Je t'aime

21. diamondra27
(
18/05/2006 05:19)
xxx ary tsy fantatra na lahy na vavy koa nefa 'za mba saika hitory fitiavana ihany handramana hoe: ahoana ny fihetsempony raha lhl izy:wink:

22. Fiffi
(
18/05/2006 05:22)
sweetia:Ralay : hummm fa ahoana io ? aza hatao an'izany kosa i sweetia eh! jereo raha tsy mipitrapitra ery ny zanak'olona ! :roll:
za efa nanao je t'aime fa Ralay tsy nihotsana :roll:

23. Fiffi
(
18/05/2006 05:24)
diamondra27:diamondra: aingana ndry hanomé "je t'aime" koh! :)
(l)(l):*:*je t'aime jeu thème:-D:-D:-D
fiffi:sambatra njy manome JTM double:wink:

24. nolalaina
(
18/05/2006 06:36)
xxx:
mikoty bandy ny solution fatany.
Miala tsiny aho fa raha ny fitenenana "je t'm"... @ko klou dé tsy fikôtina bandy zany fa filazana ny fitiavako ato ampoko é!! asa fa anà manokana zany!! samy manana ny fijeriny........
(l)

25. lemiso
(
18/05/2006 07:02)
rebecca:
Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko na ny ahy aza no tonga aloha.
Marina mintsy ny anao hoe rehefa tianao izy dia tsorina fa ny mety olana kely fotsiny dia mety zarany aza hitady ary atao, fa misy koa anie ny lehilahy tsy mahasahy miteny fa tokony ho fantatr'ilay vehivavy @ fihetsiny fotsiny mahafinaritra le toetranao mahitsy avy hatrany fa tandremo miantsampy @ hazo tsy fantatra

26. colar
(
18/05/2006 07:27)
fa za ra misy miteny we tiko be enao alo an,tonga de andefasako billet ra manambola za de hanomanako trano de ataoko daholo zay tiny rehetra satria izy tia ana,de ataoko sambatra be ko:-D:-D:-D

27. rapala
(
18/05/2006 07:36)
colar: kou tsy ho bankrupt ela lety raha betsaka ny vhvy hiteny an'io?=))

28. sweetia
(
18/05/2006 07:59)
ôkalou ndray izaho hisaina kely amin'ity parlé zeu t'aimeu ity ka :roll:

29. Fiffi
(
18/05/2006 08:09)
rapala: ka inoa akia no tadiavina mihoatr'izany ?
colar: hummmm ! sambatra zany izay hiteny anao "je t'aime " an!
sweetia: hisaino moramora ao akia an! :)
colar: hummmm ! sambatra zany izay hiteny anao "je t'aime " an!
sweetia: hisaino moramora ao akia an! :)

31. colar
(
18/05/2006 08:54)
raha ohatra kosa ve ny vhv retra ato serasera no hiteny an zany tsy ho banky ihany za kty:-D:-D:-D,mba resaka zany fa io ange tsy maintsy we ol ray ihany no afaka atao an zany e ,na ravalo aza tsy ahavita an zany

32. lali
(
18/05/2006 08:58)
tsy misy an'izany mikoty bandy zany ioeh! za zao manmbady miteny an'izany de ahoana matahotra ny hilaozany ve?

33. sasa
(
18/05/2006 09:07)
hi hihihih mampmé mintsy ato klé
Za indray tsy mba miteny an'io mot io izany raha tsy hoe tena tiako ilay olona, :-D:-D:-D:-D:-D:-D sambatsa ze mahazo an'io avy aty amiko fa tena reveko izy izany :-D:-D:-D
Za indray tsy mba miteny an'io mot io izany raha tsy hoe tena tiako ilay olona, :-D:-D:-D:-D:-D:-D sambatsa ze mahazo an'io avy aty amiko fa tena reveko izy izany :-D:-D:-D

35. rapala
(
18/05/2006 09:49)
sweetia: aza atao mampiasa saina izany fa manjary alina eo ny andro:lol:

37. sweetia
(
18/05/2006 10:18)
rapala dia rehefa alina ny andro de matory ka de aveo miverina misaina inadray rehefa maraina ny andro :lol:

39. cutie
(
18/05/2006 10:29)
le je t'aime koa reto efa be mpiteny loatra fa tsyhay tsony ze dikany :-D::-D:-D:-D:-D

40. sweetia
(
18/05/2006 10:39)
rapala oui hitohy mandrakizay izy io raha toa ka azo mihintsy le saina alaina :-D