot tsara mihotra an'izany ve?
Indramiko kely ty hiran'ny FC ty hoe: "je t'aimais, je t'aime et je t'aimerais"; satry foana ry reto hiteny an'io a! :*
58. bellla
(
18/05/2006 16:04)
fa le ol nofidina ihany no ilazana azy an! saro-bidy manko izy io. he!
59. cutie
(
18/05/2006 16:10)
Mpandefa : bellla [ Valio ] 18-05-2006 21:02:54
Lohateny : Re : Je t'aime
je t'aime, je t'aime
misy mot tsara mihotra an'izany ve?
Indramiko kely ty hiran'ny FC ty hoe: "je t'aimais, je t'aime et je t'aimerais"; satry foana ry reto hiteny an'io a!
mba tiako koa hira io :P