Je t'aime
101. booboo
(
21/05/2006 14:17)
fiffi > mila manadio sofina ngambany izy ô ? hihihihihihi
diamondra27 > triste araka lazain'i Fiffi marina fa ôtra vangiam-pahoriana zany lé vevavy.
diamondra27 > triste araka lazain'i Fiffi marina fa ôtra vangiam-pahoriana zany lé vevavy.
102. diamondra27
(
21/05/2006 15:59)
fiffi sy booboo: tena tsy mitovy fijery isika izany an!
tsy triste izany io fa mikipy maso f'efa miandry an'le JTM ho avy ,dia efa miomana sy efa tsy eo intsony fa any @ planeta hafa e! tsy hitanareo ngah fa efa rotsirotsian'ny demi-lune izy.
Samy manana ny interpretation ny olona fa tsy mitovy hevitra an! Dia ilaina foana nymihaino ny hevitry ny hafa fa tsy ny an'ny tena ihany.

103. Fiffi
(
21/05/2006 16:22)
diamondra27:diamondra: fa angaha akia misy tsy mihaino ny hevitrin'ny hafa eto ? marina aloha fa samy manana ny intérpretation -ny ny tsirairay ka zay no mba samy nanomezana ny heviny koh! sa ahoana hoy ndry ? :):-*
Samy manana ny interpretation ny olona fa tsy mitovy hevitra an! Dia ilaina foana nymihaino ny hevitry ny hafa fa tsy ny an'ny tena ihany.
104. diamondra27
(
21/05/2006 17:22)
fifi: miteny fotsiny aho fa tsy nilaza hoe: tsy nihaino ny hevitry ny hafa i fiffi eto ka!:-*
sady timide kely ange akia io sipa io e!
sady timide kely ange akia io sipa io e!
105. Fiffi
(
21/05/2006 18:11)
tena timide be mihintsy fa tsy kely ny fahitako azy an! fa sady manjakely ery eh ? ntsoooo :)
106. Fiffi
(
21/05/2006 18:12)
raha zao pozipiziny zao ve tsy hahavaky fo tanteraka ? hehehehe :-D:-D:-D
107. diamondra27
(
21/05/2006 18:43)
sipa mahay miangoly akia io a!
mody manao mampalahelo(nefa tsy malahelo) fa tetikady doly izany mba hahazoana ny fon'ilay lhl, mba hahazo JTM, de @izay mahazo tambitamby de raikitra e!
:-D:-D:-D
mody manao mampalahelo(nefa tsy malahelo) fa tetikady doly izany mba hahazoana ny fon'ilay lhl, mba hahazo JTM, de @izay mahazo tambitamby de raikitra e!
:-D:-D:-D
108. vale
(
21/05/2006 19:05)
diam:8O :-D:-D:-D
fa sao kosany ary izy dia tena diso ty be dia lasa malahelo toa io, no saro-kenatra dia tsy sahy miteny direkta fa nosoratany le izy?:-w
fa sao kosany ary izy dia tena diso ty be dia lasa malahelo toa io, no saro-kenatra dia tsy sahy miteny direkta fa nosoratany le izy?:-w
109. diamondra27
(
21/05/2006 20:06)
vale: njy koa kay mahita fa malahelo le sipa!:-D:-D
efa oe: tetikadiny doly izao:-D:-D:-D
na le soratra , na le humeur , na le tenue, retsaretsa efa calculé doly @izay raha vao mahita azy le partenaire de babo.
Jereo ange fa ny vhv daholo mahita fa malahelo ilay vhv , fa ny lhl mbola tsy miteny ny heviny.
Asa anefa e!
Sa ahoana ry rebecca, ,jy koa tsy hita tsony fa naninona ? Mbola variana atsy anefitra @ le ankamantara ve?(slip sy string)

110. vale
(
22/05/2006 06:51)
diamondra> ihihihi ko izy tsin tena hita fa mapanaelo beu mintsy kooo, kay be fitetika fotriny!:wink::-D:-D
114. dadabe
(
22/05/2006 14:57)
iza no sahy hi pare amiko fa tsy ho tazana intsony izao i Ralay aoriana kely ao , fa vita ny mission Fiffi :-D:-D:-D:-D:-D
115. Herimiafina
(
22/05/2006 16:25)
rebecca:
Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko na ny ahy aza no tonga aloha.
Tsy misy olana kah. tsy misy tsara toy ny miteny mazava mba tsy handaniana andro manao fangalampiery. Ny fiainana mantsy 80taona monja raha be indrindra ka raha tsy tenenina dia menopôzy sy flasika vao mahasahy miteny de efa tara loatra fa tsy afaka asiana voankazompitiavana intsony. hehehehe:-D
116. fasaly
(
22/05/2006 16:52)
dadabe: zà afaka mi pari fa mbola hiverina eo izy ary handrava beuh mahintsy otsan'ny varatsa:°):-D:-D
117. Ralay
(
23/05/2006 04:46)
dadabe: Way letia tantara mitohy iny lesy ka aiza no tsy hiverina hiverenako foana ny ahy rehafa manja ny revy.:-D:-D. Mbola nanao mission zay sy Fiffi rabedada fa aza mahoraka elà :lol::-$
fasaly::lol: varatsa be mintsy veu tanjemo ary fa sao hipoahany eo daholo ka may ny tanàna =))=)):*
fasaly::lol: varatsa be mintsy veu tanjemo ary fa sao hipoahany eo daholo ka may ny tanàna =))=)):*
118. sasa
(
23/05/2006 04:49)
dadabe tena marina io kozy io kan! hi hihh hihh hi za tsy miteny an'io zany reha hoe :*:*:* le olona
In indray izato pari ato izany e :-D:-D:-D:-D
In indray izato pari ato izany e :-D:-D:-D:-D