Je t'aime

61. cutie ( 18/05/2006 16:59)
manararaotra Ralay:-D
62. Fiffi ( 18/05/2006 17:08)
patrick2002:
aiza kou ny an'i Fiffi izay efa ho 3 ny olona notononany hoe JE T'AIME ko aiza ary ny bandy no tsy ho sadaikatra rehefa tenenin'ny joba hoe je t'aime:@:@:@
patrick: ntsoooooo de inona hono zany ny solution tokony ho raisiko ?:-D:wink:


63. cutie ( 18/05/2006 17:12)
fiffi tsy mandray solution ndry fa avelao ry zareo ho sadaikatra any :-D:-D:-D:-D
64. Fiffi ( 18/05/2006 18:09)
cutie: :-D:-D:-D:-D:-D
65. xxx ( 18/05/2006 19:20)
samy manana ny fandraisany azy tokoa fa amiko aloha dia vidina lafo io teny kely io an!!!
tsy tenitenenina fahatany asa aloha ny anareo ????
:*:-*sambatra aho raha mahazo io teny kely io hummmmmmmmmm
66. Fiffi ( 18/05/2006 19:23)
xxx:
:*:-*sambatra aho raha mahazo io teny kely io hummmmmmmmmm
de @ fomba ahoana moa no hahazahoana an'io raha miafina @ xxx io ? tsy fantatra akory na lhl na vhv koh ! :wink:


67. cutie ( 18/05/2006 19:41)
hummmmmmmmi fiffi efa vonona hanome fa aza miafina hono ry xxx a :-D
68. Fiffi ( 18/05/2006 19:47)
cutie: heu.......... an3 tsy zah kah! zah efa misy tompony io fa tsy azoko zarazaraina an! :)
69. cutie ( 18/05/2006 19:50)
eny akia fiffi a :*:*:*
70. Fiffi ( 18/05/2006 19:52)
:) :-*:*:-*:*:-*
71. sweetia ( 19/05/2006 05:01)
xxx je t'aime :P :-D (sangy io a!!!) hahahahaha=)) enga anie ianao mba lehilahy bogosy be :lol:

72. bebe ( 19/05/2006 05:13)
tiavo izay refa mba mamoboraka fitia ê!:wink:
73. ratiana ( 19/05/2006 05:15)
rebecca:

Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko na ny ahy aza no tonga aloha.

Ny mahatonga ny lehilahy tsy mahita izay atao dia noho ny fitazaina atsika gasy : "tsy maintsy ny lehilahy no mikoty sy miteny izy io voakohany." Tsy misy ny maharatsy ny hoe vehivavy miteny "je t'aime" voalohany, raha vokatry ny fo.
Ankehitiny mitovy zo ny lehilahy sy ny vehivavy, ary ny tsirairay dia "libre" hitondra ny fiainany amin'ny izay itiavany azy. Fa aza manao ratsy amin'ny hafa fotsiny.

74. mamzelkely ( 19/05/2006 08:03)
zah klou t miteny an zany je t'aime zany zany ra ts tiko tena tiko le lhl ee(l)
75. Ralay ( 19/05/2006 08:11)
Cutie: Ka zah tsy misy mpanao jtm kou :-D:-D
Mamzelkely: De zah ve zany tsy tinjy :-w :*:*
76. Fiffi ( 19/05/2006 08:24)
zah tsy hiteny JTM an'i JTMP :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
77. mamzelkely ( 19/05/2006 08:53)
ralay :°):°) le olona tiko le sipako anie zany ee :°):°)
78. Fiffi ( 19/05/2006 11:32)

Je t'aime ? teny kely midika zavatra lehibe , fa raha azo hatao aleo tsy lazaina fahatany any fotsiny fa sady mety hakarary nefa koh mety hasambatra!
79. mamafara ( 19/05/2006 14:37)
o ry xxx, ny anahy ndray hoa tsy asiako pb zany fa refa tiako izy dia ataoko "je t'aime" dia avy eo mifankalala toetra amin'izay dia ho hita eo ny tohiny ê!
80. Fiffi ( 19/05/2006 15:15)
JE T'AIME ? TU M'AIMES ?hummmmm !! aleo hiany handalina lalina fa teny somary hafahafa izy zany an! :wink::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1718