Je t'aime
121. mamafara
(
23/05/2006 14:15)
ny anà aloha dia iandrasako occase fotsiny le olona ray zay dia ataoko jtm na dia holazain'ny olona fa vendrana aza tsy maninona mihitsy ê!(l)
123. sasa
(
24/05/2006 04:15)
mamafara tsy ratsy koa le miandry occase koa :-D:-D
mamzelkely za non partant:-D
mamzelkely za non partant:-D
124. rebecca
(
24/05/2006 04:20)
diamondra27> tsy azoko ilay hoe malahelo, namaky ihany aho fa tsy dia arako loatra
126. pissoa
(
24/05/2006 05:31)
Herimiafina:Te hisy hikaoty indray ranjokikolahy marina, nefa indraindray hoe ny ahy le mikaoty no tena tiako :-D:-D:-D:-D:-D
Tsy misy olana kah. tsy misy tsara toy ny miteny mazava mba tsy handaniana andro manao fangalampiery. Ny fiainana mantsy 80taona monja raha be indrindra ka raha tsy tenenina dia menopôzy sy flasika vao mahasahy miteny de efa tara loatra fa tsy afaka asiana voankazompitiavana intsony. hehehehe:-D
127. Fiffi
(
24/05/2006 05:38)
hummmm! inona daholo zao resaka pariena zao ? De ahoana zany ry Ralay ?
Iza aloha no nahazo le pari eh ? :-D:-D:-D:-D
Iza aloha no nahazo le pari eh ? :-D:-D:-D:-D
128. dadabe
(
24/05/2006 06:18)
iny eny Fiffi :D falifaly bavikely izany annn:wink: aiza Ralay??de vita ve le mission?
zah mba ataovy sahala @ io :* :-$
Mpandefa : sasa [ Valio ] 23-05-2006 09:49:32
Lohateny : Re : Je t'aime
dadabe tena marina io kozy io kan! hi hihh hihh hi za tsy miteny an'io zany reha hoe le olona
In indray izato pari ato izany e
zah mba ataovy sahala @ io :* :-$
129. Fiffi
(
24/05/2006 06:44)
dadabe: hummmm nahoana moa zah no tsy ho falifaly ? ny mission nataoko omaly aloha tena nahazahoako hummm dray! dray! :-D:-D:-D:-D:-D
130. vale
(
25/05/2006 09:45)
Fiffi:fiffi> ka mamy kosa ge akia zany mahazo JE T'M zany e:wink::-D:-D
vale: be tetika an! :-D:-D:-D
131. Fiffi
(
25/05/2006 11:45)
dadabe: fa tsy azoko le hoe aiza i Ralay ? :roll: nga moa nisy nidiran'i Ralay t@ mission nataoko io ?
vale: tena mamy marina akia an! :)
vale: tena mamy marina akia an! :)
139. rebecca
(
26/05/2006 05:32)
za akia Fiffi mba ampianaro manao mission izany an, dia ampianariko mission karazany hafa koa ange njy e :wink:
140. Fiffi
(
26/05/2006 05:40)
rebecca: hummm!! mahavariana ahy akia ato an! :-D:-D nisy naheno hoe nisy mission nataoko de io fa miparitaka le izy :-D:-D:-D:-D:-D mission @ asako akia zany fa tsy misy idiran'ny JTM na dia pitiny aza an!