Mitady namana malagasy.

281. Herimiafina ( 21/07/2006 17:43)
8O:roll:=))=))
282. mandrindra ( 24/07/2006 07:52)
cutie, mbola ampiana :wink:

herimiafina, inn ary tia copier-coller ity :lol:
283. cutie ( 24/07/2006 17:56)
mandrindra ie :wink:
284. mandrindra ( 25/07/2006 11:57)
:*(l):*(l):*(l):*(l)
285. cutie ( 25/07/2006 19:15)
tohizana foana:*:wink:
286. Herimiafina ( 25/07/2006 19:37)
Ovay amin'izay kah, hatramin'izao ve mbola bisous foana! hehehehe=))=))
287. cutie ( 25/07/2006 20:21)
tsy misy idiran'i HM zany :twisted:
288. mandrindra ( 27/07/2006 07:25)
cutie, ie, foana :*, foana:*

herimiafina, efa nolazain'i cutie io fa ialahy tsy mahazo miditra
289. cutie ( 27/07/2006 10:09)
mandrindra tsy miala @ :*:*:*
290. Herimiafina ( 27/07/2006 13:14)
Tsy aleo ve ry zareo mivady amin'izay fa ela loatar, izahay te hahita mariazy, hehehehe=))=))
291. cutie ( 27/07/2006 14:07)
:-D
292. dailynews ( 27/07/2006 15:33)
xxx:

Mipetraka San Diego CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*


ndry ary izay aho vao nahita ity!! eto SD aho fa manorata amin ny hafatra.
293. Herimiafina ( 27/07/2006 15:38)
Hay ve i Daily efa any SD e! hanontanio retsy ilay contact nomeko anjy iny fa tao SD anie izy taloha e, misy gasy fantany ao angamba. :wink:
294. dailynews ( 27/07/2006 15:45)
raikitra e :D
295. Herimiafina ( 27/07/2006 16:48)
Siora retsy an! :wink:
296. mandrindra ( 27/07/2006 20:19)
cutie, izay mihitsy :*:*:*

herimiafina, ary toa ialahy indray letsy no tsy maharitra le:-D:-D
297. cutie ( 27/07/2006 20:24)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-07-2006 01:19:38
Lohateny : Re : Mitady namana malagasy.
cutie, izay mihitsy

(l)
298. mandrindra ( 27/07/2006 20:34)
rehefa midorehitra menamena be
299. cutie ( 27/07/2006 20:43)
:-D
300. mandrindra ( 27/07/2006 20:47)
mena mena, asa raha ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1223