Je t'aime

161. Ralay ( 28/05/2006 06:04)
Diam: Ka atao mission mamafa trano aloha dia miafara @ hummm fa entre les deux misy pause :* :* kely Anjaso fa alefako any @njy ny detail fa :-$
Dadabe: Natao ho an'ny ol rehetsa ato lesy na dia minera aza elà. Azo omena mission atao mpitanjiro elà raha tinlà :-D:-D:D
162. diamondra27 ( 28/05/2006 06:21)
ralay: kay kay kay; harcelement sexuel izany an!
mody hoe: alefa manao mission le mpamafa trano de avy eo hum hum:lol:

de raha tsy manaiky de ahoana, voaroaka ve 'za?


163. dadabe ( 28/05/2006 07:33)
:°)kiii hitana jiro ve less:-D:-D ireny anie no tena tafa matetika e :°) raha vao ela fikenona le acteur dia ny mpitanjiro no tafita aloha:wink:
164. Ralay ( 28/05/2006 12:50)
dadabe: Miandry kitapo latsaka ve ny mpitanjiro :lol:
Diam:Ahoana koa no maha harcelement an'izany avantage en nature no filaza an'izany mila declarer-na @ impots koa :-D:-D.:*
165. diamondra27 ( 29/05/2006 08:16)
ralay: ahan , zany ve le oe: avantage en nature sa oe:paiement en nature:-w:-w:-w
toa voadona mafy aho @izany kouuu:-D:-D
166. mamafara ( 29/05/2006 11:19)
o ry vale, vao omaly mihitsy zaho zao no nanao déclaration hoe je t'aime. 1er pas avy aty amiko an!!
167. Ralay ( 29/05/2006 13:58)
diam:Tout a fait diam les deux :D:D ao fa tsy domiko mafy e :-D:-D
168. bellla ( 29/05/2006 17:56)
:-D:-D
169. diamondra27 ( 29/05/2006 19:32)
ralay::-D:-D:-D
170. Fiffi ( 30/05/2006 18:45)
:-D:-D:-D
171. Ralay ( 31/05/2006 05:00)
nahafinaritra izy zany ve ry diam tsy isanandro kosa ny fetin'ny ankizy anie e =)):D
I fiffi koa nga mbola azo domina? :lol:=))
172. Fiffi ( 31/05/2006 06:02)
tsia!
173. bellla ( 31/05/2006 16:40)
:-D
tezitra be fiffy. tsy azo domina ve ky njy?
174. Fiffi ( 01/06/2006 06:22)
bellla: =))=))=))=))=))=))
175. mbaliana ( 01/06/2006 11:16)
aza domina be ny olona ralay sao mba ho voadona eo ko ee =))=))=))
176. Fiffi ( 02/06/2006 03:54)
:-D
177. diamondra27 ( 02/06/2006 05:08)
ralay sy mbaliana,bellla: inona indray ny dikan'izany hoe domina izany?
178. Fiffi ( 02/06/2006 11:16)
de asa mihintsy..
179. mbaliana ( 03/06/2006 09:20)
diam tsy za no mandona fa ralay ee .. tsy dominy mafy hono koa za ve dia handona an'i diam za vevavy ohatr'azy ee...:-*:-*
180. Rainikarabo ( 04/06/2006 16:24)
diamondra27:

ralay sy mbaliana,bellla: inona indray ny dikan'izany hoe domina izany?



ao ianao domiko dia hainao ny dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903