Mitady namana malagasy.

221. cutie ( 16/06/2006 19:59)
:-D:-D:-D:-D
222. mandrindra ( 16/06/2006 20:19)
zah tonga dia mikatona ny sofikoe, tsy mandre afa tsy ilay feo kanto :-D:-D
223. Herimiafina ( 16/06/2006 23:36)
Manararaotra lobolobo njay an! hehehehe=))=))
224. cutie ( 17/06/2006 00:13)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 17-06-2006 01:19:03
Lohateny : Re : Mitady namana malagasy.
zah tonga dia mikatona ny sofikoe, tsy mandre afa tsy ilay feo kanto

za koa,de tsy mahita ny mpitsikilo koa:-D:-D:-D
225. mandrindra ( 17/06/2006 10:33)
za ihany jerena an :-D:-D
226. cutie ( 17/06/2006 15:21)
:-D
nga tsy efa hainao
227. mandrindra ( 20/06/2006 07:15)
ie, fa aleo manamafy hatrany ka :lol:
228. cutie ( 20/06/2006 18:59)
tsy efa mafy ve zay?:lol:
229. mandrindra ( 21/06/2006 06:13)
efa mafy fa raha vao tsy kojakojaina dia sao mihena ny tanjany :D
230. cutie ( 21/06/2006 11:33)
mazotoa aza:lol:
231. mandrindra ( 21/06/2006 12:33)
mazoto foana ka :D
232. cutie ( 21/06/2006 13:49)
ok:wink:
233. mandrindra ( 22/06/2006 06:57)
inn njay zao no masaka any :lol:
234. cutie ( 22/06/2006 15:03)
in ny tinao :lol:
235. mandrindra ( 23/06/2006 06:52)
in klou no spesilite-nao e:D
236. cutie ( 23/06/2006 13:55)
maminany ihany :-D
237. mandrindra ( 23/06/2006 14:00)
dia masaho ilay maminany zany :-D:-D:-D
238. cutie ( 23/06/2006 14:05)
aok aalou fa mbola tsy mety masaka:-D
239. mandrindra ( 23/06/2006 14:11)
ketreho tsara e:-D
240. cutie ( 23/06/2006 18:07)
mbola miandry an'i mandrindra haka kitay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806