Mitady namana malagasy.

161. cutie ( 02/06/2006 17:48)
le fanenon'ny in ry mandrindra no revinao :-D
162. MTN ( 02/06/2006 18:22)
non capisco
163. cutie ( 02/06/2006 18:35)
:roll::roll::roll:
164. mandrindra ( 05/06/2006 07:51)
ilay fanenon'ilay teny ka :-D:-D
dia ny feon'ilay kisoa kely rehefa ajedaka koa :-D:-D
165. cutie ( 05/06/2006 12:32)
andray,mampa le kisoa kely :-D:-D:-D
166. mandrindra ( 05/06/2006 12:49)
mampa ahoana nefa ianao toa faly be :D
167. cutie ( 05/06/2006 18:31)
mampa ka:cry:
168. mandrindra ( 06/06/2006 07:35)
etsy ho fafako ny ranomaso:-*, dia tsikitsiky amin'izay an :D,
169. cutie ( 06/06/2006 12:30)
ie:lol::}:}:}
170. mandrindra ( 06/06/2006 12:51)
:-*
171. MTN ( 06/06/2006 13:29)
:-* sady mihinana cosson de lait
172. cutie ( 06/06/2006 19:08)
tsss,MTN nitsikilo :-D
mandrindra:-*
173. mandrindra ( 07/06/2006 19:59)
fa maninona no be mpitsikilo izay toerana rehetra aleha ?
174. cutie ( 07/06/2006 20:00)
asa mitsy :-D
175. mandrindra ( 07/06/2006 20:59)
ny mahavarina ilay mpitsikilo volohany aza efa tsy manao intsony
176. cutie ( 07/06/2006 21:06)
efa fay v e:-D
177. mandrindra ( 07/06/2006 21:07)
angamba :-D
178. cutie ( 07/06/2006 21:11)
hhihiihhi:-D
179. Fiffi ( 08/06/2006 05:13)
MTN: :miam:
180. mandrindra ( 08/06/2006 07:03)
cutie, io njay fa mitady hiverina ilay mpitsikilo fa mbola tsy dia sahy mikôzy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3594